Hen' Tsouh Btk

Hen' Tsouh Btk 📍Vente en Ligne Fianarantsoa

☎038 78 807 03 / 033 42 380 32

🌸 TSARA HO FANTATRA  MOMBA HUILE VEGETALE !🌸HUILE PENETRANTE VS HUILE SCELLANTE  🌿Mianatra kely indray isika androany ry...
18/02/2024

🌸 TSARA HO FANTATRA MOMBA HUILE VEGETALE !🌸
HUILE PENETRANTE VS HUILE SCELLANTE 🌿

Mianatra kely indray isika androany ry zareo ❤ ny tsara ho fantatra momba ny huile vegetale . 🌼

Ny huile vegetale dia soin tsy afa-miala anaty routine antsika satria sady mitsabo izy, manalava , miaro sns…
🌿 Amin'ny ankampobeany , azo sokajiana roa ny huile vegetale araka ny acide gras sy molécule izay misy ao aminy :

🌸Huile PENETRANTE : ( manify sy kely kokoa ny acide gras)
🌸 Huile SCELLANTE : ( ngeza kokoa ny acide gras ao aminy )

Hojerentsika ny maha samy hafa izy roa ireo hafanao misafidy ny tokony ampesainao 😉 sy ny fomba fampiasana azy koa !

Zarao @ hafa raha nahasoa anao ! ❤
Araho hatrany ny pejy 🌸 fa maro be ny astuce , torohevitra momba fikarakarana volo @ fomba natoraly .

Salama daoly !!!! 🌼❤Androany ndray tsika dia HAMANTATRA NY KARAZAANA TYPE VOLO 🥰Araka ny efa voalazan-tsika tao ambany d...
17/02/2024

Salama daoly !!!! 🌼❤
Androany ndray tsika dia HAMANTATRA NY KARAZAANA TYPE VOLO 🥰

Araka ny efa voalazan-tsika tao ambany dia mitombo 0,3mm par jour ny volo, izay 1cm par mois. 👍🏻🙂
Miankina @ texture ny ihany koa anefa an !!! 🥰🙏🏻💦

✅ Ny volo malama: TYPE 1, 2A, 2B et 2C ✨
Izy dia mahazo eo @ 1,2cm isam-bolana eo.🌿

✅ Ny volo olioly: TYPE 3A, 3B et 3C✨
Izy kosa dia manodidina ny 1cm isam-bolana.🌿

✅ Ny volo ngita: TYPE 4A, 4B et 4C ✨
Izy dia mahazo 0,8cm isam-bolana. 🌿

⛔ NB: Rehefa mampiasa produit (Naturel) hikarakarana volo dia mila mahafantatra tsara ny type ary ny porosité ny volo. ❌
Raha tsy mifanaraka @ type, indrindra porosité ny volo produit ampesaina aminy dia tsy hihalava mihintsy ny volo 🥺‼ Vao maika manimba azy ..🙏🏻
🌸 Zava-dehibe ny mamantatra azy io mba hitombo sy hihalava ary salama foana ny volonao 🥰💗

Mbola marobe ny mahasoa sy ny tsara ho fantatra momban'ny volo ho resahan-tsika ato an🙂 aza miala lavitra @ pejy fa horesahan-tsika ary hidiran-tsika lalindalina kokoa. 🥰
Mirary soa daoly ooo !!!!😍❤

🌸 TRANGA 5 TSARA HO FANTATRA MOMBA NY VOLO 🌸Iza no vonona hikarakara volo? Ireto avy no tsara ho fantatrao momba ny volo...
16/02/2024

🌸 TRANGA 5 TSARA HO FANTATRA MOMBA NY VOLO 🌸

Iza no vonona hikarakara volo? Ireto avy no tsara ho fantatrao momba ny volo ! 🌿

•1) Ny volo dia MIHALAVA FOANA ‼
Mihalava 0,3mm par jour ny volo, izany hoe 1cm par mois !! Mitombo io na mihena fa miankina amin'ny:
💢 Fikarakaranao azy.
💢 Fiarovanao azy.
💢 Texture sy ny type ny volo.

• 2) Ny FIHINTSANAN'NY VOLO dia tranga VOAJANAHARY ‼
Eo anelanelan'ny 45 ka hatramin'ny 60 isa ny volo mihintsana isan'andro. (Rehefa lohataona dia mety mahatratra 100 volo isan'andro.)
Koa raha mihoatra izay ny fihintsanan'ny volonao dia misy antony ao.
✔Fikarakana azy (Fihogo mafy, produit chimique, fanaovana volo, lokonbolo, snss...)
❌ Mety ho toe-pahasalamana koa nefa. ❌

• 3) Ny volo dia MATIERE MORTE ‼
Ny volo dia matière morte, izany hoe: Tsy toy ny hoditra izy ka manao "cicatrisation" rehefa maratra 🥀🥺
Rehefa vakivaky izy dia vakivaky tsy misy azo atao intsony😴❌ Na produit maturel na produit chimique (silicone) tsy mahaverina sy mampipetaka azy. ❌

• 4) Vatana salama = Volo salama 😍
Tena miankina amin'ny fahasalaman'ny vatanao ny fahasalaman'ny volonao 🙏🏻‼ (satria ny vatanao no manome ny akora rehetra mahasalama ny volonao ! )
🙀 Mihintsana, vakivaky, feno angadrano ny volonao rehefa:
❌ Tsy ampy sakafo ara-pahasalamana. (Fer, calcium, snss..) ary rano.
❌ Hormone mikorontana, reraka na misy arentina. (Vavony, sns...)

• 5) Ny volo dia toy ny vatana ihany 🥰‼
Toy ny vatan-tsika ny volo ka mila rano, sakafo, fiarovana mba ho salama sy tsy mora marefo (simba)
⛔ Tsy indray mandeha io fa ROUTINE mihintsy ⛔
* Soin Hydratant 💙💦: Mitondra rano ho an'ny volo mba tsy hampamaina azy !!!!
* Soin nourrissant 🥣 : Mitondra gras na sakafo ny volo mba tsy hampavakivaky sy tapatapaka azy.
* Soin protéine 🌾 : Mitondra hery ho an'ny volo manosika ny fanalavana azy.

❌NB: Zavatra NATORALY ihany no tena mahasalama azy !!!! ❌‼

Mbola misy fanampiny ireo fa miditra lalindalina kokoa 🙂

Address

Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hen' Tsouh Btk posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share