Val Radio Ilakaka Représentant RNM 99.2 Mhz

Val Radio Ilakaka Représentant RNM 99.2 Mhz Andohanilakaka

10/10/2024
🔴Anisan'ny asa tena mahafinaritra ny Filoha Andry Rajoelina ny asan'ny Ben'ny Tanàna satria tena manakaiky sy mitakosina...
30/09/2024

🔴Anisan'ny asa tena mahafinaritra ny Filoha Andry Rajoelina ny asan'ny Ben'ny Tanàna satria tena manakaiky sy mitakosina amin'ny vahoaka araka ny nambarany.

🔴Mila mahay misafidy izay ho atao Ben'ny Tanàna ny vahoaka hoy izy satria ny Ben'ny Tanàna no tena afaka mamaha ny olana sy mitondra ny fanovàna. Noraisiny ohatra moa ny asa natombony fony izy Ben'ny Tanànan'Antananarivo toy ny Lapan'ny Tanàna, ny Kianjan'Andohalo, ny fanaovana fanatanjahan-tena eo Marais Masay, ary ny izay vao nanaovan'ny Tarika Ambondrona fampisehoana.

🔴Araka izany dia noresahany manokana ny tanànan' ary nilazany fa programan'asa sy tetikasa no tokony isafidianana Maire. Tsy tokony atao toerana fifandrafiana sy "théâtre de conflit" politika intsony ihany koa ny tanànan'Antananarivo araka ny nambarany.

✅Nilaza moa izy fa hatramin'izay nisian'ny fifidianana Ben'ny Tanàna teto Antananarivo Renivohitra dia mbola tsy nisy nahazo vato betsaka mihoatra noho ny azony tamin'ny 2007, izay 170.000 isa.

Nivahiny tao amin'ny moa ny tenany androany.

Politika Ranoray

Taorian'ny fanangan-tsaina izay niarahana tamin'ny Filohan'ny Delegasionina manokan'ny tanànan'Antananarivo (PDS), Ramat...
30/09/2024

Taorian'ny fanangan-tsaina izay niarahana tamin'ny Filohan'ny Delegasionina manokan'ny tanànan'Antananarivo (PDS), Ramatoa Harilalaa Ramanantsoaa no nilazany ny fanombohana ny fanamboaran-dàlana eto an-drenivohitra izay manomboka androany ary iarahana miasa amin'ny Minisiteran'ny Asa Vaventy - MTP Madagascar.

Isan'ny voakasik'izany moa ireo làlana mampikaikaika ny mponina eto an-drenivohitra rehetra. Madagascar et son futur !

VAOVAO AN-TSARIN'NY TVM amin'ny endriny vaovao 🙏Ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina no ho vahiny voalohany anio hariva a...
30/09/2024

VAOVAO AN-TSARIN'NY TVM amin'ny endriny vaovao 🙏

Ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina no ho vahiny voalohany anio hariva amin'ny 07 ora sy sasany 🙏

Manomboka amin'ny 06 ora sy sasany hariva dia arahintsika mivantana ny lanonana fitokanana ity studio vaovao ity 🙏

Hoy ny SEKRETERA NASIONALIN'NY ANTOKO TGV Atoa Hery RasoamaromakaMbola hamafisiko ento fa ny candidat ISIKA REHETRA MIAR...
14/05/2024

Hoy ny SEKRETERA NASIONALIN'NY ANTOKO TGV Atoa Hery Rasoamaromaka

Mbola hamafisiko ento fa ny candidat ISIKA REHETRA MIARAKA AMIN'NY ANDRY RAJOELINA ihany no Kandida nahazo tso drano tamin ny Filoha Andry Rajoelina. Misadoka izay milaza fa nahazo tso drano taminy.

Ianareo Kandida ny ISIKA MIARAKA AMIN'NY ANDRY RAJOELINA kosa mahaiza manetritena antsoy ny olona rehetra hanohana anareo.

IZAY MITAMBATRA VATO FA IZAY MISARAKA FASIKA.

Madagascar tsy maintsy mandroso miaraka amin ny Filoha Andry Rajoelina

Isika rehetra tsy maintsy mandresy ✌️✌️✌️✌️✌️✌️✌️

Haresaky Ihosy ao renoKa antsika ilakaka eto toy moa fangalana point hipetraha amy seza avao Hotrany naheno kandida hila...
28/03/2024

Haresaky Ihosy ao reno

Ka antsika ilakaka eto toy moa fangalana point hipetraha amy seza avao

Hotrany naheno kandida hilatsaky zay zaho hoe hitondra mpanakanto eto ilakaka fa nanjavo hatramizao tsy rey ty suite ny.

Antsika eto moa efa zatra le omena 5000 ariary dia mangina nefa tsika eto no be pifidy indrindra ato amin'ny Faritra Ihorombe

Tseriky tena hoy ty vezo zay

22/01/2024

Raha misy hira tianao alefa ato Amy Radio dia afaka miditra mp na commentaire tompoko

Araka ny Vaovao aparitaky ny   cello dia tsotra no ambaranay aty ifotonyNy tenako manoratra eto dia aty amin'ny kaominin...
16/11/2023

Araka ny Vaovao aparitaky ny cello dia tsotra no ambaranay aty ifotony

Ny tenako manoratra eto dia aty amin'ny kaominina Andohanilakaka fa ny zava-misy marina dia salle no nampiasana mba hahatomombana ny Fifidianana fa tsy sanatria akory hatao eo ankalamanjana ny Biraon'ny Fifidianana

Antony iray dia tsy ampy ny efitrano ny sekoly EPP aty an-toerana dia voatery tsy maintsy natao tao aminy efitrano Vaovao EPP manarapenitra ny Biraon'ny Fifidianana sasany

Faharoa misy olona manome vola any Fernand Cello aty ilakaka mba hamonoana ny Bureau de vote aty Ambalafary satria io olona nanome Vaovao Io dia nandray vola tamin'ny Kandida izay tohanany

Porofo farany dia milamina tsara ny Fifidianana aty an-toerana sady manomboka Tonga maro ny mpifidy

Efa afaka mandray antsika rehetra ny QG ny Mpanohana ny Kandida laharana faha 3 isika Rehetra miaraka amin'ny Président ...
17/10/2023

Efa afaka mandray antsika rehetra ny QG ny Mpanohana ny Kandida laharana faha 3 isika Rehetra miaraka amin'ny Président Andry Nirina Rajoelina eto Andohanilakaka
Toerana eo amin'ny Shop Airtel Mme Val ampitany Hôtel Vatosoa

Tena raikitra izy ity Efa sasa miandry an’Andriamatoa Filoha Andry Nirina Rajoelina ny vahoakan’i Diego Suarez Miaraka m...
10/10/2023

Tena raikitra izy ity
Efa sasa miandry an’Andriamatoa Filoha Andry Nirina Rajoelina ny vahoakan’i Diego Suarez
Miaraka manao commentaire tsika hoe :

Alefa Prezida N*3

Madagasikara tsy maintsy mandroso Miaraka amin’ny Filoha Andry Nirina Rajoelina Samia manao com jiaby
23/09/2023

Madagasikara tsy maintsy mandroso
Miaraka amin’ny Filoha Andry Nirina Rajoelina
Samia manao com jiaby

Address

Rn7
Ihosy

Telephone

+261334765513

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Val Radio Ilakaka Représentant RNM 99.2 Mhz posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Val Radio Ilakaka Représentant RNM 99.2 Mhz:

Share

Category