Min shop

Min shop Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Min shop, Digital creator, Fianarantsoa.

Hifanohana isika amin'ny alalan'ny vokatra tsara kalitao sy manaraka ny fenitra takian'ny tsena, koa andao hiara-dalana hanatratra tanjona iray dia ny fampandrosoana

😄 Resak'i Vola sy i Soa amin'izao ririnina MAMIRIFIRY izao.— I Soa ve mbola mandray tànana refa miarahaba amin'izao riri...
30/07/2025

😄 Resak'i Vola sy i Soa amin'izao ririnina MAMIRIFIRY izao.

— I Soa ve mbola mandray tànana refa miarahaba amin'izao ririnina izao?
-- Menatra e!
-- Fa ahoana akia?
— Tsy mandray intsony e, maina sy makianabe lay izy de asitrika!
— Fa ianao angaha tsy mampiasa Vaseline Pure?
— An!?
---Hay tokoa moa, tsy ho Menatra intsony indray izany za! 😍💧

💡
Miaro sy manalefaka ny hoditra amin’ny ririnina ❄️
📍 Azo vidiana ao amin’ny Magasin Ny Aina Tefy – Antarandolo, Anjoma, Manakara, Ambositra
📞 Mifandraisa aminay fa ny hoditrao koa mila fitiavana 🥰

🧴  .Tena ilaina amin'ity ririnina mamanalabe ity❄️💧➡️ Manalefaka sy mampahazo aina ny hoditra➡️ Miaro amin’ny fahamainan...
30/07/2025

🧴 .
Tena ilaina amin'ity ririnina mamanalabe ity❄️💧

➡️ Manalefaka sy mampahazo aina ny hoditra
➡️ Miaro amin’ny fahamainana sy hoditra vakivaky
➡️ Azo ampiasaina mivantana amin’ny tarehy sy tanana

✅ 100% Naturel – Tsisy hanitra, tsisy loko
📍 Raiso ao amin’ny Magasin Ny Aina Tefy – Antarandolo, Anjoma, Manakara, Ambositra
📞 Mifandraisa haingana raha mila glycerine tsara kalitao! fa ao amin'ny commentaire ny numéro

  ato aminay eto FIANARANTSOA Antarandolo
28/07/2025

ato aminay eto FIANARANTSOA Antarandolo

— I Vola ve mbola ao an-trano?— Tsy ao intsony e… efa nalain’ny factures sy ny vidim-piainana!— Hay ve! Fa tsy mba nieza...
26/07/2025

— I Vola ve mbola ao an-trano?

— Tsy ao intsony e… efa nalain’ny factures sy ny vidim-piainana!

— Hay ve! Fa tsy mba niezaka nitazona azy ve ianareo?

— Efa niezaka e! fa dia tonga tampoka ry forongony.

— Dia nanao ahoana?

— Tonga i Jirama sy i Telma de i tompon-trano, niaraka tamin’ny hoe "Azafady fa daty farany androany"… Dia lasa ihany i Vola e!

— De Tena lasa tokoa ve izy?

— Hmmm… Tsy voatana e! efa misy mpivarotra koa aza efa manitsaka ao am-baravaranay ao fa hitaky trosa hono. 😅

26/07/2025

Ireto toerana ahitana anay

26/07/2025

Vidéo Kely maraina e

26/07/2025
Ny fahaizana miarotena no tena fahombiazana amin'ny atao rehatra, koa tongava aty aminay maka ny anjaranao sao diso anja...
24/07/2025

Ny fahaizana miarotena no tena fahombiazana amin'ny atao rehatra, koa tongava aty aminay maka ny anjaranao sao diso anjara.
Amin'ny vidiny mora kokoa nohon'ny an'ny hafa.

