Olivier

Olivier Si le plan A ne marche pas, il reste encore 25 lettres dans l'alphabet.

19/10/2025
Aty amin'ny Tanàna
19/10/2025

Aty amin'ny Tanàna

Ny fampandrosoana dia tsy maintsy Misy drafitra matipaika andraisan'ny rehetra anjara no Sady eken'ny rehetra. Izany dra...
17/10/2025

Ny fampandrosoana dia tsy maintsy Misy drafitra matipaika andraisan'ny rehetra anjara no Sady eken'ny rehetra. Izany drafitra izany no ametrahana tableau de bord izay misy indicateurs mazava tsara hahafahana mandrefy azy. Mba hahafahana manatratra ny indicateur tsirairay dia tsy maintsy misy"Processus" arahina ary tsy tokony ho dinganina. Tsy misy fampandrosoana raha toa ka tsy mandray anjara ny rehetra na koa tsy eken'ny rehetra ny Zavatra hatao. Noho izany Raha te handroso ny vahoaka ao amin'ny Firenena iray dia Mila miara-mametraka drafitra (Plan) mazava tsara izay andraisan'ny rehetra anjara no Sady eken'ny rehetra. Na inona na inona Zavatra hataon'ny Mpitondra nefa tsy nandraisan'ny rehetra anjara no Sady tsy eken'ny rehetra dia tsy hitondra fampandrosoana izany.

Tambanivolo
13/10/2025

Tambanivolo

Ianao no tompon'andraikitra voalohany amin'ny fanatsarana ny fiainanao. Ny Ray amand-Reninao, ny raitapo aminao, ny vadi...
03/10/2025

Ianao no tompon'andraikitra voalohany amin'ny fanatsarana ny fiainanao. Ny Ray amand-Reninao, ny raitapo aminao, ny vadinao, ny namanao, ny mpiaramiasa aminao sy ny maro tsy voatanisa dia natao hanampy anao fotsiny. Fa ny tena Tompon'andraikitra voalohany amin'ny fanatsarana ny fiainanao dia ianao.

Mirary herinandro ho feno fahombiazana ho antsika rehetra.
15/09/2025

Mirary herinandro ho feno fahombiazana ho antsika rehetra.

Sokafo ny Google ao aminy findahinao ,avy eo sorato eo aminy recherche ny Gemini avy eo clikeo ny Gemini mba hisokatra, ...
11/09/2025

Sokafo ny Google ao aminy findahinao ,avy eo sorato eo aminy recherche ny Gemini

avy eo clikeo ny Gemini mba hisokatra, rehefa misokatry ny Gemini dia misy soratra demandez a Gemini izay eo ambany , amboninio +Kely no ametrahanao ity soratra ity ataovo copie :

Prompt :

"Créez une figurine commerciale à l'échelle 1/7 de (le personnage sur la photo), de style réaliste, dans un environnement réel. La figurine est placée sur un bureau d'ordinateur. Elle possède une base ronde en cristal violet transparent. À côté du bureau se trouve la vraie personne sur la photo, à taille réelle, avec la tenue que sur la photo et la figurine, nettoyant soigneusement la figurine avec une brosse fine. Dans un studio de style moderne, bien éclairé. Avec une collection de jouets et de figurines et un cadre mural lumineux avec le mot "CAPCUT MADA" ( na ovainao anaranao) en neon bleu en arrière-plan.Gros plan. Mise au point nette. Résolution 8K. Ultra détails. Ultra haute résolution. Détails complexes"

rehefa vitanao copi io soratra ambony io de atovo collé apetaho eo aminy Demander a Gemini amboniny+ io avy eo clikena amizay le + dia manomè ajouté de photos,safidianao amizay izay sariny tianao Alefa ao anatiny galerie nao dia envoyé na
miandry seconda Kely anao dia avokany eo Ilay photo efa vita .

Nandramako fotsiny 😝
10/09/2025

Nandramako fotsiny 😝

Address

Betroka
613

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Olivier posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share