23/09/2025
🌟 TENCE MENA | 15 ans de scene | Grand concert Palais des Sports Mahamasina 🌟
📅 Alahady, 19 Oktobra 2025
📍 Palais des Sports Mahamasina
⏰ Manomboka amin’ny 2:30 tolakandro
🔥 Ho fankalazana ny 15 niakarana an-tsehatra, Tence Mena dia manasa anao amin’ny seho goavana tsy hay hadinoina miaraka amin’ireo mpanakanto malaza eto Madagasikara:
🎶 LJO – Denise – Rim-Ka – Lowis – Tence Mena – Black Nadia – Ejema – Ayo Naej – Yassik24
🎟 Vidin-tapakila:
• Fan Zone: 7 000 Ar • Simple: 10 000 Ar • Sylver: 15 000 Ar • Lite: 25 000 Ar • Gold: 30 000 Ar • V.I.P: 50 000 Ar • V.VIP: 100 000 Ar
👉 Ny tapakila dia efa azonao jifaina ao amin’ny:
📍Super Music Analakely
📍Pho resto
📍E-City Behoririka
📍TaiwanMoto Ankazomanga
📍bigsoundstudio.net
📍Ketrika.com
Infoline: 0345859995
⚡ Seho miavaka, sehatra lehibe tsy hay hadinoina no miandry anao!
BIG SOUND Studio