Voronkely Chapelle Militaire Ivato

Voronkely Chapelle Militaire Ivato VORONKELY ANDIANY VANO 🕊️💛,FIV.278ème ✨

Vita soa ny lasy MIKOLO❤️✨ Misaotra an’Andriamanitra lehibe fa Tontosa soa aman-tsara ny lasy izay notenterahina tany Ma...
24/08/2025

Vita soa ny lasy MIKOLO❤️✨

Misaotra an’Andriamanitra lehibe fa Tontosa soa aman-tsara ny lasy izay notenterahina tany Mahanoro😍💪🏼,
Ankasitrahana ihany koa ianareo Ray aman-dreny nandefa ny zanankareo sy nahatoky hatrany ireo mpiandraikitra 🥰,
Ho an’ny fanabeazana hatrany eh😉✅

📍

Andro Faharoa🔥-Mikolo NatioraMafinaritra aty andasy aty😍! Jereo amin’izao ara ny asa-tanan’ireo voronkely ✅Mamiii eriiii...
19/08/2025

Andro Faharoa🔥
-Mikolo Natiora

Mafinaritra aty andasy aty😍! Jereo amin’izao ara ny asa-tanan’ireo voronkely ✅Mamiii eriiii

LASY MIKOLO✨Tongasoa ny lasy Mikolo🔥izay tanterahina eto Mahanoro rse ! -Mikolo Hatsarana 🥰-Mikolo Fanahy 😇-Mikolo Saina...
19/08/2025

LASY MIKOLO✨

Tongasoa ny lasy Mikolo🔥izay tanterahina eto Mahanoro rse !
-Mikolo Hatsarana 🥰
-Mikolo Fanahy 😇
-Mikolo Saina 🤓

II Samoela 12:3b « ary nokolokoloiny tsara io ka nitombo teo aminy sy ny zanany »

06/08/2025

LASY LEHIBE IZAY HO TANTERAHINA NY 18-24 Août any Mahanoro ❤️

LASY AM-PITIA❤️🔥Arabaina daholo ny voronkely rehetra nahatratra izao 60 taona izao 🦃💛 Mifankatia toy mpirahavavy isika !...
12/07/2025

LASY AM-PITIA❤️🔥

Arabaina daholo ny voronkely rehetra nahatratra izao 60 taona izao 🦃💛
Mifankatia toy mpirahavavy isika ! 😍Ary iray ao Amin’ny Jesoa Kristy

Misaotra an’Andriamanitra hatrany Amin’ny zavatra rehetra ❤️🙏
06/07/2025

Misaotra an’Andriamanitra hatrany Amin’ny zavatra rehetra ❤️🙏

« Je vous ai dit cela pour que par moi, vous ayez la paix. Dans le monde, vous allez souffrir. Mais soyez courageux: j’a...
20/04/2025

« Je vous ai dit cela pour que par moi, vous ayez la paix. Dans le monde, vous allez souffrir. Mais soyez courageux: j’ai vaincu le monde. » Jean 16:33

P***a Fandresena❤️ Mirary ny soa ho antsika rehetra amin’izao fetin’ny p***a izao , 🥰
Skoto Chap-Mi Ivato fiv.278

«Mais le Seigneur veille sur ceux qui le respectent, sur ceux qui espèrent en son amour.»‭‭Psaumes‬ ‭33‬:‭18‬ ‭PDV2017‬‬...
12/04/2025

«Mais le Seigneur veille sur ceux qui le respectent, sur ceux qui espèrent en son amour.»
‭‭Psaumes‬ ‭33‬:‭18‬ ‭PDV2017‬‬

Fankasitrahana no atolotray ho an’ireto ankizy ireto androany 😍❤️, nanao zay faraherin’izy ireo tamin’ity concours technique ity ⚜️🥰 Mirary soa ho an’ise 👌

Hianareo no fahazavan’izao tontolo izao . Tsy azo afenina ny tanàna izay miorina eo an-tampon-tendrombohitra .🥰🥰        ...
06/04/2025

Hianareo no fahazavan’izao tontolo izao . Tsy azo afenina ny tanàna izay miorina eo an-tampon-tendrombohitra .🥰🥰
💛Matio5:14💛
🪽Voronkely CHAP-MI Ivato🪽
😍ANDIANY VANO 😍

Joyeux Anniversaire Harena Michella voronkely ❤️🎀Jereo anie izato fitomboan’ise eh😍Andray mamy eryyy , Mirary soa hatran...
06/04/2025

Joyeux Anniversaire Harena Michella voronkely ❤️🎀
Jereo anie izato fitomboan’ise eh😍Andray mamy eryyy , Mirary soa hatrany dia hitombo isanandro ao amin’ny Jesoa anie ⚜️

«Oui, moi, le Seigneur, je connais les projets que je forme pour vous. Je le déclare: ce ne sont pas des projets de malheur mais des projets de bonheur. Je veux vous donner un avenir plein d’espérance.»
‭‭Jérémie‬ ‭29‬:‭11‬ ‭PDV2017‬‬

Izany izahay raha skoto eh 😍⚜️, •••isany zavatra mampiavaka ny ato amin’ny SAMPATI moa ny lalao🥰.Izahay dia tia milalao,...
23/03/2025

Izany izahay raha skoto eh 😍⚜️,

•••isany zavatra mampiavaka ny ato amin’ny SAMPATI moa ny lalao🥰.Izahay dia tia milalao, tia misareba, tia mitarika ary indrindra tia Mivavaka ❤️❤️❤️

Indro aseho anay aminareo ny alahadinay 🥹

Happy International Women’s Day🌹«Une femme courageuse, qui la trouvera? Elle a plus de valeur que des bijoux.»‭‭Proverbe...
08/03/2025

Happy International Women’s Day🌹

«Une femme courageuse, qui la trouvera? Elle a plus de valeur que des bijoux.»
‭‭Proverbes‬ ‭31‬:‭10‬ ‭

«Il dit: « Beaucoup de femmes sont courageuses. Mais toi, tu les dépasses toutes! »
‭‭Proverbes‬ ‭31‬:‭29‬ ‭

Tadidio hoe vehivavy mahery ianao, ho Tahiana manokana anie isika vehivavy rehetra , indrindra ny vehihavy manana anjara andraikitra ato Amin’ny fikiambanana ⚜️

Address

Ivato
103

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Voronkely Chapelle Militaire Ivato posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share