Radio Oasis Fianarantsoa Hafatra

Radio Oasis Fianarantsoa Hafatra Apok 14: 6-12

Radio Oasis Fianarantsoa 106.4 FM dia radio ara-pilazantsara izay mitory ny fitiavan'Andriamanitra sy ny hafatra farany ho an'ny olona rehetra amin'izao andro farany izao!

๐Ÿ’ฅ๐— ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐˜€๐—ผ ๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜๐—ผ๐—ธ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ1 700 ๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐ญ๐š๐ง๐จ๐ซ๐š ๐ฆ๐š๐ง๐š๐ญ๐ซ๐ข๐ค๐š 1๐ž๐ซ ๐‚๐š๐ฆ๐ฉ๐จ๐ซ๐ž๐ž ๐…๐Œ๐’๐„๐Ÿ”ทNosokafana tamin'ny fomba ofisialy androany 04 Aog...
04/08/2026

๐Ÿ’ฅ๐— ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐˜€๐—ผ ๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜๐—ผ๐—ธ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ

1 700 ๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐ญ๐š๐ง๐จ๐ซ๐š ๐ฆ๐š๐ง๐š๐ญ๐ซ๐ข๐ค๐š 1๐ž๐ซ ๐‚๐š๐ฆ๐ฉ๐จ๐ซ๐ž๐ž ๐…๐Œ๐’๐„

๐Ÿ”ทNosokafana tamin'ny fomba ofisialy androany 04 Aogositra 2026 ny "camporรฉe" voalohany ato amin'ny Federasiona Madagasikara Atsimo Atsinanana izay atao ao Sahambavy faritra Matsiatra Ambony. "๐Œ๐š๐ง๐๐ซ๐จ๐ฌ๐จ ๐š๐ฆ-๐ฉ๐š๐ก๐š๐ญ๐จ๐ค๐ข๐š๐ง๐š" io no lohahevitra mandritra ity lasy lehibe tanterahana eto Sahambavy ity, nanomboka ny 02- 09 Aogositra izao.

๐Ÿ”ทNambaran'i Chef Espadon Fulgurant izay Talen'ny departemantan'ny Tanora ato amin'ny Union nandritra ny toriteny fa tokony handroso am-pahatokiana tokoa ny tanora ary nirary ny tanora rehetra koa izy ny ho tonga any an-danitra amin' ilay camporรฉe lehibe indrindra iarahana amin'i Jesosy.

๐Ÿ”ทTanora Mpisavalalana maherin'ny 1 700 no namaly ny antso izay avy amin'ny faritra enina mandrafitra ny Federasiona ( Matsiatra Ambony, Amoron'i Mania, Ihorombe, Vatovavy, Fitovinany, Atsimo Atsinanana).

๐Ÿ”ทNahazo fanampiana jiro miisa 12 mandeha amin'ny herin'ny masoandro sy vola mitentina 1 tapitrisa Ariary ireo tanora milasy ao Sahambavy.

๐Ÿ”ทNanome voninahitra izao lanonam-panokafana izao ny Filohan'ny Federasiona Madagasikara Atsimo Atsinanana, ny Talen'ny departemantan'ny Tanora FMSE, ny Depiote voafidy tao amin'ny Distrika ny Midongy Sud, Procureur-n'i Fianarantsoa sy ny Ben'ny tananan'ny Sahambavy ary ireo olona nasaina manokana.

Nampiseho ny kolontsaina nampiavaka ny Betsileo ireo Ekipan'ny FMSE.Hira zafindraony : Getsemane sy Fitiavana ranovelona...
04/08/2026

Nampiseho ny kolontsaina nampiavaka ny Betsileo ireo Ekipan'ny FMSE.

Hira zafindraony : Getsemane sy Fitiavana ranovelona
Ny Sokela koa tsa hadigno๐Ÿฅฐ

Ireo solontenan'ny Radio Oasis Fianarantsoa tany Foulpointe๐Ÿฅฐ๐ŸฅฐNahafinaritra๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ
03/08/2026

Ireo solontenan'ny Radio Oasis Fianarantsoa tany Foulpointe๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ

Nahafinaritra๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ

๐Ÿ’ฅ๐‚๐จ๐ง๐ ๐ซ๐žฬ€๐ฌ ๐๐ž๐ฌ ๐Œ๐žฬ๐๐ข๐š๐ฌ ๐š๐ง๐๐ข๐š๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ก๐š๐ซ๐จ๐š ๐Œ๐š๐ก๐ž๐ซ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ 130 ๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐ฆ๐ฉ๐ข๐ณ๐š๐ข๐ค๐š"๐‘ด๐’Š๐’‡๐’๐’•๐’๐’•๐’“๐’‚ ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’'๐’๐’š ๐‘ฉ๐’‚๐’Š๐’ƒ๐’๐’๐’š, ๐‘ด๐’Š๐’‡๐’‚๐’๐’•๐’๐’Œ๐’‚ ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’'๐’๐’š ๐’Š๐’“๐’‚๐’Œ๐’‚๐Ÿ”ทNo...
03/08/2026

