Alfa Radio Ikalamavony

Alfa Radio Ikalamavony Ilay Radioko,Radionao,Radiontsika ah,ALFA RADIO

Arahabaina nahatratra ny asamanitra eeee!! ▫️1960-2024 feno 64 taoana ny nanambarana fa mahaleontena i MadagasikaraTsy d...
26/06/2024

Arahabaina nahatratra ny asamanitra eeee!!
▫️1960-2024 feno 64 taoana ny nanambarana fa mahaleontena i Madagasikara

Tsy diso anjara tamin'ny fankalazana izany isika tato Ikalamavony fa dia nangotraka ny fety, raha tsiahivina nanomboka ny 19 Jona teo ny podium sy ny hetsika maro samy hafa.

Ireto mis sary maromaro maneho izany

: Gaston

Tontosa androany Alarobia faha 17 Aprily 2024 tamin'ny 9 ora maraina ny fisarihana ny laharan'ireo kandida  Solambavamba...
17/04/2024

Tontosa androany Alarobia faha 17 Aprily 2024 tamin'ny 9 ora maraina ny fisarihana ny laharan'ireo kandida Solambavambahoaka ato amin'ny Distrikan'Ikalamavony.
Samy solonten'ireo kandida roa moa no niatrika izao fisarihana ny laharana izao, ka toizao ny fokatrin'ny fisarihana natao:

Kandida N°: 1 - RAHARIMAMPIONONA
( ISIKAKA REHETRA MIARAKA
AMIN' I ANDRY RAJOELINA)

Kandida N°: 2 - RAKOTONIAINA Pety
(TSY MIANKINA)

Sary:

Salama aby eee!!Kely sisa dia hoasotry IkalamavonySary
05/04/2024

Salama aby eee!!
Kely sisa dia hoasotry Ikalamavony

Sary

29 Mars 1947 - 29 Mras 2024Feno 77 taona ny tolona nataon'ireo mahery fon'ny FirenenaHoatsika teto Ikalamavony dia nisy ...
29/03/2024

29 Mars 1947 - 29 Mras 2024
Feno 77 taona ny tolona nataon'ireo mahery fon'ny Firenena

Hoatsika teto Ikalamavony dia nisy ny fahatsiarovana ireo mahery fon'ny firenena ka nametrahana fehezam-bonikazo teo amin'ny tsangambato fahatsiarovana izay notarihin'ny chef Distrikan'Ikalamavony

Notolorana solom-bod'akoho ihanikoa ireo solotenan'ny Ray amandreny,Tapaporohana sisa tsy may
Sary

Trano may aty ampanivana, tokony t@ 10ora maraina teo ho eo,  tsy fantatra mazava tsara izay tena niantombohan'ny afo.Sa...
26/03/2024

Trano may aty ampanivana, tokony t@ 10ora maraina teo ho eo, tsy fantatra mazava tsara izay tena niantombohan'ny afo.

Sary: Andry

Miarahaba anareo   amin'izao O8 Martsa izaoNahafinaritra ny fankalazana ny 8 Martsa teto amin'ny renivohitrin'ny distrik...
08/03/2024

Miarahaba anareo amin'izao O8 Martsa izao
Nahafinaritra ny fankalazana ny 8 Martsa teto amin'ny renivohitrin'ny distrikan'Ikalamavony izay notahirihin'ny Ramatoa Solombavambahoaka sy ireo fikambanambehivavy maro samy hafa

Ireto misy sary vitsivitsy maneho izany

Naka ny sary

Maraina indray ny andro mibaliaka ny masoandro. Mitohy ny fiainanana an-andavanandron'ny mponinanaMirary tontoloandro  m...
10/01/2024

Maraina indray ny andro mibaliaka ny masoandro. Mitohy ny fiainanana an-andavanandron'ny mponinana

Mirary tontoloandro mahafinaritra hoantsika rehetra

Sary: Rg Gaston

Miarahaba antsika rehetra natratra ny taona 2024.Enganie mba hitondra faombiazana sy fasoavana hoantsika ity taona vaova...
01/01/2024

Miarahaba antsika rehetra natratra ny taona 2024.Enganie mba hitondra faombiazana sy fasoavana hoantsika ity taona vaovao ity

AALFA RADIO

Arabaina nahatratra ny farany daholy eeeeehh!!!Aza hadino fa homena sehatra indray ianareo mpihaino amin'ny alalan'ny an...
31/12/2023

Arabaina nahatratra ny farany daholy eeeeehh!!!
Aza hadino fa homena sehatra indray ianareo mpihaino amin'ny alalan'ny antso mivatana eto amin'ny ALFA RADIO 97.0 Fm manomboka amin'ny 5 ora ariva,Mba hoetitsika mirarisoa ireo havana, namana, sns
Ireto ary ny laharana: 034 33 846 21
033 43 806 17

Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny Noëly🎄🎄. Ary mirary Noël sambatra hoantsika 🎄🎄
25/12/2023

Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny Noëly🎄🎄. Ary mirary Noël sambatra hoantsika 🎄🎄

Address

Ikalamavony

Telephone

+261346164243

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Alfa Radio Ikalamavony posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Alfa Radio Ikalamavony:

Share

Category