VIVA Fianarantsoa 98.8FM RTV

VIVA Fianarantsoa 98.8FM RTV VIVA FIANARANTSOA
ETY ANJOMA , TRANO TRONDRO
RADIO 98.8FM - TV : 759.31Mhz

02/06/2026

IZAHAY ETO AMIN'NY VIVA TV SY RADIO DIA MAMPAHAFANTATRA ANTSIKA MPANARAKA FA NIFINDRA ATY AMBOHIBORY SAHALAVA NY TOERANA . AMBADIKY NY STATION SHELL . LALANA MIAKATRA NY PAVE . KOA MANASA ANTSIKA IZAY HO TONGA HANATITRA IREO SPOT NA FANDAHARANA SAMIHAFA FA VONONA IZAHAY NY HANDRAY ANTSIKA .

02/06/2026
01/05/2026

aza adino ny fotoana anio alina miaraka amin'ny tarika Ambondrona amin'ny 9ora ao amin'ny espace Royal ary amin'ny 3ora kosa ny alahady eny amin'ny kolejy maria manjaka talatamaty.

isika mpankafy sisa andrasana . éfa Tonga ny tarika Ambondrona . aza adino ny fotoana rahariva ao amin'ny espace royal b...
01/05/2026

isika mpankafy sisa andrasana . éfa Tonga ny tarika Ambondrona . aza adino ny fotoana rahariva ao amin'ny espace royal bateravola amin'ny 9 Ora Ary ny alahady amin'ny 3 Ora tolakandro eny amin'ny kolejy Maria manjaka talatamaty . misy ihany koa ny voandalana noentin'izy ireo.

AZA ADINO NY FOTOANA IARAHANA AMIN'NY TARIKA AMBONDRONA ; RAHAPITSO ALINA AMIN'NY 9 ORA CABARET AO AMIN'NY ESPACE ROYAL ...
30/04/2026

AZA ADINO NY FOTOANA IARAHANA AMIN'NY TARIKA AMBONDRONA ; RAHAPITSO ALINA AMIN'NY 9 ORA CABARET AO AMIN'NY ESPACE ROYAL BATERAVOLA ARY ALAHADY 3 MAY 2026 KOSA ENY AMIN'NY KIANJA MALALAKA KOLEJY MARIA MANJAKA TALAMATY MANOMBOKA AMIN'NY 3 ORA TOLAKANDRO, EFA VONONA DAHOLO NY REHETRA FA ISIKA MPANKAFY SISA ANDRASANA.

29/04/2026

METEO 30 AVRIL - 1-2 MAI 2026

29/04/2026

IALANA TSINY AMINTSIKA MPANARAKA NY RADIO SY TELEVISION VIVA FA MBOLA AO ANATINY FANAMBOARANA IZAHAY FA MISY NY OLANA ARA-TEKINIKA ; MISAOTRA ANTSIKA AMIN'NY FAHARETANA.

AZA HADINO NY FOTOANA IARAHANA AMIN'NY TARIKA AMBONDRONA 1MAI 2026 ESPACE ROYAL BATERAVOLA ARY 03 MAI 2026 KOLEJY MARIA ...
27/04/2026

AZA HADINO NY FOTOANA IARAHANA AMIN'NY TARIKA AMBONDRONA 1MAI 2026 ESPACE ROYAL BATERAVOLA ARY 03 MAI 2026 KOLEJY MARIA MANJAKA TALATAMATY .

25/04/2026

METEO 25-26-27 AVRIL 2026

21/04/2026

METEO 22-23-24 AVRIL 2026

Address

ANJOMA
Fianarantsoa
301

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00

Telephone

+261347120466

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when VIVA Fianarantsoa 98.8FM RTV posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share