Ôry reto aah

Ôry reto aah Mangataka anao hanindry ny bouton j'aime 👇👇

> 😂 Hono hoa , Efa nisy nanome anao 1GB Internet maimaimpoana ve🥱?Raha tsia dia manome tekinika anao izao 🎁 hafahana mah...
09/12/2025

> 😂 Hono hoa , Efa nisy nanome anao 1GB Internet maimaimpoana ve🥱?

Raha tsia dia manome tekinika anao izao 🎁 hafahana mahazo izany 👊
🔗kitiho fotsiny ny lien hi Télécharger naoa ny app My Airtel Raha Mbola tsy manana https://refer.airtel.africa/MG/DS9D58ZM

Manaraka dia rehafa tafiditra izay dia idiro ilay aplicaton Ka hitaky code de parrainage izy ka ampidiro ity code Etsy Ambany ity : 👉 DS9D58ZM 👈

Réfa tafiditra soamatsara izany Dia hahazo 1GB Internet maimaimpoana ianao avy hatrany 🚀

Zavatra simple Kely 🎊 zarao sao hahasoa ny hafa fa aza tia tena 🙅😹

💡 Tsarovy: puce iray = 1GB

🥰Ny race...Ity no atao hoe Sphynx (saka p***o ozy ry adala isany🙄)😓Efa zao mihintsy izy fa tsy hisy anao fanontaniana ad...
19/10/2025

🥰Ny race...
Ity no atao hoe Sphynx (saka p***o ozy ry adala isany🙄)

😓Efa zao mihintsy izy fa tsy hisy anao fanontaniana adala indray hoe maninona no esorina ny volony🙄😂

😌Efa misy manana azy eto àmintsika dia ndao mba omena fankaherezana zareo satria dia mafinaritra ny mahita olona mahavita mapiditra zavatra mafinaritra sy miavaka toy zao eto amintsika❤️❤️😍😍

💕💕Lafo dia lafo io an... Fa mino nefa aho fa ho maro ny hanana azy afaka taona maromaro n lafo aza satria saka tena isan tsara fanahy kely izy😊💕💕

Aza hadino mi s'abonner ny page Ôry reto aah

16/10/2025

Mitsangàna,
Aza kivy, mitrakà, mbola hisy Vokany io Fikirizana ataonao Isanandro io.
🙏🥺

Address

Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ôry reto aah posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share