ANÔSY EVENT

ANÔSY EVENT Éducation et Loisirs Que j'aime

LOADING......3 ème ÉDITION⏳ AKÔRY PARÉ ANTSIKA🤔
02/08/2026

LOADING......3 ème ÉDITION⏳

AKÔRY PARÉ ANTSIKA🤔

SAMBÀ GNY RAHA HÔ GNY T'AMPASY😁PODIUM LE 24 - 25 FORT DAUPHIN
22/06/2026

SAMBÀ GNY RAHA HÔ GNY T'AMPASY😁
PODIUM LE 24 - 25 FORT DAUPHIN

IZAHAY ATO @ ASSOCIATION ANÔSY EVENT DIA FALY MIRARY SOA HOANAREO MIVADY Dra'olo Räz Mohamed Mäküä Lä Välēùr AMINIZAO FE...
14/06/2026

IZAHAY ATO @ ASSOCIATION ANÔSY EVENT DIA FALY MIRARY SOA HOANAREO MIVADY Dra'olo Räz Mohamed Mäküä Lä Välēùr
AMINIZAO FETIM-PITIAVANAREO ROA IZAO MBA HO LAMBANAKOHO🙏

Izahay ato amin'ny Fikambanana ANÔSY EVENT dia faly mirary soa ho anao amin'zao fitsingerenany Andro nahaterahanao Zao P...
20/05/2026

Izahay ato amin'ny Fikambanana ANÔSY EVENT dia faly mirary soa ho anao amin'zao fitsingerenany Andro nahaterahanao Zao Président hoe ela Fanampahana eeh🙏🍾

🌸 PROGRAMME N’ASA – FILOHAN’NY VEHIVAVY 08 MARS🌍 FORT-DAUPHIN (TÔLANARO)✨ Tanjona lehibe👉 Hanandratra ny vehivavy ho her...
28/01/2026

🌸 PROGRAMME N’ASA – FILOHAN’NY VEHIVAVY 08 MARS

🌍 FORT-DAUPHIN (TÔLANARO)

✨ Tanjona lehibe

👉 Hanandratra ny vehivavy ho hery mihetsika, ho fototry ny fianakaviana matanjaka ary ho mpandray anjara feno amin’ny fampandrosoana eto Fort-Dauphin.



🤝 1. FANAMPIN-KERY NY VEHIVAVY (AUTONOMISATION)
• 📚 Fanofanana fohy ho an’ny vehivavy (fandraharahana madinika, fitantanam-bola, asa tanana)
• 💼 Fanohanana ireo vehivavy mpanao asa fivelomana (varotra, tantsaha, mpanjono, mpanao asa tanana)
• 🤝 Fiaraha-miasa amin’ny ONG sy mpiara-miombon’antoka



❤️ 2. FIAROVANA SY FAHASALAMANA NY VEHIVAVY
• 🩺 Fanentanana momba ny fahasalamana (fiterahana, fahadiovana, fahasalamana ara-tsaina)
• 🚫 Ady amin’ny herisetra atao amin’ny vehivavy sy ny ankizy
• 🗣️ Fananganana sehatra hihainoana sy hanampiana ireo vehivavy sahirana



👩‍👧‍👦 3. FANAMAFISANA NY ANJARA TOERAN’NY VEHIVAVY AO AN-TOKANTRANO
• 💞 Fanabeazana momba ny fifanajana sy ny fitovian-jo ao an-tokantrano
• 👩‍🏫 Fanohanana ireo renim-pianakaviana amin’ny fanabeazana ny zanaka
• 🌱 Fampiroboroboana ny soatoavina: fitiavana, firaisankina, fihavanana



🏛️ 4. VEHIVAVY SY FITARIHANA
• 🎤 Famporisihana ny vehivavy handray andraikitra amin’ny fiarahamonina
• 🗳️ Fanentanana ny vehivavy ho sahy hiteny sy handray fanapahan-kevitra
• 🤍 Vehivavy ho feon’ny vahoaka, fa tsy ho feo voahidy



🌸 5. FIRAHALAHIANA SY FIRAISANKINA
• 🤝 Fampivondronana ireo fikambanan’ny vehivavy rehetra eto Fort-Dauphin
• 🎉 Fankalazana ny Andron’ny Vehivavy (08 Mars) ho fotoana fanorenana fa tsy fety fotsiny
• 🌍 Asa iombonana ho an’ny soa iombonana



💬 Teny faneva

“Mizara fitia – Mampiray hery – Manandratra ny vehivavy” ❤️

✨ Vinavina

🌈 Vehivavy matanjaka
🌈 Fianakaviana mirindra
🌈 Fort-Dauphin mandroso miaraka amin’ny vehivavy



💐 Miray hina – Mifankatia – Mandroso 💐

🥂IZAHAY ATO ANÔSY EVENT DIA FALY MIARAHABA AN-TSIKA  🥂TRATRAN'NY TAOMBAOVAO 2026 ZAGNAHARY HITAHY ANTSIKA😍
01/01/2026

🥂IZAHAY ATO ANÔSY EVENT DIA FALY MIARAHABA AN-TSIKA 🥂
TRATRAN'NY TAOMBAOVAO 2026 ZAGNAHARY HITAHY ANTSIKA😍

ZARA S'ART ANÔSY EVENT 27/12/25 PARTIE 14PHOTOGRAPHE Herman Aurelio's Randrianantenaina
30/12/2025

ZARA S'ART ANÔSY EVENT

27/12/25 PARTIE 14
PHOTOGRAPHE Herman Aurelio's Randrianantenaina

ZARA S'ART ANÔSY EVENT 27/12/25 PARTIE 13PHOTOGRAPHE Herman Aurelio's Randrianantenaina
30/12/2025

ZARA S'ART ANÔSY EVENT

27/12/25 PARTIE 13
PHOTOGRAPHE Herman Aurelio's Randrianantenaina

ZARA S'ART ANÔSY EVENT 27/12/25 PARTIE 12PHOTOGRAPHE Herman Aurelio's Randrianantenaina
30/12/2025

ZARA S'ART ANÔSY EVENT

27/12/25 PARTIE 12
PHOTOGRAPHE Herman Aurelio's Randrianantenaina

ZARA S'ART ANÔSY EVENT 27/12/25 PARTIE 11PHOTOGRAPHE Herman Aurelio's Randrianantenaina
30/12/2025

ZARA S'ART ANÔSY EVENT

27/12/25 PARTIE 11
PHOTOGRAPHE Herman Aurelio's Randrianantenaina

Address

Fort-Dauphin

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ANÔSY EVENT posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share