29/05/2026
NOSY BE😭JUSTICE POUR RICHIDI GEORGE !
Aoka ny fanjakaña mba handray handraikitra feno ary hagnamia sazy mafy an'ilay police nahavita violence mortelle tamin'ny TANORA nay igny, ary aoka tsy hagnano kolikoly draiky raharaham-pihavanana fa hampiatran'ny lalagna comme il se doit satria Madagascar dia pays de droit.
Dans le cas contraire, zahay tsy magneky !
TSY MILA AFFECTATION, TSY MILA RAHARAHAM-PIHAVANANA, fa izy tsy maintsy mandalo fitsarahagna fo ary tsy maintsy puni par le code pénal satria à l'encontre ny la loi acte nataony.
Ro io koa tsy hatao kara io, ro io tsy ho voly hamono vahoaka. Police natao hiaro vahoaka draiky mandeha mamono vahoaka.
Hataova naro vita mora baka affaire ty, zahavatsika izy...
Na ino adalagna draiky hadisoagna ny vahoaka dia ny police, ny gendarme ary ny maramila dia tsisy droit mamopoko na mamono vahoaka satria natao hiaro fa tsy hamopoko na hamono, anjaran'ny lalagna magnamia sazy mafy izay olo tsy magnara-dalagna fa tsy anjara naro zegny.
ET SI C'ÉTAIT VOTRE FILS OU VOTRE FILLE A LA PLACE DE RICHIDI ? IMAGINEZ UN PEU !
POUR UNE FOIS, ESSAYONS DE NOUS METTRE À LA PLACE DES AUTRES...
NON À LA VIOLENCE POLICIÈRE ! 🙌🙌🙌
( texte de Lyly Manonga )