23/09/2025
🥰Faly manasa anao izahay 🥰hitsidika ny stand misy an'ireo vokatra novokarin'ireo vehivavy avy ao amin'ny Maison Digitale pour les Femmes.
Izay tetik'asa tohanan'ny Orange Solidarité Madagascar .
Ireo vehivavy ireo dia novolavolain'i ONG Ndao Hifanosika mba hanana ny tetik'asany ary hahaleo tena tsy ho vesatra eo amin'ny fiaraha-monina❤️
🌍 Salon Régional de l'industrialisation Haute Matsiatra 2025 🌍
🎉 Faly izahay manambara fa ny Mpiofana avy ao amin’ny MDF(Maison Digital pour les Femmes) dia handray anjara amin’ity hetsika lehibe ity, izay novolavolaina tato amin'ny ONG Ndao Hifanosika, tohanan'ny Orange Solidarité Madagascar 💯🟧🟠
👉 Hetsika iray hanandratana manokana ny Vehivavy mpandraharaha sady fotoana hahafahanao mahita vokatra sy famoronana vaovao avy amin’izy ireo.
📍 Toerana : Galerie O'Matsiatra
(Antarandolo, EX SOMACODIS & Carrefours
📅 Daty : 25, 26, 27 Septambra 2025
👉 Ankasitrahana sahady ny CCI Haute Matsiatra, manome lanja ny fandraharahana ho fanamby lehibe eto anivon’ny Faritra misy antsika🙏
👉 Tongava maro, jereo ny Stand MDF ary tohano ny ezaka sy ny fahavitrihan’ny tanora ary ny vehivavy eo amin’ny tontolon’ny indostria sy ny varotra ⏩
Sous le thème :
✨ « L’industrialisation et la transformation économique »
Orange Solidarité Madagascar
Goverinoran'ny Faritra Mahatsiatra Ambony