20/01/2026
Fanabeazana
Raha tiana ny hanana zanaka vanona dia tsara raha beazina amin'ny fitiavana sy fahatahorana an'Andriamanitra dieny mbola kely izy. Mitondra fanazavana Atoa Iary, mpitaiza tanora no Filoha mpanorina ny Taratry ny Mazava. Sary John Poussin