Mpiompy Akoho Gasy eto Ihosy - MAGI

Mpiompy Akoho Gasy eto Ihosy - MAGI Miezaka hatrany handroso aminy tsara.

08/09/2023

Garantinay, fa tapitra hatreto ny famokaranao tsy mahafa-po hatramin'izay aorian'ny teknika matihanina homenay anao
----------------------------------------------------
[MATIHANINA-MAIMAIMPOANA]
----------------------------------------------------
:
▪ Fiompiana akoho gasy nohatsaraina, akoho 5 tonga 500 isa isan-taona
▪ Fanamboarana savony vaingany, savony ranony, vovontsavony, savony gasy ary ireo formule hoentinao mivarotra

:
▪ Fiompiana kisoa matihanina, 5 volana dia 100kg
▪ Fanamboarana saribao vert, vita avy amin’ny masonkarena 0.00ariary nefa varotina lafo.

MISORATÀ ANARANA MIALOHA FA NATAO HO ANAO NY FAHOMBIAZANA

20/08/2023

Miarahaba atsika mpitia miompy akohogasy indrindra isika eto ihosy;
Natao ity page ity mba hifanomezana torohevintra sy hizarana izay mahasoa rehetra mahakasika ny fiompiana akoho gasy;
Koa manasa anao ary hanaraka ny page.

Address

Ihosy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mpiompy Akoho Gasy eto Ihosy - MAGI posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share