Zo&Jo We created this page in order to share information , to motivate and to help you improve your English as much as possible.

11/06/2022

👨‍🏫SATURDAY'S EXPRESSIONS📚 (PART II)

04/06/2022

👨‍🏫SATURDAY'S EXPRESSIONS📚
Satria fifampizarana mahakasika ny teny Anglisy moa no tanjon'ny pejy Zo&Jo, dia hisy horonan-tsary izay antsoina hoe "Saturday's expressions" na adika amin'ny teny Malagasy hoe "Voambolana isak'Asabotsy".
Ny tanjona dia mba izarana amintsika "vocabulaires & expressions" ary hahafahantsika maneho hevitra tsara amin'ny teny Anglisy.

01/04/2022

STUDENTS LIVING ALL ALONE🏠💻📚

Mety ho fantatry ireo ray aman-dreny sasany,ary mety ho tsia ihany koa anefa ny fomba fiainan-tsika tanora indrindra moa isika mipetra-drery na lavitra azy ireo😁. Ato amin'ity horonan-tsary ity, dia ho itantsika ny sombimtsombiny amin’izany koa manasa anao ary hanaraka hatramin’ny farany😉 . Ary alatsaho ao anaty “commentaires” raha toa ka mbola mahita fomba fanaon'ny mpianatra lavitra RAD ankoatran'ireo efa voaresaka ao amin'ny horonan-tsara.☺️

Special thanks to : N'Isaïe Randrianarison Ållën Brøwn Zo Ny Aina Rasolofomanana Yonih Razafitsotra Rdts Stephant Ando Toavina Lalaina Andrian's Misandratra Ny Aina

Hey 🤩...Long time no see peopleStay tuned, our next video is coming soon🎥Raha fahitanareo an'ireto sary ireto, mety inon...
29/03/2022

Hey 🤩...Long time no see people
Stay tuned, our next video is coming soon🎥

Raha fahitanareo an'ireto sary ireto, mety inona indray ny "topic" na "thème" tsika amin'ity video manaraka ity🧐🤔

07/03/2022

Greetings everyone ,it's Zo&Jo !!!

Here's a little trailer of the video that we are going to release soon on our page.We are doing this with the purpose of sharing information, motivating, and helping you improve your English as much as possible.

Address

Résidence Des Ingenieurs
Fianarantsoa
301

Telephone

+261341419299

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zo&Jo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Zo&Jo:

Share

Category