🛒 Ny Aina Tefy  –   Natokana ho an’ny mpamorona sy mpanangana fandraharahana maharitra 🧼 Savony?➡️ Matières de Base, par...
23/07/2025

🛒 Ny Aina Tefy – Natokana ho an’ny mpamorona sy mpanangana fandraharahana maharitra

🧼 Savony?
➡️ Matières de Base, parfum, moule, fitaovana manokana.
👉 Mamoròna savony manokana hoanao sy hoan'ny fandraharahana fa izahay manome ny rehetra ilainao!

🍷 Divay?
➡️ Levure,Conservateurs sy additifs
👉 Ataovy vita tsara sy madio ary voatahiry tsara ny vokatra divainao.

🧪 Additifs & Labo?
➡️ Acide citrique, acide acétique, bicarbonate, ...
👉 Ho an’ny mpanao jus, m**o, confiture, sy ny sisa!

🥩 Charcuterie?
➡️ Plasmal, Salpêtre, Boyaux, balance, thermomètre…
👉 Mety amin'ny mpamokatra hena rehetra sy saucisse!

🏊 Fanadiovana Piscine?
➡️ Chlore, anti algue.
👉 Ataovy azo antoka sy madio ny dobo filomanosana ampiasanao.

🎪 Fampanofana?
➡️ Chapiteau sy vidéo projecteur.
👉 Ho an'ny lanonana, fety, fanentanana!

---

📍 Antarandolo, Anjoma – Manakara – Ambositra
📞 Misy fanazavana, toro-hevitra, sy fampihenam-bidy ho an’ny mpanjifa maharitra!
🎁 Raiso maimaim-poana ny fanomezana kely rehefa mividy betsaka!

👉 Ny Aina Tefy 2
Kalitao, Hatsarana, Mahafa-po!

  🔹 Poids Net : 25KG📍 Origine : Chine🌿 Magasin Ny Aina Tefy  – Tompon’ny hatsarana!➡️ ampiasaina betsaka amin'ny  pâtiss...
22/07/2025


🔹 Poids Net : 25KG
📍 Origine : Chine

🌿 Magasin Ny Aina Tefy – Tompon’ny hatsarana!

➡️ ampiasaina betsaka amin'ny pâtisserie: toy ny biscuit, sablé....
✅ Kalitao tsara ho an’ny asa matihanina!

👉 Tongava miaraka amin’ny Magasin Ny Aina Tefy raha te hahazo ny tsara.

🥩 Ho an’ny mpanamboatra charcuterie🔴   – Résistant & Flexible➡️ Boyaux tsara kalitao ho an’ny fanamboarana saucisse, jam...
22/07/2025

🥩 Ho an’ny mpanamboatra charcuterie

🔴 – Résistant & Flexible
➡️ Boyaux tsara kalitao ho an’ny fanamboarana saucisse, jambon, saucisson, sns...
➡️ Tena mafy, manome endrika manintona ny vokatra amboarinao
➡️ Azo ampiasaina amin’ny milina na tanana

👨‍🍳 Mety tsara ho an’ny:
✔️ Mpivarotra sy mpanamboatra charcuterie
✔️ Hotely, trano fisakafoanana, traiteur
✔️ Atelier artisanal sy orinasa fanodinana hena

📍 Misy ao amin'ny Magasin Ny Aina Tefy 2 Tefy – Antarandolo, Anjoma, Manakara – Ambositra

Misy stock hatrany!

📞 Mifandraisa aminay anio raha mila fanazavana fanampiny!





Mention spéciale à mes nouveaux super fans ! 💎 Hanitriniaina Nina, Tåntēlÿ Vãlįsüå, Mariah Salah, Tåä HïñåLaissez un com...
22/07/2025

Mention spéciale à mes nouveaux super fans ! 💎 Hanitriniaina Nina, Tåntēlÿ Vãlįsüå, Mariah Salah, Tåä Hïñå

Laissez un commentaire pour les accueillir dans notre communauté, fans

Address

Fianarantsoa

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:30 - 17:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Min shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share