Tasty Rush Fnr

Tasty Rush Fnr Goûter rapide 😍
A Fianarantsoa
Lundi au Samedi

manaaaaooooônnnnaaaa daôooooliiii 😁😁😁😁inona ny goûter mety am ty Andro ty 🤧🤭ataotsika week end 😍😍😍😍😍😍😍🥰à vos claviers 🤩❤...
11/07/2025

manaaaaooooônnnnaaaa daôooooliiii 😁😁😁😁

inona ny goûter mety am ty Andro ty 🤧🤭
ataotsika week end 😍😍😍😍😍😍😍🥰

à vos claviers 🤩❤️🔥

Vaovao ELA bé ry reto 😍😍😍Miasa fona Zay ho anzay mitady anay a 🥰Afaka manao commande fona nareo fa raisinay 🙏 fa ialana ...
21/09/2024

Vaovao ELA bé ry reto 😍😍😍

Miasa fona Zay ho anzay mitady anay a 🥰
Afaka manao commande fona nareo fa raisinay 🙏 fa ialana tsiny ra tsy afaka miconncet matetika 😅

Hummm 🤤🤤🤤🤤🥰🥰🥰🥰🥰🥰Refa le tsy miasa iny de te inak'hanina Fon 😂❤️❤️😍😍😍
14/08/2024

Hummm 🤤🤤🤤🤤🥰🥰🥰🥰🥰🥰
Refa le tsy miasa iny de te inak'hanina Fon 😂❤️❤️😍😍😍

‼️ ‼️ Efa oavy ny 8 mars 🥰🥰🥰Inona lay mapiavaka anao, am maha vevavy anao, 🥰 inona lay tsy ananan'ny hafa fa anananao 🥰@...
05/03/2024

‼️ ‼️ Efa oavy ny 8 mars 🥰🥰🥰

Inona lay mapiavaka anao, am maha vevavy anao, 🥰 inona lay tsy ananan'ny hafa fa anananao 🥰

@followerse@super fansa miavaka daoli isika, ary olona feno fitahiana daoli 🥰🥰🥰
Bon mardi 💖

‼️ Bonjour Jeudi 🥰🥰🥰🥰💖Recette de muffins👉4 tasses de farine👉4 cuillères à café de levure chimique👉4 gros oeufs👉1 et 1/4 ...
29/02/2024

‼️ Bonjour Jeudi 🥰🥰🥰🥰
💖Recette de muffins
👉4 tasses de farine
👉4 cuillères à café de levure chimique
👉4 gros oeufs
👉1 et 1/4 tasse de sucre
👉2 cuillères à café d'essence de votre choix
👉2 tasses de lait
👉1 tasse d'huile végétale (huile de cuisson)

📢Méthode
‼️Préchauffez votre four à 180 degrés.
‼️Crémer le sucre, les œufs et l'huile, ajouter l'essence et le lait et continuer à mélanger.
‼️Dans un autre bol, mélanger la farine et la levure chimique et ajouter aux ingrédients humides une tasse à la fois, mélanger jusqu'à consistance lisse
‼️Verser le mélange dans un moule à muffins graissé et cuire jusqu'à ce qu'il soit doré (vous pouvez également utiliser des gobelets en papier ou des caissettes en carton).

💖 Voilà pour aujourd'hui 😉 bonne journée 😍 ♥️ fans@super fans

‼️ ‼️ INONA ARY ny am sary... Inona no recette hivoka eto 😜💗‼️@followers
20/02/2024

‼️ ‼️ INONA ARY ny am sary... Inona no recette hivoka eto 😜💗‼️

@followers

‼️ ‼️ Zao no goûter amty herinandro ty 😂😘Bonne semaine @followers😘😘💗💗
20/02/2024

‼️ ‼️ Zao no goûter amty herinandro ty 😂😘

Bonne semaine @followers😘😘💗💗

‼️ Bon week-end 😍😍😍😍💗💗😘😘😘@followers
17/02/2024

‼️ Bon week-end 😍😍😍😍💗💗😘😘😘
@followers

‼️ INONA ARY zany fast food fast food zany 🤔😅🤩Inona doli no fantanareo 💗😉@followersjeudi 💟
15/02/2024

‼️ INONA ARY zany fast food fast food zany 🤔😅🤩

Inona doli no fantanareo 💗😉
@followersjeudi 💟

💗💗💗💗 Nafinaritra ve ny St Valentin 😍😁Mbola tsy tapitra fa mbola misy 4h mahery 😁Zany eo ihany fa rapitso tsika manomboka...
14/02/2024

💗💗💗💗
Nafinaritra ve ny St Valentin 😍😁
Mbola tsy tapitra fa mbola misy 4h mahery 😁

Zany eo ihany fa rapitso tsika manomboka mamoka ny recette fast food
😊😊 atomboka am mora ndrindra sy am ingrédients mora hita aloh 😁💗😍

Bne nuit 💗💗😍💗
Aza adino manasa ny namana mba hahita ny recette ho zaraitsika ato 🥰
Mi-nakà 'haninaMi-nakà 'hanina

Address

Talatamaty
Fianarantsoa

Opening Hours

Saturday 09:00 - 16:00
Sunday 09:00 - 13:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tasty Rush Fnr posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share