Hvkl Radio 90.8 FM Mahajanga

Hvkl Radio 90.8 FM Mahajanga "JESOSY KRISTY AVY ANY NAZARETA NO ILAINAO"

05/06/2026
04/05/2026

JESOSY KRISTY NO ILAINAO!!!

🔥🔥🔥
04/05/2026

🔥🔥🔥

JESOSY KRISTY NO ILAINAO!!!

23/02/2026

📢📢📢 MAHAJANGA 🔥🔥🔥
👉🏻 JESOSY KRISTY NO ILAINAO!!!
🛑 École de Ministère ho an'ny Pasteurs sy ny Mpiandraikitra.
📌 "Asa fanompoana ankasitrahan' Andriamanitra"
🗓️ Alarobia 25 Febroary 2026
🕝 @ 2ora sy sasany tolakandro (14h30min)
⛪ Toby Hvkl Mission Mahajanga
📖 Pasteur Rodolphe DAFINIARIVO

Fiadanana Tompoko!Efa miverina ny fanarahan-tsika  ny HVKL RADIO 90.8 FM Mahajanga.Misaotra ny amin'ny faharetana.Mihain...
22/02/2026

Fiadanana Tompoko!
Efa miverina ny fanarahan-tsika ny HVKL RADIO 90.8 FM Mahajanga.
Misaotra ny amin'ny faharetana.
Mihainoa finaritra , mahazoa aim-panahy daholo ô!

07/02/2026

Fiadanana Tompoko!!!
Misy fihatona kely ny fandrenesan-tsika ny HVKL RADIO 90.8 FM MAHAJANGA , noho ny fandalovan'ny rivo-doza teto Mahajanga dia misy olana ny fitaovana hampiasaina eto -peo.
Efa eo am-pitadiavana ny vahaolana ny ekipa , koa maharetà kely Tompoko.
Tahian'i Jesosy daholo!!!

Address

Boeny

Telephone

+261338965520

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hvkl Radio 90.8 FM Mahajanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Hvkl Radio 90.8 FM Mahajanga:

Shortcuts

Share

Category