Maison de la résilience

Maison de la résilience __🔶 Maison de la Resilience🔶__
📲: 038.53.416.38

Fianarantsoa mifety miaraka amin’i Madame Deputé Marie Michelle, ndao ary e ! Tongava maro fa fetintsika aby io 🥳🥳
21/12/2025

Fianarantsoa mifety miaraka amin’i Madame Deputé Marie Michelle, ndao ary e ! Tongava maro fa fetintsika aby io 🥳🥳

23/11/2025
06/07/2025

Fitokanana ny Coliseum Ambatomena. Izy io no Coliseum faharoa eto Madagasikara taorian'ny ao Antsojombe - Antananarivo ary mahazaka olona hatramin’ny 32000.

Mety va moa sa tsa mety?


✌🏼🧡

✳️ Nidina ifotony tao Fianarantsoa ny alarobia 02 jolay 2025 ny Filoham-pirenena RAJOELINA Andry mivady niaraka tamin’ir...
05/07/2025

✳️ Nidina ifotony tao Fianarantsoa ny alarobia 02 jolay 2025 ny Filoham-pirenena RAJOELINA Andry mivady niaraka tamin’ireo mpikambana sansantsany ao amin'ny governemanta izay notarihin'ny Praiminisitra NTSAY Christian ka isan’izany ny Minisitry ny Fanabeazam-pirenena no sady Coach Mpiahy ny faritra Matsiatra Ambony Dr SAHONDRARIMALALA Marie Michelle.

▶️Notanterahina tao an-tanànan’i Fianarantsoa, tamin’io andro io ihany, ny Filankevitry ny Minisitra.

▶️Ankoatra izany, dia notokanan’ny Filoham-pirenena nandritra ireo telo andro nijanonany tao an-toerana ireo fotodrafitrasa marobe natao ho an’ny tombontsoan’ny Fianarantsoa

▶️ Ary notokanana tamin’izany ihany koa ny Coliseum Ambatomena. Izy io no Coliseum faharoa eto Madagasikara taorian'ny ao Antsojombe - Antananarivo ary mahazaka olona hatramin’ny 32000.


Address

Fianarantsoa
301

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Maison de la résilience posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share