Apokalypsy Ikalamavony

Apokalypsy Ikalamavony Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Apokalypsy Ikalamavony, Media/News Company, Ikalamavony, Fianarantsoa.

Misaotra an' i Tompo dia misaotra betsaka anareo havana rehetra isika tapaka sy namana rehetra ,,Ianareo Raiaman-Dreny r...
01/03/2024

Misaotra an' i Tompo dia misaotra betsaka anareo havana rehetra isika tapaka sy namana rehetra ,,
Ianareo Raiaman-Dreny rehetra , zoky ,zandry, sns.. ianareo Tonga nanatrika sy niarahaba anay roa kely,, misaotra betsaka tamin'ny fanotronana fa vita soamatsara ny Raharahanay ...
Enganie ianareo mba ho tahin Jesosy daholo,, ny fitoana laninareo taminay anie ho neran' i Jéhovah avo zato Heny...
Misaotra betsaka e.. faly sady mahatsiaro sambatra zahay manana anareo..😍😍😍

REZIONALY SOAVINANDRINA Isaorana ny tompo fa vita soamatsara ny fivorin ny paroasy Amberomaga FG mangarivotra ,ny sabata...
13/03/2023

REZIONALY SOAVINANDRINA

Isaorana ny tompo fa vita soamatsara ny fivorin ny paroasy Amberomaga FG mangarivotra ,
ny sabata faha ,11 Martsa 2023 . Isaorana ny tompo fa olona 08 mianadahy no nanolotena ho amin ranon ny batisa ary zaza 05 koa no natolotra ho an i tompo ..

Vehivavy Apokalypsy Soavinandrina 08 Mars 2023
09/03/2023

Vehivavy Apokalypsy Soavinandrina 08 Mars 2023

DERAINA NY TOMPO FA VITA SOAMANTSARA NY FIVORIMBE REZIONALY SOAVINANDRINA NY SABATA 17 Décembre 2022 ,Izay notron' ireo ...
19/12/2022

DERAINA NY TOMPO FA VITA SOAMANTSARA NY FIVORIMBE REZIONALY SOAVINANDRINA NY SABATA 17 Décembre 2022 ,Izay notron' ireo Rai amandReny be avy ao amin foibe nasionaly,
Tontoso soa amantsara arak izany ihany koa ny fampiofanana ireo loholona ,diakona ,ny komity sy ny birao rehetra ato amin' ny rezionaly soavinandrina ,
FANKASITRAHANA MANOKANA HO AN I ZAREO AVY AO AMIN NY FOIBE NASIONALY, NY R.R Pst ALPHA Rakotonirina, SGN JAMES Chapard,Loh R. Jean Marie, Loh Rafanomezantsoa Norbert,
Tsy adino ny mpamily..
Ny voninahitra dia ho an' i jesosy irery ihany,,

Address

Ikalamavony
Fianarantsoa
314

Telephone

+261348459653

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Apokalypsy Ikalamavony posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share