Hôtesses-EGSS-MCI

Hôtesses-EGSS-MCI Hello! Aza misalasala miditra hafatra miafina Raha misy fiaraha miasa tianao hatao 🥰

Amin'izao hakatroka ny fitsingerenany taona nahaterahanao izao , dia faly izahay miarahaba anao Nancy Tinasoa 🥰🎉mirary s...
01/08/2026

Amin'izao hakatroka ny fitsingerenany taona nahaterahanao izao , dia faly izahay miarahaba anao Nancy Tinasoa 🥰🎉

mirary soa hoanao hatrany ❤️

rahampitso ny fotoana tsika 🥰
25/07/2026

rahampitso ny fotoana tsika 🥰

🎉 MISS & MISTER INTER-UNIVERSITAIRE 2026 🎉
✨ Manana solontena hiaro ny voninahitry ny Faculté EGSS isika amin'ity fifaninanana Miss & Mister Inter-Universitaire ity.
👑 MISS : Larissa 🤵 MISTER : DJEITHA
📅 Alahady 26 Jolay 2026 🕑 Amin'ny 2 ora tolakandro (14h00) 📍 Gymnase Ambatomena
🔥 Hisy ihany koa Show Case miaraka amin'i MAJESTY hanampy hafaliana sy hampafana ny lanonana.
👉 Tongava maro hanohana sy hampahery ireo solontenantsika amin'ity fifaninanana lehibe ity. Ny fanohanantsika no hery lehibe ho azy ireo!
Association Des Étudiants Egss Mci Ts As Université de Fianarantsoa
Faculté Egss-Mci Universite de Fianarantsoa Officiel

miaina ohatr'izao ihany koa izahay ☺️samy hafa fiaviana fa natambatra ho iray 🫶,mifankahazo ampo toin'ny mpirahavavy,❤️M...
22/07/2026

miaina ohatr'izao ihany koa izahay ☺️
samy hafa fiaviana fa natambatra ho iray 🫶,mifankahazo ampo toin'ny mpirahavavy,❤️
Mamyii ery ny fiarahana🥰

Anisany namoaka rahavavy ihany koa izahay nandritrany sortie de promotion omaly koa ndao mba samy hiaraka hiarahaba azy ...
11/07/2026

Anisany namoaka rahavavy ihany koa izahay nandritrany sortie de promotion omaly koa ndao mba samy hiaraka hiarahaba azy isika ☺️

félicitations Marie Larissa 🥰♥️

🤍J-4💙  💙sortie de promotion 💙
10/07/2026

🤍J-4💙

💙sortie de promotion 💙

Ny anio jour-3💐EGSS ACTION DAYS
09/07/2026

Ny anio jour-3💐
EGSS ACTION DAYS

 .jour-1💙
08/07/2026

.
jour-1💙

voilà notre Mister,mba mangataka vote avy amitsika izy 🥰
04/07/2026

voilà notre Mister,mba mangataka vote avy amitsika izy 🥰

Djeitha - EGSS Fianarantsoa

mangataka tohana ity solontenan-tsika ity ♥️🙏
04/07/2026

mangataka tohana ity solontenan-tsika ity ♥️🙏

Larissa - EGSS Fianarantsoa

03/07/2026

⚡Les hôtesses d'EGSS sont prêtes à vous accueillir durant ces événements de notre faculté 🥰

Address

Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hôtesses-EGSS-MCI posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share