๐—ฅ๐—ฎ๐—บ๐˜€๐—ผ๐—ป ๐—–๐—ผ๐—ป๐—ป๐—ฒ๐—ฐ๐˜

  • Home
  • Madagascar
  • Fianarantsoa
  • ๐—ฅ๐—ฎ๐—บ๐˜€๐—ผ๐—ป ๐—–๐—ผ๐—ป๐—ป๐—ฒ๐—ฐ๐˜

๐—ฅ๐—ฎ๐—บ๐˜€๐—ผ๐—ป ๐—–๐—ผ๐—ป๐—ป๐—ฒ๐—ฐ๐˜ We create, we connect. โšซ๏ธ๐Ÿ”ต
(1)

Ramson Connect : on connecte les jeunes de Malagasy ร  lโ€™information, ร  la crรฉation et ร  lโ€™action. ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
Des contenus vrais, inspirants et parfois dรฉcalรฉs pour une gรฉnรฉration qui veut faire bouger les choses.

Inona hono ? ๐Ÿค”
15/11/2025

Inona hono ? ๐Ÿค”

๐—ก๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฅ๐—ฆ ๐—ฒ๐˜๐—ผ ๐— ๐—”๐——๐—” ๐Ÿ‘Ny fitombenana moa izany amin'izao no atao fitaovana fitadiavana "Like" eto amin'ny  rรฉseaux s...
13/11/2025

๐—ก๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฅ๐—ฆ ๐—ฒ๐˜๐—ผ ๐— ๐—”๐——๐—” ๐Ÿ‘

Ny fitombenana moa izany amin'izao no atao fitaovana fitadiavana "Like" eto amin'ny rรฉseaux sociaux (RS), dia rehefa be like = Infliansera ๐Ÿ˜†

Mila "visibilitรฉ" hoy isika izay. Visible amin'ny lafiny inona io ? Ao ny mitady "validation" etsy sy eroa, mahavita miaina fiainana tsy iainany akory noho io. Kanefa mampaninona anefa izany ? Ny marina dia tsy mamaritra ny crรฉdibilitรฉ sy loyautรฉ anao ny fahazoana "Like" be dia be. โŒ๏ธ

Amin'izao moa dia toa lasa, na te ho lasa infliansera daholo ny olona, ilay teny hoe "influence" mihitsy no mila tandremana, mi-influence ny tanora makaiza ? Matetika io ratsy, jereo aminโ€™ny hira ankehitriny fotsiny, very ny kolontsaina fa kolombody indray izao no betsaka. Aminโ€™ny teny Malagasy moa dia mazava tsara hoe "Crรฉateur de contenu" = Mpamorona votoaty, azo apetraka tsara izany ny fanontaniana hoe :
โ–ช๏ธŽ Inona ny votoatin'ny zavatra ataonao io ?
โ–ช๏ธŽ Mba misy votoatiny ve izao ?
Mandalo ny rรฉaction sy ny buzz fa ny tena mitoetra ao amin'ireo mpijery dia hoe :
โ–ช๏ธŽ Inona ny valeur azony sy ny valeur anao, misy vokany ve ny zavatra ataonao ?
โ–ช๏ธŽ Olona manao ahoana ianao ?
โ–ช๏ธŽ Olona capable ve ianao ? โœ…๏ธ

๐Ÿ‡จ๐Ÿ‡ณ Tsy adala ny sinoa mametraka hoe ny mpamorona votoaty any aminy dia mila manana diploma mifanaraka amin'ny zavatra resahiny, tsy hoe ianao hampianatra ny olona hanakarena nefa ianao mahantra, na mampianatra olona hanao com' nefa ny com' anao mitsipozipozy, toy ireo "anjerimanontolo" sy "mampiofana" maromaro eto Madagasikara ireo. ๐Ÿคญ

Izay no mahatonga anay ato amin'ny ๐—ฅ๐—ฎ๐—บ๐˜€๐—ผ๐—ป ๐—–๐—ผ๐—ป๐—ป๐—ฒ๐—ฐ๐˜, mifantoka kokoa amin'ny hafatra aloha, fa tsy ny maika hitady "Like". Misy fotoana alaim-panahy, hoe hanao ranty mba hahazoana Like, fa maro moa izahay no miara mandinika ny ranty alefa eto ireny. โšซ๏ธ๐Ÿ”ต

