Gen Z Andrainjato Fianarantsoa

Gen Z Andrainjato Fianarantsoa Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Gen Z Andrainjato Fianarantsoa, Digital creator, Andrainjato University, Fianarantsoa.

05/05/2026

Mankasitraka anareo M2 rehetra ,nandray Pension na retraite teny ami Trésor tandroany🤣

❗❗TANDREMO Zao hoe ee❗❗👉 Amin'ity rohy ity irery ihany no hanaovana ny "enrôlement" na fanokafana "Wallet Trésor"🔗 app.t...
04/05/2026

❗❗TANDREMO Zao hoe ee❗❗

👉 Amin'ity rohy ity irery ihany no hanaovana ny "enrôlement" na fanokafana "Wallet Trésor"
🔗 app.tresorpublic.mg:12000/wallet

👉 Ary amin'ity rohy ity no hanaovana ny fanitsiana ny diso mahakasika ny mombamomba ny mpisitraka vatsim-pianarana :
https://reclamation.mesupres.mg/

❌ Aza mampiditra ny mombamomba anao amin'ny rohy hafa ankoatra ireo voalaza ireo.

✅ Raha misy tranga mampiahiahy, mandefasa hafatra miafina ato amin'ny pejin'ny Minisitera.

Année universitaire 2025-2026   le paiement des bourses (3 mois + équipement) se déroulera selon le planning ci-joint.📍 ...
04/05/2026

Année universitaire 2025-2026

le paiement des bourses (3 mois + équipement) se déroulera selon le planning ci-joint.
📍 Lieu : Trésorerie Générale
🗓️ Dates : du 05 au 08 mai 2026
⏰ Horaires : 08h00 – 12h00 et 14h00 – 16h00 (selon les facultés)

02/05/2026
01/05/2026
🚨1 mey 2026: Caisse exceptionnelle - Vatsim-pianarana 🏛️ Misokatra avokoa ireo toerana voatondro handoavana ny vatsim-pi...
30/04/2026

🚨1 mey 2026: Caisse exceptionnelle - Vatsim-pianarana

🏛️ Misokatra avokoa ireo toerana voatondro handoavana ny vatsim-pianaran'ireo "Doctorants" ny 1 mai 2026 manerana ny Nosy.

⏲️ Ora: 08 ora maraina ka hatramin'ny 03 ora tolakandro

🔈Tsy voatery eny amin'ny Tahirimbolam-panjakana misy ny Oniversite ianaranao no angalana izany, fa eny amin'ireo toerana ahitana ny "Caisse Bourses" akaiky anao [ PGA, RGA, TG Fianarantsoa, TG Toamasina, TG Toliara, TG Mahajanga, TG Antsiranana]

Source trésor

❌ RÉCLAMATION BOURSES ❌📢 Tompon’andraikitra ooo Minisiteran'ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy Fikarohana Ara-Tsiansa...
30/04/2026

❌ RÉCLAMATION BOURSES ❌

📢 Tompon’andraikitra ooo Minisiteran'ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy Fikarohana Ara-Tsiansa, aiza ilay réclamation bourses re?

▶ Ataovy laharam-pahamehana ny réclamation ho an’ireo mpianatra
izay TSY tafiditra ao anatin’ny listes boursiers.

🎓 Tsy rariny raha misy mpianatra mbola voahilika, nefa efa mianatra tahaka ny rehetra.

🤝 Mangataka vahaolana mazava sy haingana izahay Mpianatra fa leo ty tebiteby isan-taona.

✊ Aoka ho re ny feontsika!

Mankasitraka antsika Mpianatra aloha niaraka ni'commenté sy ni'réagi le pub omaly hariva de mankasitraka anareo tompondr...
30/04/2026

Mankasitraka antsika Mpianatra aloha niaraka ni'commenté sy ni'réagi le pub omaly hariva de mankasitraka anareo tompondraikaitra ao Minisiteran'ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy Fikarohana Ara-Tsiansa koa

👉Fa Mbola misy MPIANATRA TSY ANATY LISTES IREO KOA, MILA JERENA FA INSCRIT ARA-DALÀNA IREO ARY MANANA ZO HISITRAKA NY VATSIM-PIANARANA

👉Fa jereo nareo koa io platforme io fa manadalana mihintsy lasa sahirana ny Mpianatra nefa efa Période des examens Zao

-Z ANDRAINJATO Fianarantsoa Mijoro ho antsika Mpianatra ihany

🪧 IZAHAY MPIANATRA NO MITAKY IZANY!📚 Efa 3 volana izay no nianarantsika Mpianatra            ❓ Ka ahoana ity👉 volana ira...
29/04/2026

🪧 IZAHAY MPIANATRA NO MITAKY IZANY!

📚 Efa 3 volana izay no nianarantsika Mpianatra
❓ Ka ahoana ity
👉 volana iray + équipement ity, ry tompon’andraikitra?
🤔 Ry mpianatra, mety ve izany sa ahoana?
✊ Aoka ho re ny feontsika fa telo volana+ équipements !
📌 MBA JEREO NAREO TOMPONDRAIKAITRA AOMinisiteran'ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy Fikarohana Ara-Tsiansaiansa ireo mpianatra Mbola tsy anaty listes fa betsaka mihintsy.

Tsy mety ny fampiasana ny plateforme fisoratana anarana fanaovana inscription ahafahana mahazo bourses ao amin'ny Trésor.

Follow our page

Diplomatie Madagascar 🇲🇬 sy Frantsa🇲🇬       Amin’ny maha-Malagasy anay🇲🇬, dia manohina anay lalina ity toe-draharaha ity...
29/04/2026

Diplomatie Madagascar 🇲🇬 sy Frantsa🇲🇬

Amin’ny maha-Malagasy anay🇲🇬, dia manohina anay lalina ity toe-draharaha ity. Ao ambadik’ireo teny diplaomatika, misy zava-misy tsotra: Madagascar dia manana zo feno sy mahaleo tena handray fanapahan-kevitra hiarovana ny fahamarinan-toerana sy ny hoaviny ⚖️.

👉Tsy raisin’ny mpitondra antsika amin’ny fomba maivana ireo fanapahan-kevitra ireo. Mitondra andraikitra izy ireo amin’ny fitazonana ny fifandanjan’ny firenena iray izay maniry handroso amim-pahamendrehana, araka ny laharam-pahamehany manokana 📈.

Zava-dehibe ny fiaraha-miasa amin’i France 🇫🇷, saingy tsy afaka hisy amin’ny tena endriny izany raha tsy misy fanajana marina ny fiandrianam-pirenena sy ny fanapahan-kevitsika 🤝.

👉Ny fiandrianam-pirenena tsy azo ifampiraharahana, fa tsy maintsy hajaina. ✊🇲🇬

27/04/2026

Mampalahelo mihintsy lay toe-tsaina
tsika Gasy .
🔥MAY NY ROVA 'Ambohidratrimo Marovatana
Ahoana ny hanovana ny toe-tsaina tsika ity?

21/04/2026

VARA MADA

Mangataka Fanazavana fa harena iombonana io🇲🇬

Address

Andrainjato University
Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gen Z Andrainjato Fianarantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share