
23/01/2023
🚨 Mbola tsy misokatra ny Studio Aloalo Recordz ❌
Nohon'ny antony manokana , ary efa andalam-pikarakarana izahay ! izany ihany koa dia natao mba hahatsaratsara kokoa ny kalitao ny mozika izay hovokarina ato rehefa misokatra 🔥