ROFIA 91.4 FM - Radio Fianarantsoa

ROFIA 91.4 FM - Radio Fianarantsoa ROFIA Radio Fianarantsoa

29/05/2026

💥💥💥Tolotra miavaka ho antsika eto Fianarantsoa amin'izao fetin'ny reny izao ao amin'ny Fy Art'Soa BEAUTY 💥💥💥

29/05/2026

Lanonana fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny fankalazana ny faha-45 taonan’ny École Normale Supérieure (ENS) eto amin'ny Oniversiten'i Fianarantsoa .


28/05/2026

Manamafy ny fanasana antsika hifanotrona rahampitso amin'ny fanokafana amin'ny fomba ofisialy ny faha-45 taonan'ny Ens Fianarantsoa

Hetsika fankalazana ny fanokafana ny faha 45 taona ny ENS
28/05/2026

Hetsika fankalazana ny fanokafana ny faha 45 taona ny ENS

Tolotra ara-pahasalamana maimaim-poana ao @ CSB  II MItsimbina Antanifotsy Andrainjato anio ALAKAMISY 28 Mai ho fanamara...
27/05/2026

Tolotra ara-pahasalamana maimaim-poana ao @ CSB II MItsimbina Antanifotsy Andrainjato anio ALAKAMISY 28 Mai ho fanamaraihana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny Mpampivelona ho an'ny Faritra Matsiatra Ambony

25/05/2026

Lanonana ara-miaramila teo anivon'i SEMIPI: fanehoana ambany faneva, fanaovana batemy ary famindram-pobaikona no nanamarihana ny faha 103 taona nijoroany.

Nanatanteraka conférence ara-tsiantifika ny Faculté des Lettres et Sciences Humaines, ny Laboratoire ASCHI-AL ( Anthropo...
23/05/2026

Nanatanteraka conférence ara-tsiantifika ny Faculté des Lettres et Sciences Humaines, ny Laboratoire ASCHI-AL ( Anthropologie, Sociologie, Civilisations, Histoire -Identités et Altérités )ary ny Université de Fianarantsoa, izay nitondra ny lohateny hoe : « Prévalence de la santé psychologique des étudiants universitaires », niarahana tamin’i Docteur RANDRIAMBOLOLONA Landry, Psychologue Clinicien.

Nifantoka tamin’ny zava-misy iainan’ny mpianatra eto anivon’ny anjerimanontolo ny lohahevitra, indrindra ny fahasalamana ara-tsaina sy ara-pihetseham-po manoloana ny adin-tsaina, ny fahakiviana, ny tebiteby ary ireo olana mety hiantraika amin’ny fianarana sy ny fiainana andavanandro. Notsindriana nandritra izany fa zava-dehibe ny fanohanana ara-psikolojika sy ny fananganana tontolo akademika mahasalama, satria ny saina milamina no fototry ny fahombiazana sy ny hoavin’ny tanora mpianatra.

Noravahan’ireo club d’Arts et Culture Faculté des Lettres et Sciences Humaines/UF ny fanelanelanana ny sehatra.




21/05/2026

Tetik'asa HAINO, tanterahana eto anivon'ny Université de Fianarantsoa Andrainjato hitsinjovana manokana ireo mpianatra tratran'ny fiketrahana ara-tsaina, fahadisoam-panantenana, mila toro-hevitra manoloana ny olana sedrainy.

Minisiteran'ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy Fikarohana Ara-Tsiansa

👋👋👋Ny 21 Mai dia andro iraisam-pirenena ho an'ny " dite"..... Inona marina ny tsara ho fantatra mikasika ny DITE ? Manas...
20/05/2026

👋👋👋Ny 21 Mai dia andro iraisam-pirenena ho an'ny " dite".....

Inona marina ny tsara ho fantatra mikasika ny DITE ? Manasa anao hanaraka ity fandaharana manokana ity hamaliana izany. 😎😃

Ampitaina amintsika mpianatra 😎
19/05/2026

Ampitaina amintsika mpianatra 😎

19/05/2026

Address

Fianarantsoa
301

Telephone

+261348470060

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ROFIA 91.4 FM - Radio Fianarantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category