28/11/2025
💥Karakôry Diego!💥🙌
ho avy ny farantaoño, ndreky taom- baovao.💪🔥🙌
🔥asa mba EFA nandiniky ny momba ny ara- pañahy anao? est- ce que efa azonao antoko ny mandrakizay - nao?🔥
🔥 aza variaña fa efa kely sisa ny andro iainantsika zanak'olombeloño Kay Mila assuregna tsara ny fiainana añy ankoatra fa tsy hijanoño ela eto an- tany antsika.
🔥 Hamafiso ny ara- pañahinao.🙌💪
🔥 Manasa anao mba hamaky ity fanasana ity hatramin'ny farany.🙌