Média RTV Soafia Fianarantsoa

Média RTV Soafia Fianarantsoa Innovons ensemble le multimédia Malgache !

🌍 Site web et application sur rtvsoafia.mg 🌍

Une page pour la communication en temps réel avec l'équipe de la RTV SOAFIA. Vous pouvez poster, commenter, aimer
Attention nous ne tolerons pas toute sorte d'insulte, difamation, arnaque, fausse acusation, etc

🏥 Ny RTV Soafia dia mirary fahasalamana sy fahasitranana tanteraka ho an'ny tsy salama rehetra.
18/07/2026

🏥 Ny RTV Soafia dia mirary fahasalamana sy fahasitranana tanteraka ho an'ny tsy salama rehetra.


🔴 BEPC 2026 ETO FIANARANTSOA 🔴📘 Nivoaka ny harivan'ny alarobia 15 jolay 2026 teo ny valim-panadinana BEPC ho an'ny CISCO...
16/07/2026

🔴 BEPC 2026 ETO FIANARANTSOA 🔴

📘 Nivoaka ny harivan'ny alarobia 15 jolay 2026 teo ny valim-panadinana BEPC ho an'ny CISCO Fianarantsoa.

✅ Taham-pahafahana : 59,49 %
✅ Nisoratra anarana : 3 921
✅ Nanala fanadinana : 3 848
✅ Afa-panadinana : 2 289

✨ Miarahaba an'ireo afaka ary mankahery an'ireo tsy afaka.



🎙 FANDAHARANA MANOKANA 🎙📢 Ho antsika hanala fanadinana Baccalauréat !📻 Hisy ny fandaharana manokana iarahana amin'Andria...
15/07/2026

🎙 FANDAHARANA MANOKANA 🎙

📢 Ho antsika hanala fanadinana Baccalauréat !

📻 Hisy ny fandaharana manokana iarahana amin'Andriamatoa RAZANAPAHATELO Mamitia, Formateur en Psychopédagogie, mikasika ny toe-tsaina entina iatrehana izany fanadinana izany.

🗓 Alakamisy 16 jolay 2026
🕘 09 ora maraina

Iarahan'ny onjampeo rehetra mandefa io ary anisan'izany ny RTV Soafia.

💡 Azonao arahina any amin’ny Application RTV Soafia koa izany. Tsy miova ny rohy fa ireto hatrany :
🔗 https://play.google.com/store/apps/details...
🔗 https://rtvsoafia.mg/
🔗 https://apps.apple.com/fr/app/rtv-soafia/id6448399166
Aza tara ary e !




🎙️ HERIN'NY FITIAVANA🎙️📻 Tantara vaovao arahinao ao amin’ny onjam-peo Soafia, FM 103, manomboka anio 06 jolay :📅 Alatsin...
06/07/2026

🎙️ HERIN'NY FITIAVANA🎙️

📻 Tantara vaovao arahinao ao amin’ny onjam-peo Soafia, FM 103, manomboka anio 06 jolay :

📅 Alatsinainy – Zoma
🕢 7 : 30 ora hariva

🔳 Famerenana : isaky ny sabotsy amin'ny 🕣 7:30 hariva

🫂 Lalaovin’ny Groupe Fy Haino'Art

Azonao arahina any amin’ny Application RTV Soafia koa izany. Tsy miova ny rohy fa ireto hatrany :
🔗 https://play.google.com/store/apps/details...
🔗 https://rtvsoafia.mg/
🔗 https://apps.apple.com/fr/app/rtv-soafia/id6448399166
Aza tara ary e !




🎉 Mankalaza ny tsingerintaona nahaterahany anio ihany koa ny Préfet-n'i Fianarantsoa, Ramatoa Irma Juliandres Harilalain...
29/06/2026

🎉 Mankalaza ny tsingerintaona nahaterahany anio ihany koa ny Préfet-n'i Fianarantsoa, Ramatoa Irma Juliandres Harilalaina.

🎁 Miarahaba sy mirary soa ho azy hatrany amin'ny andraikitra maro sahaniny.

📷 Sary indrana



▶️ 29 Jona 1948 – 29 Jona 2026 ◀️🎊 Feno 78 taona anio i Père PEDRO Opeka. Olomanga, olom-pinoana ary olon’ny fiarahamoni...
29/06/2026

▶️ 29 Jona 1948 – 29 Jona 2026 ◀️

🎊 Feno 78 taona anio i Père PEDRO Opeka.

Olomanga, olom-pinoana ary olon’ny fiarahamonina sy ny asa soa tokoa raha i Père Pedro. Tsy tambo isaina ireo olona sahirana noraisiny an-tanana, nobeaziny ary nomeny asa tamin’ny alalan’ny ny Centre Akamasoa izay naoriny.

🎉 Miarahaba sy mirary tsingerintaona sambatra ho azy amin’izao androny izao, ary mankahery azy amin'ny adidy masina miandry azy.

🎁 Andao mba hirary soa azy ao anaty kaomantera.



Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny Asaramanitra e ! 🇲🇬🇲🇬Mirary fety sambatra ho antsika ary mifalia fa Malagasy ! 🇲...
26/06/2026

Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny Asaramanitra e ! 🇲🇬🇲🇬

Mirary fety sambatra ho antsika ary mifalia fa Malagasy ! 🇲🇬🇲🇬🇲🇬

🎆 Miarahaba antsika rehetra tratry ny afo e !🇲🇬Toy izao ny Programma eto Fianarantsoa dia mirary fety sambatra ho antsik...
25/06/2026

🎆 Miarahaba antsika rehetra tratry ny afo e !🇲🇬

Toy izao ny Programma eto Fianarantsoa dia mirary fety sambatra ho antsika !



📣📣 VOLANA VAOVAO, FANOMEZANA VAOVAO avy aty amin’ny RTV SOAFIA !💥 Efa azonao jerena ao amin’ny Application RTV Soafia ny...
02/06/2026

📣📣 VOLANA VAOVAO, FANOMEZANA VAOVAO avy aty amin’ny RTV SOAFIA !
💥 Efa azonao jerena ao amin’ny Application RTV Soafia ny famerenana na Rediffusion an’ireo fandaharana ankafizinao indrindra.

Tsy miova ny rohy fa ireto hatrany :
🔗 https://play.google.com/store/apps/details...
🔗 https://rtvsoafia.mg/
🔗 https://apps.apple.com/fr/app/rtv-soafia/id6448399166

💬 Raha misy fanamarihana fanatsarana ny Application ihany koa dia aza misalasala manoratra izany aty aminay.

Mihatsara ho anao hatrany.




💐 Ny ekipan'ny Média RTV Soafia Fianarantsoa dia mirary fety sambatra ho an'ny Reny rehetra.🎀 Mama, ilay ravaky ny tokan...
31/05/2026

💐 Ny ekipan'ny Média RTV Soafia Fianarantsoa dia mirary fety sambatra ho an'ny Reny rehetra.

🎀 Mama, ilay ravaky ny tokantrano
❤ Ilay mamy ary tsy ho atakalo
🥰 No anolorana izao tononkalo




Address

Ampasambazaha
Fianarantsoa
301

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Média RTV Soafia Fianarantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Média RTV Soafia Fianarantsoa:

Share