10/08/2026
๐ฅ๐จ๐ฆ ๐๐๐ก๐๐๐ : ๐๐๐ข ๐ ๐๐๐๐ฅ๐ฌ ๐ฉ๐๐๐๐ ๐ง๐๐ข ๐ข๐๐๐ก๐๐๐๐ก
Mbola miparitaka haingana ny afo Bald Range any Okanagan, Colombie-Britannique, noho ny hain-tany sy ny rivotra mahery.
๐ด Olona iray no namoy ny ainy, raha 20 000 mahery kosa ireo voatery nandao ny tranony noho ny fiparitahanโny afo.
๐ฅ Efa mahatratra 10 300 ha mahery ny velaran-tany may, ary mbola mitohy ny ezaka ataonโny mpamonjy voina aminโny famonoana ny afo.
๐ธ Sary : Archives / Indrana