13/06/2024
FANTARO MIALOHA IRET0 DIA TSY HO VERIVERY FOANA NY FOTOANANâNY ZANAKAO MANDRITRA NY VACANCES.
đđIty fizarana ity dia natao ho anâireo RAY amand- RENY izay maniry hatrany ny hampivelatra ny zanany aminâny lafiny maro.
Voalohany : NY vacances hoy isika dia natao hiala sasatra. Marina izany, natao hiala sasatra, natao hiovana rivotra, natao hiovana routine. Noho io antony ireo dia maro ny RAD sy ny ankizy mieritreritra fa rehefa vacances dia :
â BYE BYE ny fiananarana.
â Kilalao sy fialamboly irery ihany no atao Ary matory mandritra ny H24.
Diso be tompoko io fomba fiheverana io. Raha RAD ianao dia fotoana fanararaotana io hampianaranao ny zanakao COMPETENCES na fahaizamanao vaovao.
đŻMety ho fanamafisana ireo lesona tany ampianarana. ( ohatra manamafy teny vahinyâŠ..)
đŻMety ho fianarana zavtra vaovao mihintsy izay tsy ataonâny zanakao any ampianarana mihintsy toy ny
đmianatra mahandro,
đ manjaitra,
đmiteny imasombahoaka, Mikabary
đ mianatra mamboly any aminâny dadabe sy bebe,
đmianatra mampirina trano sy ireo asa tsy afaka ataony rehefa mianatra noho ny fotoana snsâŠâŠ.
âïžNB: Ilay miantra miditra MIDITRA 8H par jour no tsy atao intsony rehefa vacances fa ilay mianatra FAHAIZAMANAO Ho entina miatrika ny fiainana, aminâny VACANCES no tena FANAOVANA AZY.
Ho anâireo maniry hanamafy na hanomboka hianatra teny FRANTSAY sy ANGLISY dia VONJEVONJEO ny toerana ao aminâny centre RENIALA.
Ao aminâny commentaire misy activitĂ©s maro2 afaka ataonâny ZAZA mpiantra atao mandritra izao vacances izao.