TNTV - RFONE Fianarantsoa

TNTV - RFONE Fianarantsoa 301 Madagascar πŸ‡²πŸ‡¬

31/07/2025

ARAHINAO ETO AMIN'NY FAHITALAVITRA TNTV ANIO AMIN'NY 09 ORA ALINA NY FILM LOHATENY ''DANGEROUS ANIMALS''

31/07/2025
31/07/2025

VITAO NY ASAN'NY FAHAMARINANA 31 JOLAY 2025

31/07/2025
31/07/2025

FEON-GAZETY ETO AMIN'NY TNTV ANIO 31 JOLAY 2025

β€ΌοΈπ—”π—©π—˜π—Ÿπ—”π—’ π—›π—œπ—”π—¦π—” π— π—”π—Ÿπ—”π—Ÿπ—”π—žπ—” 𝗑𝗬 𝗠𝗣𝗔𝗑𝗔𝗒 π—šπ—”π—­π—˜π—§π—¬β€ΌοΈMitady hahazo vahana ny herisetra mihatra amin'ny mpanao gazety. βŒπ‘»π’“π’‚π’π’ˆπ’‚ π‘»π’π’π’Šπ’‚...
31/07/2025

β€ΌοΈπ—”π—©π—˜π—Ÿπ—”π—’ π—›π—œπ—”π—¦π—” π— π—”π—Ÿπ—”π—Ÿπ—”π—žπ—” 𝗑𝗬 𝗠𝗣𝗔𝗑𝗔𝗒 π—šπ—”π—­π—˜π—§π—¬β€ΌοΈ

Mitady hahazo vahana ny herisetra mihatra amin'ny mpanao gazety.

βŒπ‘»π’“π’‚π’π’ˆπ’‚ π‘»π’π’π’Šπ’‚π’“π’‚ :
Nanao asa fanangonam-baovao hitatitra ny zava-misy any Benetsy, kaominina Ankilimaliniky, Toliara II, ny mpanao gazety roa. Niharan'ny fandrahonana fikasihan-tanana izy ireo avy amina andian'olona. Ankasitrahana ny mpitandro filaminana, niaro ny ain'izy ireo. Nasaina nofafana nefa ny raki-tsary azo.

βŒπ‘»π’“π’‚π’π’ˆπ’‚ π‘¨π’π’•π’‚π’π’‚π’π’‚π’“π’Šπ’—π’ :
Nanao asa fanangonam-baovao tetsy amin'ny 67Ha ny mpanao gazety telo. Vaovao momba ny fanorenana tsy ara-dalΓ na. Niharana herisetra, fikasihan-tanana, ny mpaka sary iray.

Manoloana ireo tranga ireo. Manao izao fanambarana sy fampitam-baovao izao ny Ordre des Journalistes de Madagascar
1️⃣Manamafy fa manameloka ny trangana herisetra atao amin'ny mpanao gazety eo am-panatanterahana ny asany.
2️⃣Mampahatsiahy ny voalazan'ny lalΓ na fa iharan'ny fanenjehana sy sazy araka ny fepetra ao amin'ny Fehezan-dalΓ na momba ny ady heloka ny herisetra atao amin'ny mpanao gazety, eo am-panatanterahana ny asany.
3️⃣Mandray ireto fepetra manaraka ireto :
β–ͺ️ Tranga Antananarivo : hametraka fitoriana, fiaraha-miasa amin'ny ONG Ilontsera, rehefa avy nifampierana sy nifampiresahana tamin'ilay mpanao gazety niharan'ny herisetra
β–ͺ️Tranga Toliara : anatin'ny fijerena ny paikady, hiarahana amin'ireo mpanao gazety voakasika, ho fampiharana ilay fomba fiasa MAMAFA MAnadihady MAnamarina FAndraisana andraikitra eto anivon'ny Ordre des Journalistes de Madagascar.
4️⃣Tsy sasatra mampahatsiahy fa na inona na inona tondrozotran'ny fanoratan'ny orinasan-gazety iasany, mampisitraka ny zo fototry ny olom-pirenena hahazo vaovao marina, ny mpanao gazety ary manana zo malalaka hanara-baovao amin'ireo tranga ilain'ny vahoaka.
5️⃣Tsy sasatra ihany koa mampahatsiahy fa mitaky adidy sy andraikitra avy amin'ny mpanao gazety ny maha-asa masina ny asa, indrindra ny adidy amin'ny fanajana ny zava-mis

[π—™π—œπ—Ÿπ—”π—‘π—žπ—˜π—©π—œπ—§π—₯𝗬 𝗑𝗬 π— π—œπ—‘π—œπ—¦π—œπ—§π—₯𝗔]Alarobia 30 jolay 2025 Notanterahina ny Alarobia 30 jolay 2025  ny Filankevitry ny Minisitra,...
30/07/2025

[π—™π—œπ—Ÿπ—”π—‘π—žπ—˜π—©π—œπ—§π—₯𝗬 𝗑𝗬 π— π—œπ—‘π—œπ—¦π—œπ—§π—₯𝗔]
Alarobia 30 jolay 2025

Notanterahina ny Alarobia 30 jolay 2025 ny Filankevitry ny Minisitra, notarihin’Andriamatoa Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina ary natrehin’Andriamatoa Praiminisitra, Ntsay Christian, Lehiben’ny Governemanta, sy ireo Minisitra isan-tokony.

URGENT - VAOVAO MAIKA βš οΈπ‘π€π‡π€π‘π€π‡π€ π€πŒππŽπ‡πˆπŒπ€π‹π€π™π€ : π—‘π—œπ——π—’π—•π—’π—žπ—” 𝗔𝗠-𝗣𝗒𝗑𝗝𝗔 π—©π—’π—‘π—π—œπ— π—”π—œπ—žπ—” π”½π”Όβ„•π•†β„π”Έπ•Šπ•€β„•π”Έ SY 𝗑𝗬 π—₯π—˜π—‘π—œπ—‘π—¬βš οΈVita izao hariva i...
30/07/2025

URGENT - VAOVAO MAIKA

βš οΈπ‘π€π‡π€π‘π€π‡π€ π€πŒππŽπ‡πˆπŒπ€π‹π€π™π€ : π—‘π—œπ——π—’π—•π—’π—žπ—” 𝗔𝗠-𝗣𝗒𝗑𝗝𝗔 π—©π—’π—‘π—π—œπ— π—”π—œπ—žπ—” π”½π”Όβ„•π•†β„π”Έπ•Šπ•€β„•π”Έ SY 𝗑𝗬 π—₯π—˜π—‘π—œπ—‘π—¬βš οΈ

Vita izao hariva izao ny fanadihadiana an'i Fenohasina sy ny reniny. Nalefa avy hatrany hotazomina vonjimaika eny am-ponja izy ireo miandry ny fitsarana Raha ny nambaran'ny tonia Mampanoa lalΓ n'ny fitsarana ambaratonga voalohany.

Hatreto, olona 5 no nidoboka am-ponja vonjimaika tamin'ity raharaha ity.

30/07/2025

VITAO NY ASAN'NY FAHAMARINANA 30 JOLAY 2025

Address

Fianarantsoa
301

Telephone

+261324004405

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TNTV - RFONE Fianarantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category