21/08/2026
🎙️ TOP VAZO | MPANAKANTO MISONGADINA
Bracklah – ZANAK'ANÔSY 🎶🔥
hira mahaliana ny mpankafy mozika.
🎤 Artiste : BRACKLAH
🎵 Titre : Laliky Rano
💬 Ahoana ny fahitanao ity Mpanakanto ity?
❤️ Raha efa fantatrao ny hirany, omeo réaction!
“Ny firaisankina no mampahery, fa ny finiavana no mampiavaka.” 🔥👑
Tsy mila mitovy isika vao afaka miara-mamiratra.
Samy manana ny lokony, samy manana ny talentany… fa rehefa iray ny tanjona, lasa hery ny ekipa. 💙🧡
📍 TOLIARA — Capitale du Soleil ☀️
Avy eto atsimo, mitondra énergie, style ary identité ho hitan’i Madagasikara. 🇲🇬🔥
👑 MANGATAHA RESAKA, FA TSY MITO!
💙 Teamwork • 🧡 Énergie • 👑 Leadership
Ary ianao, raha Toliara no tanànao, inona no zavatra iray tena mampiavaka azy aminao? 👇🏽🔥
Aza mamaky fotsiny… andao ho hita hoe firy ny Toliara tena eto! 😎❤️
🏷️ Tag-o eto ilay namanao iray Toliara tsy mety resy 👇🏽
VAZO