Tsy de mitondra makaiza ny Like fa mifantoha amin'ny fananganana fifandraisana tena izy aminโ€™ny followers, izay ilay "๐—–๐—ผ๐—ป๐—ป๐—ฒ๐—ฐ๐˜" amin'ny Ramson Connect, miezaka mitondra valeur, mamorona votoaty (contenu) manampy, mitondra fanantenana sy good vibes, manabe sy miezaka manao zavatra tsara. ๐Ÿง 

Aleo manana followers mahatoky sy miray fo (engagรฉ) toy izay vahoaka maro be mivangongo be ao fotsiny nefa tsy hanino tsy haninona akory โŒ๏ธ
๐Ÿ‘‰ Followers matoky anao sy mino ny vina anao (vision). Ireo izay mino anao dia hanohana ary hanampy anao hitombo. โšซ๏ธ๐Ÿ”ต

Tsy ny isan'ny followers fa ny kalitaon'ny fifandraisanareo. Manomboha amin'ny kely, fa ataovy am-pitiavana, amim-pisainana. ๐Ÿ’™

Koa raha efa nitondra valeur ho anao ny Ramson Connect, dia manasร  anao hametraka Avis/Recommandation ato amin'ny pejintsika, misaotra sahady manome hery .๐Ÿ™๐Ÿป

12/11/2025

Collab avec Madagascode โšซ๐Ÿ”ตVideo : PART II
RDV sur leur chaรฎne Youtube le dimache 16 Nov pour la vidรฉo intรฉgrale โณ
www.youtube.com/


11/11/2025

"Tanora feno talenta, nefa ny fahantrana mametra" โšซ๏ธ๐Ÿ”ต

09/11/2025

๐Ÿ“ Toerana : Coliseum Ambatomena
๐Ÿ•’ 3 ora tolakandro
INFO RESA : 034 05 915 92
*Misokatra @ 10 ora ny vavahady
**Ny tapakila dia vidiana aminโ€™io andro io


Amin'ny 8 ora avy eo ny fotoana ary e! LIVE LALAO TAPOLAKA 2 โœจ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌEto amin'ny pejintsikaโšซ๐Ÿ”ต
09/11/2025

Amin'ny 8 ora avy eo ny fotoana ary e! LIVE LALAO TAPOLAKA 2 โœจ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

Eto amin'ny pejintsikaโšซ๐Ÿ”ต



08/11/2025

Ireto ny votoaty mahaliana sy mitondra valeur, anisany be mpijery indrindra sy nanamarika ny pejintsika โšซ๏ธ๐Ÿ”ต

Rohy mivantana โฌ‡๏ธ

Arabaina aby e ๐ŸŽŠ Rahampitso alahady @ 8 ora hariva indray ny LIVE LALAO TAPOLAKA manaraka. โœจ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
08/11/2025

Arabaina aby e ๐ŸŽŠ Rahampitso alahady @ 8 ora hariva indray ny LIVE LALAO TAPOLAKA manaraka. โœจ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ


Ireo tsara ho fantatra aloha, manome vaovao tsy tapaka anareo foana, ary hilalao indray isika fa aza miala lavitra  โœจ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ ...
07/11/2025

Ireo tsara ho fantatra aloha, manome vaovao tsy tapaka anareo foana, ary hilalao indray isika fa aza miala lavitra โœจ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ


๐—Ÿ๐—”๐—Ÿ๐—”๐—ข ๐—ง๐—”๐—ฃ๐—ข๐—Ÿ๐—”๐—ž๐—” ๐—•๐—˜ ๐ŸŽท๐Ÿฅ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌFISARIHANA TAPAKILA VIP :๐Ÿ‘‰๐Ÿป Izay manisy rรฉaction + commentaire mi-tagguer namana 5 + partage (publ...
04/11/2025

