15/10/2025
ANTILIN'I MADAGASIKARA DIOSEZY FIANARANTSOA✊
🇲🇬
Are you ready ? ⚜️⚜️⚜️
Efa vonona ve ialahy ? ⚜️⚜️⚜️
Efa akaiky dia akaiky ny fotoana hanarahantsika ireo hetsika rehetra mandritra ny Jota Joti 🛜📲📶 , na iraisampirenena io na ho antsika Antilin'i Madagasikara 🇲🇬
Alefa Antily 🌍🧭⚜️😀😁😊💯🌏
17-18-19 Oktobra 2025, raiso ny finday, ny solosaina ary indrindra ny toetra Antily.
www.jotajoti.info
Ny mahakasika ny rohy an-jotra iraisantsika Antily ny 18 Oktobra 2025 kosa, dia araho tsy tapaka ny pejy fa ho alefantsika eto.
Ireto ary ny fandaharam-potoanantsika mandritra ireo daty ireo
📅🗓️🗓️📆🤙 :
Diosezy Fianarantsoa
Jeune Diosezy Fianarantsoa