Radio Teny Fiainana Fisakana

Radio Teny Fiainana Fisakana Radio an'ny FLM SPaFi

02/09/2026
22/08/2026

Akon'ny hetsika tany Miarinavaratra !
Live tany Miarinavaratra ho fanohanana an'ny RTFF!

Antsivan'i Salema Ankafobalo

Mankasitraka an'zareo @ fitiavana ny Onjam-peo!
Andriamanitra hamaly fitia anareo ary mitomboa talenta hatrany!


Radio Teny Fiainana Fisakana

21/08/2026

Akon'ny hetsika tany Miarinavaratra !
Live tany Miarinavaratra ho fanohanana an'ny RTFF!

Ankon'ny Lanitra Ambohimirary

Mankasitraka an'zareo @ fitiavana ny Onjam-peo!
Andriamanitra hamaly fitia anareo ary mitomboa talenta hatrany!


Radio Teny Fiainana Fisakana

20/08/2026

Live tany Miarinavaratra ho fanohanana an'ny RTFF!

Taratry ny Famonjena Tatamalaza

Mankasitraka an'zareo @ fitiavana ny Onjam-peo!
Andriamanitra hamaly fitia anareo ary mitomboa talenta hatrany!


Radio Teny Fiainana Fisakana

Mankasitraka an'ireto Chorale ireto tamin'ny hetsika natao tany Ambadikan'i Manangana natao tao Miarinavaratra ho fanoha...
19/08/2026

Mankasitraka an'ireto Chorale ireto tamin'ny hetsika natao tany Ambadikan'i Manangana natao tao Miarinavaratra ho fanohanana an'ny RTFF :
✔️Antsivan'i Salema Ambohibolafotsy
✔️Taratry ny Famonjena Tatamalaza
✔️Akon'ny Lanitra Ambohimirary

Tena mahafinaritra be ny fiarahana! Misaotra antsika amin'ny fitiavana izay nasehonareo! Andriamanitra hamaly fitia hatrany!

.2
Radio Teny Fiainana Fisakana

19/08/2026

Live ho fanohanana ny RADIO !
Taritry ny Famonjena Tatamalaza
Mankasitra e!🙏

19/08/2026

Live ho fanohanana ny Radio!
Antsivan' SALEMA
Mankasitra an zareo!

19/08/2026

Hetsika ho fanohanana an'ny Radio!
Aiza daholo antsika Ambadikan'i Manangana? Miarinavaratra, fotoanatsika anio hanomboka azy zao!

𝐅𝐈𝐀𝐍𝐆𝐎𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐋𝐎𝐓𝐄𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐋𝐀𝐆𝐀𝐒𝐘𝐒𝐘𝐍𝐎𝐃𝐀𝐌-𝐏𝐀𝐑𝐈𝐓𝐀𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐒𝐀𝐊𝐀𝐍𝐀𝐒𝐞𝐤𝐨𝐥𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐨𝐦𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐌𝐩𝐚𝐦𝐩𝐢𝐚𝐧𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐒𝐅𝐌-𝐅𝐋𝐌 𝐅𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐧𝐚.𝐒𝐚𝐛𝐨𝐭𝐬𝐲 18 𝐉𝐨𝐥𝐚𝐲 2...
19/07/2026

𝐅𝐈𝐀𝐍𝐆𝐎𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐋𝐎𝐓𝐄𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐌𝐀𝐋𝐀𝐆𝐀𝐒𝐘
𝐒𝐘𝐍𝐎𝐃𝐀𝐌-𝐏𝐀𝐑𝐈𝐓𝐀𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐒𝐀𝐊𝐀𝐍𝐀
𝐒𝐞𝐤𝐨𝐥𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐨𝐦𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐌𝐩𝐚𝐦𝐩𝐢𝐚𝐧𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐒𝐅𝐌-𝐅𝐋𝐌 𝐅𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐧𝐚.
𝐒𝐚𝐛𝐨𝐭𝐬𝐲 18 𝐉𝐨𝐥𝐚𝐲 2026.
𝐋𝐚𝐧𝐨𝐧𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐦𝐨𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐩𝐢𝐨𝐟𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐦𝐩𝐚𝐦𝐩𝐢𝐚𝐧𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐦𝐢𝐢𝐬𝐚 46 𝐦𝐢𝐚𝐧𝐚𝐝𝐚𝐡𝐲;
𝐀𝐍𝐃𝐈𝐀𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐒𝐈𝐍𝐀 𝐈𝐈 𝐟𝐚𝐡𝐚-28 𝐧𝐢𝐯 𝐈 𝐬𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚- 16 𝐧𝐢𝐯 𝐈𝐈 𝐭𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐅𝐋𝐌 𝐙𝐢𝐨𝐧𝐚 𝐀𝐧𝐭𝐞𝐭𝐞𝐳𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐧𝐚.
Tonga nanotrona ny fotoana ireo Raiamandreny:
Tonian'ny FLM, Filohan'ny SPaFi sy ireo Pastora mpiara-miasa aminy
Filoha nasionalin'ny FFL, sy ny Programa Miara-Mianatra.
Ireo solontenam-panjakana avy amin'ny DREN Amoron'i Mania.
Andriamatoa Député Zavamanitra; Ray mpiahy ny Andiany Fanasina II
Ramatoa Lehiben'ny Distrikan'i Fandriana.
DRETFP Amoron'i Mania.
Ireo mpanabe tarihin'ny mpanolon-tsain'ny fanabeazana
Ireo Ray aman-dRenin'ny mpiofana, ny mpiofana zandriny ary ny kristiana.
Faneva noraisin'izy ireo ny Matio 5:13a:
"Ianareo no fanasin'ny tany."
Nitondra ny Tenin'Andriamanitra tamin'izany ny Pastora Tonian'ny FLM nanambara fa:
Ny FANASINA dia mijoro ho mpanompon'Andriamanitra, mamorona fiaraha-monina ahitana ny taratr'i Kristy, amin'ny fotoana rehetra sy ny toerana rehetra.
Marihina fa nisy mirahalahy izay manana olana ara-pahitana novatsian'ny Programa Miara-Mianatra, anisan'ny nahazo mari-pahaizana ho mpampianatra ambaratonga faharoa na kolejy navoaka tamin'ity andiany ity.
𝐍𝐲 𝐞𝐤𝐢𝐩𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐑𝐚𝐝𝐢𝐨 𝐓𝐞𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐚𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐅𝐢𝐬𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐝𝐢𝐚 𝐦𝐢𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐛𝐚 𝐬𝐲 𝐦𝐢𝐫𝐚𝐫𝐲 𝐬𝐨𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨, 𝐉𝐞𝐬𝐨𝐬𝐲 𝐡𝐢𝐭𝐚𝐡𝐲 𝐚𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨 𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚𝐧𝐲 𝐦𝐛𝐚 𝐡𝐨 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐬𝐢𝐧𝐚 𝐭𝐨𝐤𝐨𝐚.
Radio Teny Fiainana Fisakana
Sekoly Fanomanana Mpampianatra SFM-FLM
MIARA - Mianatra

Address

Ambozotany
Fandriana

Opening Hours

Monday 05:00 - 22:00
Tuesday 05:00 - 22:00
Wednesday 05:00 - 22:00
Thursday 05:00 - 22:00
Friday 05:00 - 22:00
Saturday 05:00 - 22:00
Sunday 05:00 - 22:00

Telephone

+261381012912

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Radio Teny Fiainana Fisakana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Radio Teny Fiainana Fisakana:

Shortcuts

Share

Category