๐Ÿ’ฅ๐‚๐จ๐ง๐ ๐ซ๐žฬ€๐ฌ ๐๐ž๐ฌ ๐Œ๐žฬ๐๐ข๐š๐ฌ ๐š๐ง๐๐ข๐š๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ก๐š๐ซ๐จ๐š ๐Œ๐š๐ก๐ž๐ซ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ 130 ๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐ฆ๐ฉ๐ข๐ณ๐š๐ข๐ค๐š

"๐‘ด๐’Š๐’‡๐’๐’•๐’๐’•๐’“๐’‚ ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’'๐’๐’š ๐‘ฉ๐’‚๐’Š๐’ƒ๐’๐’๐’š, ๐‘ด๐’Š๐’‡๐’‚๐’๐’•๐’๐’Œ๐’‚ ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’'๐’๐’š ๐’Š๐’“๐’‚๐’Œ๐’‚

๐Ÿ”ทNotanterahana tao Mahavelona Foulpointe ny 29 Jolay - 02 Aogositra ny fihaonamben'ireo mpiasan'ny Radio Advantista manerana ny Madagasikara amin'ity andiany faharoa ity nitondra ny lohateny hoe "๐…๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐๐ซ๐š๐ข๐ฌ๐š๐ง๐š ๐ก๐จ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐ข๐ซ๐š๐ค๐š". Ny Talen'ny Departemanta ny Fifandraisana eto anivon'ny Ranomasimbe Indiana (IOUC) Ps Rado RAKOTONANDRASANA no nitarika izany niarahana tamin'ireo Talen'ny Departemanta Fifandraisana manerana ny federasiona, ny Talen'ny Radio Oasis sy Radio Antson'ny Filazantsara (RAF) ary ireo mpiantsehatra rehetra eo anivon'ny onjam-peo.

๐Ÿ”ทNy hampitomboana ny lenta sy ny fahaizamanaon'ireo mpiasan'ny Radio Advantista manerana ny Nosy no tanjona lehibe tamin'ity fihaonana ity izay nifantoka tamin'ny lafin'ny teknika kokoa indrindra ny lafiny ara-panahy izay tsy afa-misaraka amin'ny Radio Advantista.

๐Ÿ”ทManodidina ny 130 ireo mpizaika tamin'ity andiany faharoa ity izay avy amin'ireo Radio Oasis sy RAF maherin'ny 14 eto Madagasikara, ka ny 24 amin'ireo no avy ato amin'ny FMSE (Fianarantsoa sy Ambositra).

๐Ÿ”ทAny Nosy-be indray no hanatanterahana ny andiany fahatelo ny Congrรจs des Mรชdias ity amin'ny 2028.

Sabata 01 Aogositra 2026 Famaranana ny "Congrรจs des Mรฉdias" andiany faha-2 tany FoulpointeSary: Fenitra
03/08/2026

Sabata 01 Aogositra 2026 Famaranana ny "Congrรจs des Mรฉdias" andiany faha-2 tany Foulpointe

Sary: Fenitra

Raikitra izy ity aaaa
03/08/2026

Raikitra izy ity aaaa

๐…๐ˆ๐•๐Ž๐๐ƒ๐‘๐Ž๐๐€๐Œ๐๐„๐'๐๐˜ ๐…๐ˆ๐€๐๐†๐Ž๐๐€๐๐€ ๐€๐ƒ๐•๐€๐๐“๐ˆ๐’๐“๐€ ๐‘๐€๐๐Ž๐Œ๐€๐’๐ˆ๐Œ-๐๐„ ๐ˆ๐๐ƒ๐ˆ๐€๐๐€  ( ๐ˆ๐Ž๐”๐‚)โ€Ž๐ƒ๐„๐๐€๐‘๐“๐„๐Œ๐€๐๐“๐€ ๐…๐ˆ๐…๐€๐๐ƒ๐‘๐€๐ˆ๐’๐€๐๐€โ€Žโ€Ž๐‘ด๐‘จ๐‘ต๐‘จ๐‘ปA๐‘ต๐‘ป๐‘ฌ๐‘น๐‘จ๐‘ฒ๐‘จ ๐‘ญ๐‘ฐ๐‘ฏ๐‘จ๐‘ถ๐‘ต๐‘จ๐‘ด...
31/07/2026

