08/12/2019
-Unis Fifanakalozana gadra teo roa tonta
Navotsitr'i Washington teo ampelatanany ny mpitsikilo Iraniana,ary nafahan'i Téhéran kosa ny mpitsikiro Amerikanina voatazona tany aminy.
**Tsy misy zavatra tsy vitan'ny fifam-piresahana**