SDA Andilamena

SDA Andilamena Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from SDA Andilamena, Media/News Company, Didy/Ambatondrazaka, Didy.

Tongasoa ny Pastora vaovao mitantana ny distrika Andilamena. Mavità be amin'ny asan'ny Tompo. AMIN'NY HERITAONA TOY IZAO...
13/04/2025

Tongasoa ny Pastora vaovao mitantana ny distrika Andilamena. Mavità be amin'ny asan'ny Tompo.
AMIN'NY HERITAONA TOY IZAO INDRAY MANDRAY NY VAOVAO.

Mandray anjara amin'ny hetsika fangorahana ny mpiara-belona teto Ambolonakoho ny MINENF sy ny JA -Andilamena. Izany dia ...
15/03/2025

Mandray anjara amin'ny hetsika fangorahana ny mpiara-belona teto Ambolonakoho ny MINENF sy ny JA -Andilamena. Izany dia efa nialohavana conference Ankalamanjana izay nifarana androany 15/03/24

Sabata 1Mars, fitsidihan'ny CR Andrefan'Alaotra teto amin'ny Distrikan'Andilamena. Hatsory ny tananao : Io no lohahevitr...
02/03/2025

Sabata 1Mars, fitsidihan'ny CR Andrefan'Alaotra teto amin'ny Distrikan'Andilamena. Hatsory ny tananao : Io no lohahevitra. (sady manome no mandray fa raha mivonkona dia sady tsy afaka mandray no tsy afaka manome)! Mankasitraka Madame Olivia! Hombanao ny Tompo.

Ireto ny trano fiangonana andalam-pahavitàna eto amin'ny distrikan'Andilamena,  niainga ny taona 2024 lasa teo. Izay eza...
24/02/2025

Ireto ny trano fiangonana andalam-pahavitàna eto amin'ny distrikan'Andilamena, niainga ny taona 2024 lasa teo. Izay ezakin'ny mambra madiodio.
Commune Miarinarivo
Commune Bemaitso
Fonkotany Ambolonakoho /Andilamena

Conférence hoan'ny mpianatra sy ny RADn'ny mpianatra ary ny mpampianatra tao @ sekoly "Les étoiles" Andilamena.
14/02/2025

Conférence hoan'ny mpianatra sy ny RADn'ny mpianatra ary ny mpampianatra tao @ sekoly "Les étoiles" Andilamena.

JA Andilamena, Asa fanasohavana ny firenena, mandray anjara @ fambolen-kazo miaraka amin'ny mponina Andilamena.
12/02/2025

JA Andilamena, Asa fanasohavana ny firenena, mandray anjara @ fambolen-kazo miaraka amin'ny mponina Andilamena.

Ho sokafana androany 01/02/25 ny taom-piasan'ny Tanora eto amin'ny distrika Andilamena. Efa vonona ny tanora!!! 🙏🙏🙏
01/02/2025

Ho sokafana androany 01/02/25 ny taom-piasan'ny Tanora eto amin'ny distrika Andilamena. Efa vonona ny tanora!!! 🙏🙏🙏

Address

Didy/Ambatondrazaka
Didy
503

Telephone

+261348719655

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SDA Andilamena posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to SDA Andilamena:

Share