Somaroho Festivale Nosy Be 2024

Somaroho Festivale Nosy Be 2024 News/Célébrités/Actu/Musics/info/Buzzz

Loanding...
24/05/2024

Loanding...

😍🤩Les Stars Malagasy😍🤩
13/03/2024

😍🤩Les Stars Malagasy😍🤩

Studio Somaroho by Wawa🎼🎹🎧🪗🎙️Nanokatra “studio” na trano fandraisam-peo vaovao ny mpanakanto Wawa ao amin’ny Villa Somar...
11/03/2024

Studio Somaroho by Wawa🎼🎹🎧🪗

🎙️Nanokatra “studio” na trano fandraisam-peo vaovao ny mpanakanto Wawa ao amin’ny Villa Somaroho any Nosy Be Hell Ville.

🥁Miavaka tokoa io trano fandraisam-peo io satria izy irery hatreto no “studio live” eto Madagasikara mahazaka “piste” miisa 48. Izany hoe afaka mandray orchestre manontolo miaraka mitendry sady mihira ny Studio Somaroho na S. S. Studio fa tsy voatery miditra tsirairay tahaka ny ankamaroan’ny any amin’ny trano fandraisam-peo hafa intsony.

🎧Fitaovana raitra manaraka ny fenitra iraisam-pirenena no ampiasain’ny S. S. Studio. Azo antoka noho izany ny kalitaon’izay vokatra hivoaka avy ao.

🪗Nanontonan’ i Wawa ny herim-pony manokana ny fanamboarana ny Studio Somaroho. Izy tenany ihany mantsy no nanamboatra ny fanaka ao amin’izany sy namolavola ny endriky ny trano.

🪘Mikasa ny hamoaka raki-kira roa i Wawa amin’ity taona 2024 ity avy amin’io trano fandraisam-peo vaovao natsangany io. Ny iray amin’izany dia hifantoka amin’ny gadona reggae manokana ka hafaran’i Wawa hakaty Madagasikara ho ao amin’ny S.S. Studio avokoa na ny injeniera mahakasika ny feo na ireo namany mpanatontosa mpiangaly reggae avy ao Afrika Atsimo hiaraka hiketrika io raki-kira io.
✍️ POINT CARRÉ Studio

Mirary Soa sy Fahasalamana  ho an'i Gardiens de But BAREA Malagasy izay ao anatin'ny tsy Fahasalamana amin'izao⚽🥅
11/03/2024

Mirary Soa sy Fahasalamana ho an'i Gardiens de But BAREA Malagasy izay ao anatin'ny tsy Fahasalamana amin'izao⚽🥅

🎪FESTIVAL SOMAROHO 2024 🎪Enfin ty ny dates tsika ry havako ab ein! Amboara diany zio programme tsika ⏳⏱
11/03/2024

🎪FESTIVAL SOMAROHO 2024 🎪
Enfin ty ny dates tsika ry havako ab ein! Amboara diany zio programme tsika ⏳⏱

🤩Tsapao ny Vintanao🤩🎁GRAND TOMBOLA EFA VONONA🎁Tsotra ny fandraisana anjara🖊J'aimeo ny pejy ary araho tsy tapaka ny vaova...
04/08/2022

🤩Tsapao ny Vintanao🤩
🎁GRAND TOMBOLA EFA VONONA🎁
Tsotra ny fandraisana anjara🖊
J'aimeo ny pejy ary araho tsy tapaka ny vaovao farany fa mety ianao no ho tsara vintana✊🏻🤝🏻

🎀🎁Grands  Tombola Somaroho🎁🎀
04/08/2022

🎀🎁Grands Tombola Somaroho🎁🎀

𝗚𝗥𝗔𝗡𝗗 𝗧𝗢𝗠𝗕𝗢𝗟𝗔 𝗦𝗢𝗠𝗔𝗥𝗢𝗛𝗢 🏖💯✅Tentez votre chance, participez au Tombola Sômaraho1 er lot : 4X4 BT 502e lot : Voyage à DUBAI...
02/08/2022

𝗚𝗥𝗔𝗡𝗗 𝗧𝗢𝗠𝗕𝗢𝗟𝗔 𝗦𝗢𝗠𝗔𝗥𝗢𝗛𝗢 🏖💯✅

Tentez votre chance, participez au Tombola Sômaraho
1 er lot : 4X4 BT 50
2e lot : Voyage à DUBAI pour 2 personnes
3e lot : 3 tirages différents d'iPhone 13

Pour plus d'informations, n'hésitez pas à nous contacter.

J-1 Du Shows Grand Spectacles🥳♨Préparer Vous Nosy-Be♨Billets Tombola déjà en Vente
01/08/2022

J-1 Du Shows Grand Spectacles🥳
♨Préparer Vous Nosy-Be♨
Billets Tombola déjà en Vente

Tsapao Ny Vintanao sao ianao no ahazo ny loka Goavana 🎁4x4WWT🎀  Araho tsy Tapaka ny pejy Ahitanao ny Vaovao Farany.
31/07/2022

Tsapao Ny Vintanao sao ianao no ahazo ny loka Goavana 🎁4x4WWT🎀

Araho tsy Tapaka ny pejy Ahitanao ny Vaovao Farany.

Stande SOMAROHO Déja en Place🏟🏟🏟
31/07/2022

Stande SOMAROHO Déja en Place🏟🏟🏟

Address

Hell-Ville
207

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Somaroho Festivale Nosy Be 2024 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share