๐—Ÿ๐—”๐—Ÿ๐—”๐—ข ๐—ง๐—”๐—ฃ๐—ข๐—Ÿ๐—”๐—ž๐—” ๐—•๐—˜ ๐ŸŽท๐Ÿฅ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

FISARIHANA TAPAKILA VIP :
๐Ÿ‘‰๐Ÿป Izay manisy rรฉaction + commentaire mi-tagguer namana 5 + partage (public) dia mandray anjara @ fisarihana hahazoana TAPAKILA VIP ๐ŸŽŸ๏ธ
๐Ÿ‘‰๐Ÿป Hisy fanontaniana koa ao anatiny LIVE ka izay mahita valiny marina dia mahazo TAPAKILA ๐ŸŽŸ๏ธ

Manasร  ireo mpandresy hiditra MP amin'ny pejintsika ๐—ฅ๐—ฎ๐—บ๐˜€๐—ผ๐—ป ๐—–๐—ผ๐—ป๐—ป๐—ฒ๐—ฐ๐˜ โšซ๏ธ๐Ÿ”ต

_________________

๐Ÿ“ Toerana : Coliseum Ambatomena
๐Ÿ•’ 3 ora tolakandro

INFO RESA : 034 05 915 92

*Misokatra @ 10 ora ny vavahady
**Ny tapakila dia vidiana aminโ€™io andro io


04/11/2025

Fisarihana ireo manao rรฉaction voalohany @ publication officielle - ROSSY eto Fianarantsoa

๐—Ÿ๐—”๐—Ÿ๐—”๐—ข ๐—ง๐—”๐—ฃ๐—ข๐—Ÿ๐—”๐—ž๐—” ๐—•๐—˜ ๐ŸŽท๐Ÿฅ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌAnio hariva 7 ora, ato ๐—ฅ๐—ฎ๐—บ๐˜€๐—ผ๐—ป ๐—–๐—ผ๐—ป๐—ป๐—ฒ๐—ฐ๐˜ no mivoka ny publication affiche officiel : Date, info, sns๐Ÿ‘‰...
04/11/2025

๐—Ÿ๐—”๐—Ÿ๐—”๐—ข ๐—ง๐—”๐—ฃ๐—ข๐—Ÿ๐—”๐—ž๐—” ๐—•๐—˜ ๐ŸŽท๐Ÿฅ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

Anio hariva 7 ora, ato ๐—ฅ๐—ฎ๐—บ๐˜€๐—ผ๐—ป ๐—–๐—ผ๐—ป๐—ป๐—ฒ๐—ฐ๐˜ no mivoka ny publication affiche officiel : Date, info, sns

๐Ÿ‘‰๐Ÿป Izay 10 voalohany :
- Manisy rรฉaction โค๏ธ @ io publication io
- Manisy commentaire mi-tagguer namana 5
- Manao partage (public) ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

Ataotsika LIVE ato amin'ny pejy facebook Ramson Connect ito, @ 7 ora latsaka 10 minitra dia efa manomboka ny LIVE ๐Ÿ”ด ka ho jerentsika miaraka ao ireo 10 voalohany.

๐Ÿ‘‰๐Ÿป Izay manisy rรฉaction + commentaire mi-tagguer namana 5 + partage (public) dia mandray anjara @ fisarihana hahazoana TAPAKILA VIP ๐ŸŽŸ๏ธ

๐Ÿ‘‰๐Ÿป Hisy fanontaniana koa ao anatiny LIVE ka izay mahita valiny marina dia mahazo TAPAKILA ๐ŸŽŸ๏ธ

Anio hariva aminโ€™ny 7 ora tsy diso ary



Address

Ampasambazaha
Fianarantsoa
301

Telephone

+261347716678

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ๐—ฅ๐—ฎ๐—บ๐˜€๐—ผ๐—ป ๐—–๐—ผ๐—ป๐—ป๐—ฒ๐—ฐ๐˜ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to ๐—ฅ๐—ฎ๐—บ๐˜€๐—ผ๐—ป ๐—–๐—ผ๐—ป๐—ป๐—ฒ๐—ฐ๐˜:

Share