T. Arosoa

T. Arosoa Merci pour votre confiance ❤️🥰

Ventes diverses articles
Livraison partout Madagascar : ho any amin'ny faritra dia alefa mobile money mialoha ny vola + frais de livraison et frais de retrait.

Sao mba misy mahafeno condition ato fa zay tsy mahafeno🥺🤣
14/05/2025

Sao mba misy mahafeno condition ato fa zay tsy mahafeno🥺🤣

Raha mahaliana anao dia manaova commentaire fotsiny dia hidirany MP ianao.

❌35000 ariary ❌fotsiny izy 17 isa be izao:Pruta IKEA/Boite de conservation en plastique souple sy matevina, afaka atao a...
14/05/2025

❌35000 ariary ❌fotsiny izy 17 isa be izao:
Pruta IKEA/Boite de conservation en plastique souple sy matevina, afaka atao anaty micro-onde, afaka itondrana sakafo ihany koa.
Couleur dispo: noire,orange,marron,vert alge,mena

Aiza daholo ireo tia kafe sady mangatsiaka ny andro izao, ity ny kafe o. Misy kopy gasy ihany koa mety tsara hatao fanom...
14/05/2025

Aiza daholo ireo tia kafe sady mangatsiaka ny andro izao, ity ny kafe o. Misy kopy gasy ihany koa mety tsara hatao fanomezana ho an'i neny 'ny reny ihany koa izy ity.
Mety ho an'ny mpivarotra m**o sy kafe ihany koa.

❌55000 ariary izy rehetra❌_2 Marmite 18 cm, 22cm_1 casserole 16cm_1 poêle 22cm_6 louche_3 couvercles en verre
14/05/2025

❌55000 ariary izy rehetra❌
_2 Marmite 18 cm, 22cm
_1 casserole 16cm
_1 poêle 22cm
_6 louche
_3 couvercles en verre

Amin'izao ririnina izao, matetika tsentsina ny orony zazakely ka mety ho an mitaiza kely ity.❌Kit pour bébé 25000 ❌Aspir...
14/05/2025

Amin'izao ririnina izao, matetika tsentsina ny orony zazakely ka mety ho an mitaiza kely ity.

❌Kit pour bébé 25000 ❌
Aspirateur nasale 4pieces :
- fanadiovana orona tsy mila mouchoir
- sotro kely fanomezana fanafody
- brosse à dent fanalana hidihidy amin'ny hihy nify vao maniry
- pompe lava iray

Araraoty fa ❌800 ariary monja❌Eponge métallique.Mahasolo zex tsara, tsy kika fa mangirana sady malama
14/05/2025

Araraoty fa ❌800 ariary monja❌
Eponge métallique.
Mahasolo zex tsara, tsy kika fa mangirana sady malama

14/05/2025

Ho anareo te hijery fanomezana ho an'i neny 'ny reny🎉.
Ao misy azo atao tsara🥰

Promotion eto  T. Arosoa amin'izao fete de mère izao ka aza tara ary 🎉❤️🥰
14/05/2025

Promotion eto T. Arosoa amin'izao fete de mère izao ka aza tara ary 🎉❤️🥰

14/05/2025

Hey, tolory fanomezana🎁 i .
Misy promotion fêtes de mère ato o.
Ao sary sy mombamomba azy ka jereo zay mety.

10/05/2025

Kojakojan-dakozia indray manaraka eo ho an izay mitady.
Prix azo atao tsara hatrany

Ho an'izay mpanao sauce na sakay  mety tsara ho anareo ity fa asio maso anie🥰, pot à sauce 30ml atao fasina sakay,sauce,...
09/05/2025

Ho an'izay mpanao sauce na sakay mety tsara ho anareo ity fa asio maso anie🥰, pot à sauce 30ml atao fasina sakay,sauce,sns. 9000 ariary ny 100 isa ka aza tara ary

Hey aty maso ô🥰Barquettes :3 5000 ariary prix de gros de 50 pieces /1L (17,3*11,5*6*5)30 000 ariary 50 pieces /500ml
09/05/2025

Hey aty maso ô🥰
Barquettes :3 5000 ariary prix de gros de 50 pieces /1L (17,3*11,5*6*5)
30 000 ariary 50 pieces /500ml

Address

Fandriana

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when T. Arosoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to T. Arosoa:

Share