Ramson Connect

Ramson Connect L’excellence Malagasy est notre standard 🇲🇬
Ramson Connect : une génération qui croit en elle, crée et AGIT. Fianarantsoa | Pour tous les jeunes.
(2)

Top 5 créateurs Madagascar | Nommé Maestro du contenu - Creative Minds Awards

We create, we connect. ⚫️🔵

Fa n'aiza n'aiza misy anao, azo atao   tsara ilay Stage ⚫🔵🔜 Soon 😉
09/08/2026

Fa n'aiza n'aiza misy anao, azo atao tsara ilay Stage ⚫🔵
🔜 Soon 😉

𝗟𝗘𝗢 𝗕𝗘, 𝗥𝗜𝗞𝗢𝗥𝗜𝗞𝗢, 𝗶𝗻𝗼𝗻𝗮 𝗸𝗼𝗮 ? 😩  Tsy ianao irery. Vao mahita AFFICHE fenofeno be tsy hay hoe inona ny ankamaroan'ny olon...
08/08/2026

𝗟𝗘𝗢 𝗕𝗘, 𝗥𝗜𝗞𝗢𝗥𝗜𝗞𝗢, 𝗶𝗻𝗼𝗻𝗮 𝗸𝗼𝗮 ? 😩

Tsy ianao irery. Vao mahita AFFICHE fenofeno be tsy hay hoe inona ny ankamaroan'ny olona amin'izao dia sorena avy hatrany.
“IA be io” 🛑

Izahay no anisan'ny tena mampiasa IA isan'andro. Fitaovana tsara io, ahazoana fotoana be ary manokatra varavarana maro. Fa raha avelanao hanao ny zava-drehetra izy, dia very ilay tena mampiavaka anao.

Amin'izao, mitovy daholo ny ankamaroan’ny afisy, ny sary, ary ny soratra hitanao eny rehetra eny. Azon’ny koa moa izy ity dia LOZA. 😂
Samy efa kopy daholo ny rehetra. Mety hoe tsy miteny anao izy, fa mampidina ny VALEUR-nao ilay izy. 📉

Izay no mahatonga anay manoratra, tianay ny mpanaraka 𝗥𝗮𝗺𝘀𝗼𝗻 𝗖𝗼𝗻𝗻𝗲𝗰𝘁 hiavaka, hikendry zavatra TSARA foana. ⚫🔵

Fa tsy hionona amin’ilay hoe : “D’efa izy io”, “Tsy maninona fa mety io”. ❌

Rehefa kamo ilay mampiasa azy, na tsy hainy akory izay tiany ho azo (tsy misy fotony mazava), dia mamoaka zavatra tsy misy fotony koa ny IA. (“Garbage in, garbage out” izay nanatrika DE PARTAGE no maharaka an’io 😉).

Tsy ny IA no olana. Maro ny afisy tsara be vitan’ny , tena mampiaiky (tsy afisy irery fa famoronana maro). Tsy fantatrao mihitsy hoe IA io (ho asianay ohatra ao amin’ny coms)

Raha olona manana base sy manana ilay maso no mampiasa azy, dia hainy tsara ny mibaiko ilay IA hamoaka izay ao an-tsainy. Izay ilay hazon-damosina, ilay maha-izy azy anao, fa tsy izay avoakany eo dia ekena daholo.

Te hiala amin'ny fanaovana afisy manirikiry fa te hamoaka kalitao koa ianao ? 👇

Soraty hoe “IZAHO RAMSON” ao amin'ny commentaire, dia alefanay aminao MAIMAIPOANA ny fomba fanaovana azy.

We create, we connect ⚫🔵

07/08/2026

Stage ⏳️⚫️🔵
Ao amin'ny commentaire ny tsara ho fantatra ⬇️

06/08/2026

🚨Inona ny FEHEZANTENY tena nandona anao tao?

Jereo ny interveiw + extrait dia valio amin'ny commentaire👇⚫🔵

Fotoana nizarana valeur, nahazoana déclic ary nananganana connexion...⚫🔵
05/08/2026

Fotoana nizarana valeur, nahazoana déclic ary nananganana connexion...⚫🔵

04/08/2026

Ny connexion manadary
Ka tsy ho tratra ny sary
Sorena be ny admin
Ka ao alefaso aloha ny message anonyme 🥱

⚫🔵 Misaotra antsika rehetra, tena ni-CONNECT isika e ❤️Ramson Connect 🙏🏻📸 Anio hariva amin'ny 8 ora, hivoaka ny retour e...
04/08/2026

⚫🔵 Misaotra antsika rehetra, tena ni-CONNECT isika e ❤️
Ramson Connect 🙏🏻

📸 Anio hariva amin'ny 8 ora, hivoaka ny retour en images an'ilay Conférence.

💬 Mandra-piandry, aboraho ato izay mbola tianao ho lazaina, alefantsika miaraka amin'ny sary rahariva 😉

🔗 NGL : https://ngl.link/ramson.connect84011

Fisaorana manokana ho an'ireo mpiara-miombon'antoka taminay :

Faritra Matsiatra Ambony
DRCC Serasera sy Kolontsaina Matsiatra Ambony
Vibration You Know

⏰ Rahariva ary! ⚫🔵

03/08/2026

Afapo? Inono tena voarainao? Asio sary kely miaraka aminy ⚫️🔵

Misaotra tompoko, anaty video ny HAFATRA 🇲🇬
Ramson Connect

Hoavy ny sary 📷

😂 Raha tsy hamonjy an'ilay conférence rariva ianao.....dia aleo mitady vola amin'ny receveur bus aty Antananarivo 😭💸. Fa...
03/08/2026

😂 Raha tsy hamonjy an'ilay conférence rariva ianao...
..dia aleo mitady vola amin'ny receveur bus aty Antananarivo 😭💸. Fa zay no talentanao amin'izao.

Fa raha te hampiova level kosa... 👀🔥

🚀 Avia hianatra hoe:

💡 Ahoana ny mamadika ny talentanao sy ny réseaux sociaux ho VOLA.

🎤 Miaraka amin'i: 🔥 Jedy Ramaroson 🔥 Fitahiana Andrianjaka

📅 Anio — 03 Aogositra 🕝 Manomboka amin'ny 02:30

⚠️ Misy olona mitovy smartphone aminao. Mitovy Facebook. Mitovy TikTok. Fa izy mahazo vola... ianao mbola manao scroll, like, dia matory. 😭😂

Aza avela ho "consommateur" foana. Tonga dia mianara ho "créateur". 💸

See you this afternoon! 🤝🔥

Address

Ampasambazaha
Fianarantsoa
301

Telephone

+261347716678

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ramson Connect posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ramson Connect:

Shortcuts

Share