Botik'Antsika Fenerive-Est

Botik'Antsika Fenerive-Est 🌼🌼Tsisy manana ny ampy ,fa sambatra izay mifanampy 💞💗🌼

Vide daholo ny tavoahangy 🤣🤣 Alefaso ny commande fa manome toky anareo izahay📞0345035966
15/07/2026

Vide daholo ny tavoahangy 🤣🤣
Alefaso ny commande fa manome toky anareo izahay
📞0345035966

🍷✨ Ny divay dia tsy zava-pisotro fotsiny…fa mitahiry fahatsiarovana, fihetseham-po ary tantara tsy hay hadinoina 💖Manana...
24/04/2026

🍷✨ Ny divay dia tsy zava-pisotro fotsiny…
fa mitahiry fahatsiarovana, fihetseham-po ary tantara tsy hay hadinoina 💖
Manana lanonana ve ianao?
💍 Mariazy
🎉 Anniversaire
👶 Batemy
❤️ Surprise romantique
👉 Ataovy miavaka kokoa izany amin’ny:
🍷 Divay personnalisé
✨ Apetrakay aminy:
✔️ Sary
✔️ Anarana
✔️ Daty
✔️ Hafatra avy am-po
💫 Satria ny fotoana manan-danja eo amin’ny fiainanao…
👉 tsy hiverina intsony, fa azo tehirizina ho fahatsiarovana mandrakizay
📍 Eto Fenerive Est izahay
📩 Tongava manao commande amin’ny message privé
☎️ 034 50 359 66
💎 “Ny tavoahangy iray, mitahiry fotoana iray mandrakizay.” 🍷💖

Address

Fénérive-Est
509

Telephone

+261343512972

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Botik'Antsika Fenerive-Est posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share