14/06/2026
🚀 FORMATION IMPORTATION CHINE : IANAO INDRAY NO HO LASA GROSSISTE ! 🚀
Raha mbola miankina amin'ny olona foana ianao vao mahazo entana hamidy, dia ho lava rantsana foana ny fandaniana ary ho kely foana ny "bénéfice"-nao.
Fotoana izao hianaranao manafatra entana mivantana any amin'ny orinasa sinoa, amin'ny alalan'ny finday fotsiny, na dia tsy hiala eo ambony fandriana aza ianao.
Mba hifanarahana amin'ny fahafahanao dia misy karazany roa ny fampianarana atolotra anao :
👥 1. FORMATION EN GROUPE
📍 Toerana : Ambohimanarina Tsena.
🤝 Misy fifanakalozana sy fiarahana mianatra ao anatin'ny tsikitsiky sy ny fahavononana.
👤 2. FORMATION EN PARTICULIER
🎯 Ianao sy ny mpampianatra irery ihany (Coaching individuel).
⏰ Ny andro sy ny ora mifanaraka amin'ny fotoana mety aminao.
🏡 Azonao isafidianana ny toerana (any an-tranonao, any am-piasana, na amin'ny toerana mifanentana).
🛠️ Inona no ho hainao antsakany sy andavany amin'izany?
📱 Ny fampiasana ny App rehetra : 1688, Pinduoduo, Taobao, Shein... ianarantsika manontolo ny fomba fitadiavana ny entana mora indrindra sy tsara kalitao.
💳 Ny fomba fandoavam-bola : Tsy mila matahotra intsony hoe ho lasan'ny mpisoloky ny volanao, ianarantsika ny fomba fandoavana azy azo antoka.
📦 Ny momba ny Transitaire : Ny fomba fifidianana izay handray ny entanao any Chine sy hanatitra azy eto Madagasikara (na maritime na aérien), miaraka amin'ireo adiresy efa azo itokisana.
🤝 Ny fifampirarahana : Ny fomba firesaka amin'ny Sinoa hahazoana fihenam-bidy nefa ianao tsy mahay teny sinoa akory.
🎁 Ny fanampiny : Rehefa mifarana ny fampianarana, tsy hoe misaraka eo isika. Misy groupe privé itambarantsika mba hanampiana anao rehefa misy zavatra manitikitika anao, hisorohana ny fahadisoana.
✨ Vantany vao vita ny formation dia efa afaka manafatra entana avy hatrany ianao!
📋 Ny zavatra ilaina sy hoentina :
📲 Smartphone + Connexion Internet tsara.
🪪 CIN na Passeport na Permis de conduire (ho an'ny fanamarinana kaonty).
🔌 Chargeur (raha toa ka tsy dia mitana batterie loatra ny finday).
📌 INFOS PRATIQUES :
💵 Sarany Formation en Groupe : 50.000 Ar
💵 Sarany Formation en Particulier : 60.000 Ar
⚠️ PLACES LIMITÉES (Ho an'ny asabotsy) : Mba hahafahana manao pratique tsara ny tsirairay, dia olona voafetra ihany no raisina isaky ny session.
📥 FOMBA FISORATANA ANARANA :
1️⃣ Tsindrio avy hatrany ity rohy ity raha hisoratra anarana mivantana:
👉 mkcorporation.vercel.app
2️⃣ Na manorata "GROUPE" na "PARTICULIER" eto ambany amin'ny fanehoan-kevitra (commentaire) na tonga dia handao hafatra amin'ny Messenger.
📞 Laharana afaka antsoina :
📞 Tel: 032 27 009 27
📞 Tel: 034 68 600 18
📞 Tel: 034 42 899 42