๐…๐ˆ๐•๐Ž๐๐ƒ๐‘๐Ž๐๐€๐Œ๐๐„๐'๐๐˜ ๐…๐ˆ๐€๐๐†๐Ž๐๐€๐๐€ ๐€๐ƒ๐•๐€๐๐“๐ˆ๐’๐“๐€ ๐‘๐€๐๐Ž๐Œ๐€๐’๐ˆ๐Œ-๐๐„ ๐ˆ๐๐ƒ๐ˆ๐€๐๐€ ( ๐ˆ๐Ž๐”๐‚)
โ€Ž๐ƒ๐„๐๐€๐‘๐“๐„๐Œ๐€๐๐“๐€ ๐…๐ˆ๐…๐€๐๐ƒ๐‘๐€๐ˆ๐’๐€๐๐€
โ€Ž
โ€Ž๐‘ด๐‘จ๐‘ต๐‘จ๐‘ปA๐‘ต๐‘ป๐‘ฌ๐‘น๐‘จ๐‘ฒ๐‘จ ๐‘ญ๐‘ฐ๐‘ฏ๐‘จ๐‘ถ๐‘ต๐‘จ๐‘ด-๐‘ฉ๐‘ฌ ๐‘ต๐’€ ๐‘ด๐‘ท๐‘ฐ๐‘บ๐‘ฌ๐‘ฏ๐‘จ๐‘ป๐‘น๐‘จ ๐‘จ๐‘ด๐‘ฐ๐‘ต'๐‘ต๐’€ ๐‘ฏ๐‘จ๐‘ฐ๐‘ต๐‘ถ ๐‘ฝ๐‘จ๐‘ฒ๐’€ ๐‘ฑ๐‘ฌ๐‘น๐’€ ๐‘จ๐‘ซ๐‘ฝ๐‘จ๐‘ต๐‘ป๐‘ฐ๐‘บ๐‘ป๐‘จ
โ€Ž
โ€Ž28-02 ๐™ฐ๐™พ๐š„๐šƒ, ๐š…๐™ธ๐™ป๐™ป๐™ฐ๐™ถ๐™ด ๐š๐™ธ๐™ท๐™ฐ๐™ฝ๐™ฐ๐™ป๐™ฐ ๐™ต๐™พ๐š„๐™ป๐™ฟ๐™พ๐™ธ๐™ฝ๐šƒ๐™ด
โ€Ž
โ€Žโญ• 130 no namaly ny antso, nahatonga solotena avokoa ny Federasiona 6 eto Madagasikara tarihin'ireo Tale Departemanta miandraikitra ny fifandraisana.
โ€Žโญ•"๐‘ด๐’Š๐’‡๐’๐’•๐’๐’•๐’“๐’‚ ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’'๐’๐’š ๐’ƒ๐’‚๐’Š๐’ƒ๐’๐’๐’š, ๐’Ž๐’Š๐’‡๐’‚๐’๐’•๐’๐’Œ๐’‚ ๐’‚๐’Ž๐’Š๐’'๐’๐’š ๐’Š๐’“๐’‚๐’Œ๐’‚" io no lohahevitra hobanjinina. Hitombo amin'ny ezaka efa natao amin'ny famitana ny iraka no andrasana amin'ireo mpizaika.
โ€Žโญ• Fampivondronana fampitomboana ny haitao sy traikefa ireo mpisehatra amin'ny onjam-peo Advantista.
โ€Žโญ•Andiany faharoa ity fihaonam-be ity raha tany Mahanjanga ny andiany voalohany ny taona 2024, Nosy be kosa no hanatontosana ny andiany manaraka hoy Past RAKOTONANDRASANA Rado Tale Departemantan'ny Fifandraisana eto amin'ny Fivondronam-ben'ny Fiangonana Advantista Ranomasimbe Indiana ( IOUC)
โ€Žโญ•Manana solontena 29 ny Federasiona Madagasikara Atsimo Atsinanana tarihin'ny Filohan'ny Departemantan'ny Fifandraisana Past ANDRIANAINA Ludi.

โ˜‘๏ธVaovao tsaraโ˜‘๏ธAraka ny nampitain'ny tompon'andraikitry ny AWR dia hanomboka hiverina amin'ny laonina ny fandaharana ny...
24/07/2026

โ˜‘๏ธVaovao tsaraโ˜‘๏ธ

Araka ny nampitain'ny tompon'andraikitry ny AWR dia hanomboka hiverina amin'ny laonina ny fandaharana ny 26 Jolay 2026 izao.

๐Ÿ”ทTahaka ny mahazatra antsika ihany dia ireto ny fomba azontsika handraisana sy hihainoana ny AWR Malagasy :

Radio Oasis rehetra

Radio Antson'ny Filazantsara.

FB : AWR Feon'ny Fanantenana

Podcast : https://podcasts.apple.com/fr/podcast/awr-malagasy-malgache/id410018220

SiteWeb : https://awr.org/program/mlgtn_awr-2/

onde courte : 6065Khz / 49m amin'ny 6ora maraina sy amin'ny 6ora hariva.

YouTube : Feo Fanantenana.

Aoka hifampivavaka hatrany

Address

Fianarantsoa
301

Telephone

+261349668721

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Radio Oasis Fianarantsoa Hafatra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category