
03/04/2024
π₯°π₯°π₯°ALEOKOπ₯°π₯°π₯°
Tsy hiandry anao hivolana
Na hiandry diavolana
Hitenenanao hoe tiaβ€
Vao ho hasiako fy
Ny fiarahantsika roaπ«
Tsy miandry toky koa
Fa ny malinao tsy dify
Sariaka menafify
Endrikao balika
Masoandro tsy mipika
Omaly anio rahampitso
Izay no tena iriko
Aleoko izaho mijaly
Aleoko izaho maharary
Tsy sitran_dokotera
Hitsikasina sy ianjera
Noho ny amintsika roa
Toy izay ianao no voa
Noho ny mombamomba ny amiko
Fa ahy ianao tsy indramiko
Tiako ka sahaniko
F'ho avin'ny ankaniko
RAIM'S RJ ACHAIAH
IN ADOLAM-PANEMBONANA
AMBATONDRAZAKA
13-11-19