RUNI Voix OFF

RUNI Voix OFF 🥰 "Tontolo Vaovao, Tanora vaovao"
Cette page et conçu pour la communication avant, pendant et après l'émission "O'ne Tanora" sur la RF One Radio Fianarantsoa.

Liam-pivoarana ve ianao??? Ndao hanaraka anay ary eee!!!

Ca y est, l'équipe commence à se former La Team RVo prend forme😎😎👉👉💝💝💝
20/06/2025

Ca y est, l'équipe commence à se former La Team RVo prend forme😎😎👉👉💝💝💝

❤️🇲🇬Tanora Ve Ianao? Anatiny Fitadiavana Asa Koa? 🥰Ity Misy Fiofanana Arahana Asa Avy Hatrany @ Ireo Sehatr'Asa Hiofanan...
27/06/2023

❤️🇲🇬
Tanora Ve Ianao? Anatiny Fitadiavana Asa Koa?

🥰Ity Misy Fiofanana Arahana Asa Avy Hatrany @ Ireo Sehatr'Asa Hiofanana Ireo!

🫴Anjarantsika Eto Fianarantsoa Izao Ka Andao Hararaotina! Voafetra Ny Toerana A!
Mp Avy Hatrany Na Miantsoa Mivantana Ny Laharana Finday Eo Ambany!
📱 0348650160
📱0344630706

24/08/2019

✌✌🕑 Afaka minitra vitsy aveo 9⃣0⃣.8⃣ Fm

03/06/2017

salut daholo !! ty ary ny coup de coeur gasy anio e !!
Awalaneeee !!

"LYRICS : IZY [BAE] - TANN FAYA"

Rainay ambuny!
Misotra anao nampisy anazy ah'!
Fa misy azy aho Ray!
Fiadanana ho ahy! Yeuh!
Rainay ambuny!
Mandramaty itia anazy ah'! [Tia anazy aho]
Fa izy anie Ray!
Tô vintana hoahy! Ray!

Refrain :
Fenoy fti 'zany fony,
Lay Lovenay mba ho tony,
Mba ho lavitra lonilony,
Fa za tsy mila hafa tsuny,
Fa ...
Manana azy aho manana ampy ah'!
Ampinao Ray itantana azy ah'! [x2]
Bridge.

Rainay ambuny!
Mba tsilovy oa lay fitiavanay!
Ndraindray anie Ray,
Be fakampanahy 'zay!
Rainay ambuny!
Misotra anao mitsinjo anazy aho!
F' izy iny anie Ray!
'Lay lafatra ho ahy!

Fa milamina ah' refa misy azy!
Toa zary nofy fiaina mande oazy!
I Adama no nanao ratsy!
Fa ny aminay Ray aleo iemafy!

Refrain : ...

Fa milamina ah' refa misy azy!
Toa zary nofy fiaina mandeha hoazy!
I Adama no nanao ratsy!
Fa ny aminay Ray aleo iemafy!
Saropiaro ah' ra momba anazy!
Ialako tsiny Ray na maha voasazy!
Fa ho vonoiko refa manimba azy!
Fa olotiko lôtra io!

Refrain : ...
Outro : ... Rainay,
Misaotra anao aho,
Misaotra aho misy azy ...
'

coup de coeur MalagasyTann Faya - LOVE.COM Mba miantso miangavy any aho!Mba enoy kely!Te hilaza aminao!Fa ianao rery ......
07/01/2017

coup de coeur Malagasy
Tann Faya - LOVE.COM
Mba miantso miangavy any aho!
Mba enoy kely!
Te hilaza aminao!
Fa ianao rery ... Ilay hany mambambo saina amam-panah'!
Toa lanitra vao ho ahy naita an' ialahy!

Miangavy mba mitoreo ah'!
Leo manirery!
Mba tolory 'lay fonao!
Rakalakely!
Inoko fa tsy hoe fadisoana ... Raha love aminao aho!
'Lay tsikinao no hany tsaroko ho,
Mpamelona anah'!

Tsy ho leo na mandramaty haporofo hoe tiko ianao!
Mandoro hatrany anaty re fa mba raiso ho anao 'ty fo fa jaly aho!
Ty za mba oento ho anao!
Mandoalika aho, miangavy aloanao ah' mitalaho!
Fa saina amampanahy anio toa lasa feno anao!
Mba raiso oanao aho!
Mba oeto hameno anao!

[Bridge]

Iriko hoe indray andro any hiara-isendra fiainana!
Ho oatolotro anao lou' ny tany!
Fa tsy anah' ny volana io! [Tsy anah']
Na ny kitana ireny tsy anah'! [Tsy anah'] Ka tsy ampanantena aho!
Fa ny aiko ra toa ho anao' io!
Foiko omena!

Fitaka fona ny vava fa ny ah' io navadiko impito ny lela!
Ra teny tsy ho itan' ny maso f' aleo 'zay ho vitako aloha no jerenao! Miloloha lanitra iany aho
'Ndraindray mety lena!
Na orana toa ranomaso, hijoro ho elo oanao!

Za tsy hoe tsilo handratra!
F' itondra mazava!
Tsy ho olana lava fa itondra fitia hoanao ah'!
Hoanao ah'!
Hameno zay banga,
Hanambotra nofy!
Hanampy ny hatsarana efa anananao io!
Raiso aho!
Raiso aho!



'

Address

Fianarantsoa
301

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RUNI Voix OFF posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share