Fikambanan'ny Zanak'Imito eto Fianarantsoa- Fizaifia/uf

Fikambanan'ny Zanak'Imito eto Fianarantsoa- Fizaifia/uf FIRAISANKINA - FAHENDRENA - FAHOMBIAZANA

Fifampiarahabana nahatratra ny taona  #2025 sy Pot de contact Alahady 10 Fevrier 2025
10/02/2025

Fifampiarahabana nahatratra ny taona #2025 sy Pot de contact Alahady 10 Fevrier 2025

Salama aby!!! Ilazana isika mpianatra rehetra zanak'Imito fa misy fivoriambe isika ny asabotsy 1 Febroary 2025 amin'ny 2...
26/01/2025

Salama aby!!! Ilazana isika mpianatra rehetra zanak'Imito fa misy fivoriambe isika ny asabotsy 1 Febroary 2025 amin'ny 2 ora tolakandro tsy diso eo amin'ny atiala!!!
Entano aby ny kilonga ahatagny....samia tonga fa zava_dehibe no hodinihina ary aminio koa no hanapahatsika ny daty hanaovana ny pot de contact!!!

Ho fitsondrano ny mpianatra Vaovao ato amin'ny   🎉Manentana antsika membre rehetra hanatrika izay fa zava-dehibe ho ants...
08/07/2024

Ho fitsondrano ny mpianatra Vaovao ato amin'ny 🎉
Manentana antsika membre rehetra hanatrika izay fa zava-dehibe ho antsika io fety io satria handraisana anireo zandry ireo sy fanokafana ny fakalazana ny faha 5 taona niorenan'ny fikambananantsika🥂⭐

🎉🎉

J-6⌛VOYAGE ORGANISER izay hokarakarain'ny FIZAIFIA_UF.Manainga antsika fa hiaraka hody antsika ny aminio sabotsy io, sao...
14/05/2024

J-6⌛

VOYAGE ORGANISER izay hokarakarain'ny FIZAIFIA_UF.
Manainga antsika fa hiaraka hody antsika ny aminio sabotsy io, sao de tara misorata anarana🙏

Allô! allô !📢📢HIJERY NY FIDIDROMITO NA HO KISANGA NA HO KILIMENA👋💖Ho antsika eto Imito sy ny manodidina📢📢Savika mitorajo...
10/04/2024

Allô! allô !📢📢

HIJERY NY FIDIDROMITO NA HO KISANGA NA HO KILIMENA👋💖

Ho antsika eto Imito sy ny manodidina📢📢
Savika mitorajofo andiany faharoa izay karakarain'ny Fikambanan'ny Zanak'Imito eto Fianarantsoa ny Alatsinainy faha 20 Mai 2024 ( Lundi de Pentecôte), ao amin'ny Kianjan'ny Savika ao Aniso Zanabahona.
Misokatra @8 Ora maraina ny vavahady.⏲️⏲️
Vidim-pidirana: 👉500 ariary hoan'ny ankizy
👉1000 ariary hoan'ny Lehibe
Tongava maro fa ny adidy ho vita ny fahafinaretana ho azo!🎤🎤

Salama aby! Manantitra ny arahaba ho antsika rehetra. Antsika de manao hetsika fitadiavam-bola, mbola maro ny hatao fa a...
20/03/2024

Salama aby!

Manantitra ny arahaba ho antsika rehetra. Antsika de manao hetsika fitadiavam-bola, mbola maro ny hatao fa amizao aloha de operation Cake izay handraisantsika membre rehetra anjara fivarotana billet 5 avy, manantena ny fahavitrihatsika rehetra amin'ny fivarotana billet.

Ho ela velona anie ny FIZAIFIA💖

Fahafinarentana rehefa tafaraka ny FIZAIFIA 😁😂😂Mahafinaritra ny firaisankina🙏💖⚽FIZAIFIA_UF
09/03/2024

Fahafinarentana rehefa tafaraka ny FIZAIFIA 😁😂😂

Mahafinaritra ny firaisankina🙏💖⚽

FIZAIFIA_UF

Manentana antsika rehetra hanatrika ny Assembler Générale antsika # FIZAIFIA_UF
14/02/2024

Manentana antsika rehetra hanatrika ny Assembler Générale antsika
# FIZAIFIA_UF

Salama aby💖🙏Manasa antsika rehatra izay manana talenta @ Foot fa hisy kotrana antsika apitso @ 8 heure eny Ankindry ny f...
09/02/2024

Salama aby💖🙏

Manasa antsika rehatra izay manana talenta @ Foot fa hisy kotrana antsika apitso @ 8 heure eny Ankindry ny fotoana no handraisana ny liste antsika rehetra amatarana ny fahavononantsika. Makasitraka antsika rehera🙏😊

📷Club Foot FIZAIFIA 2023

31/01/2024

Salama aby🤝

Antsika de mikarakara match amical izay hatao ny zoma 02 Février 2024 hoavy izao @ 8 ora maraina izay hifandonana amin'ny koa manentana ny fahatongavantsika rehetra mba hanohana ny équipe ntsika. Manentana ihany ho an'izay te hanatevin-daharana.

Address

Fianarantsoa

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fikambanan'ny Zanak'Imito eto Fianarantsoa- Fizaifia/uf posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share