Zara Hay

Zara Hay Produits/Service

12/03/2026

Mbola mizara foana isika ah

07/06/2024

Zoma voalohany Jona
Volan'ny Ankizy🥰

31/08/2023

Miarahaba atsika rehetra eh😊

Hiresaka motivation kely isika alo
Ao tsara ve? vonona ve?

Ndao ary ho resahana ny motivation, fatatsika fa tena ilaina motivation eo fa kosa tsy ampy anefa izany.

Averiko ndray tsy ampy anefa izany raha mijanona no motivé nefa zero action. Motivation + Action = Resultat. Ny resultat koa anefa tsy voatery ho posiitif fona fa ndraindray negatif ihiany koa. Satria Anndriamanitra dia nanao Mazava sy ny Maizina. Midika zany fa misy resultat posiitif sy resultat negatif.

Misy anefa ny olona mba maniry resultat posiitif nefa toa negatif fona no mindranga. Tsy hoe ianao tsy mahay raha negatif fona resultat nao fa kosa misy zavatra tokony ary tsy maintsy arenina ao.

Matoa koa enao nahita resultat posiitif dia tsy tongatonga ho azy izay fa misy antony lehibe. Tadidio anefa fa ny olona tsy nanao erreur na echec dia olona tsy nanao na Inona na Inona izy zay. Raha nanao echec na erreur ianao t@business izay nataonao dia tsy midika izany hoe tsy mahay ianao fa kosa nanao ianao fa echec ilay izy.

Ilay echec nao androany na t@omaly dia avadiho no experience ho entinao hanatsarana ny business nao rahapitso. Ny echec na erreur no manambara fa nanao action ianao izay hitondra ny Fahombiazanao rahapitso.

Fehiny mila motivation isika business ataotsika nefa kosa tsy mila mijanona eo fa mireso makany . Satria ny fanaovanao ilay action dia ahitanao ilay echec na erreur. Ary ilay echec na erreur nao androany no ho entinao hanatsara ilay business rahapitso. Aza matahotra hanao erreur na echec fa raiso ho lesona ilay izy.

miavaka
manomboka

29/04/2023

Hiresaka momba "confiance en soi" isika amin'ny herinandro ambony io.

Abonné-o pejy

23/09/2022

Mifidy Namana = mifidy Fiainana

Ny namanao androany no mamaritra ny ho avinao rahapitso!

Raiso ho namana ny olona rehetra fa kosa vidio tsara ny tena ho namanao.

Ny tena namana dia:

- Manohana anao hatrany ataonao rehetra

- Miteny mivantan rehefa tsy mety ny ataonao

- Faly izy rehefa mahomby anao

- Manaohana anao fona izy "projet d'avenir" nao

- Eo fona izy na na izay manjo anao.

Fehiny mahay mifidy Namana eo


23/09/2022

Tsisy ny kisendrasendra fa misy antony avaokoa ny zavatra rehetra

Manasa anao hi-abonné pejy

10/08/2022

"Zara Hay" anio 'Zaray Hay" hatrany

Abonné-o ny pejy tsika

08/08/2022

Araho hatrany ny pejy fa tsy hoe ela dia hivoaka ireo fampianarana isakarazany

Send a message to learn more

03/08/2022

Tongasoa ato Zara Hay

Address

Boulevard Tsiranana
Fianarantsoa
301

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zara Hay posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share