Zoky Tsiry

Zoky Tsiry Zoky Tsiry – Officiel
Coordonnateur Régional FFM Betsiboka
Leader de la jeunesse | Entrepreneur
Engagé pour l’unité, le développement et l’avenir de Betsiboka.

FAMETRAHANA FFM – FANILON’NY FANAVAOZANA HO AN’I MADAGASIKARANotanterahina tamim-pahombiazana ny fametrahana ny mpandrin...
20/06/2026

FAMETRAHANA FFM – FANILON’NY FANAVAOZANA HO AN’I MADAGASIKARA

Notanterahina tamim-pahombiazana ny fametrahana ny mpandrindra eo anivon’ny FFM. Maneho ny fanoloran-tena sy ny firaisankina entina hanatanterahana ny vina sy ny tanjon’ny fikambanana izany.

Manolo-tena ny FFM hihaino ny hetahetan’ny vahoaka, handray ny fitarainana ary hampita izany amin’ireo tompon’andraikitra mahefa, ho fampandrosoana maharitra sy fanavaozana ho an’ny rehetra.

FFM – Taratry ny Fanavaozana, Hery ho an’ny Fampandrosoana. 🇲🇬✨

🔴🟢Hoy ny Mpanakanto Black Nadia tao amin'ny pejiny:TENA TSY HAY MARINA NY AMPITSO 🥺Ity olona ity dia hitako foana taminy...
08/06/2026

🔴🟢Hoy ny Mpanakanto Black Nadia tao amin'ny pejiny:

TENA TSY HAY MARINA NY AMPITSO 🥺
Ity olona ity dia hitako foana taminy fahazazako ,teny aminy cité militaire a Nanisana.
Mitsiky lava zay izy de mandeha mafy foana miaraka aminy sac à dos 😂 hotrany hoe maika lava 😂
Efa miaramila izy tamizay 😂

Satria ny anabaviny voisine nay,sady izaho no nitaiza ny zanany anabany taminy izany 🤗
Kopatanana ho any tati FANJA🥰

NY TIAKO LAZAINA DIA HOE: TSY ISIKA OLOMBELONA NO MAHAY NY AMPITSO FA ANDRIAMANITRA.
Mahatsiaro tena fière be izany aho mahita azy amizao ,satria hitako nahazo tombony,fa efa nahita azy fony mbola kely🥰

TSY AIKO ALOHA FA AMIKO IANAO TENA MAMIKO SATRIA ANISANY ,NITAIZA AHY AMINY FIVAVAHANA IHANY KOA NY FIANAKAVIANAO.

OLON ANDRIAMANITRA TOKOA IANAO
TENA OLONA MENDRIKA HO ANY FIRENENA
Ho ela velona Mr le president 🙏

31/05/2026
‎Ampio karibônetra kely ny rano hamolosanao akoho amam-borona dia ho itanao fa iray minitra sy valo dia hadio tanteraka‎...
25/05/2026

‎Ampio karibônetra kely ny rano hamolosanao akoho amam-borona dia ho itanao fa iray minitra sy valo dia hadio tanteraka

‎Hosory karibônetra kely manify ny hena mialohan'ny hampidiranao azy anaty vata fampanarahana, dia sasàna madio tsara ny ampitso mialohan'ny handrahoana azy fa mora halemy ny hena

‎Raraho karibônetra ny faritra maloto na may amin'ny vilany na lapoaly, dia ampio rano kely fotsiny mandifotra ny vidivilany na lapoaly iny dia ampangotraho ambony afo... Ho hitanao fa hiala hoazy ny loto rehefa diovinao kely fotsiny izy aveo

‎📌Ireto torohevitra vitsivitsy ireo, dia hanampy be anao amin'izao vanim-potoan'ny fety izao🫵
‎------------------------------------
‎Fa nanoma ilay fanomezana lehibe ho anareo renim-pianakaviana izahay efa ao ve ianao?

‎ARAHO NY PEJY FA ETO NO HAHITANAO HEVITRA MAHASOA MAROBE

‎_ Zoky Tsiry

Un grand merci à mes nouveaux followers !
20/05/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers !

22/04/2026

Une de mes publications a obtenu plus de 10 réactions la semaine dernière. Merci à tout le monde pour votre soutien ! 🎉

Address

Rn, 04
Maevatanana
412

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zoky Tsiry posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share