Kay ve Zany é

Kay ve Zany é Miarahaba anao tompoko tongasoa ato amin i Pejy Kay Ve Zany é.Ity Pejy ity dia natao mba hifampizar

Rivodoza Fytia:VOIN-KAVA MAHATRATRA Tonga nanatanteraka ny adidiny teto amin'ny toerana fandraisana ireo TRABOINA teto a...
02/02/2026

Rivodoza Fytia:

VOIN-KAVA MAHATRATRA

Tonga nanatanteraka ny adidiny teto amin'ny toerana fandraisana ireo TRABOINA teto amin'ny EPP Fiofio ny fikambanana VMM Vahoakany Mahajanga Miray androany.

Tonga nanolotra vary ho fanomezantanana ny BNGRC sy ny fitondrampanjakana izay misy ankehitriny.

Tsy misy manana ny ampy fa sambatra izay mifanampy.

Source:Page facebook TONGANIRINA Zafiarinefo

𝐓𝐨𝐡𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐧𝐭𝐢𝐧𝐚 𝐚𝐧-𝐭𝐬𝐚𝐫𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐦𝐩𝐨𝐧𝐢𝐧'𝐢 𝐌𝐚𝐡𝐚𝐣𝐚𝐧𝐠𝐚 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚 𝐑𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐍𝐈𝐑𝐈𝐍𝐀 𝐌𝐢𝐜𝐡𝐚𝐞̈𝐥 𝐦𝐢𝐯𝐚𝐝𝐲 𝐦𝐢𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐌...
02/02/2026

𝐓𝐨𝐡𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐧𝐭𝐢𝐧𝐚 𝐚𝐧-𝐭𝐬𝐚𝐫𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐦𝐩𝐨𝐧𝐢𝐧'𝐢 𝐌𝐚𝐡𝐚𝐣𝐚𝐧𝐠𝐚 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚 𝐑𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐍𝐈𝐑𝐈𝐍𝐀 𝐌𝐢𝐜𝐡𝐚𝐞̈𝐥 𝐦𝐢𝐯𝐚𝐝𝐲 𝐦𝐢𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐌𝐩𝐚𝐧𝐨𝐥𝐨𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐀𝐯𝐨𝐧'𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚, 𝐧𝐲 𝐉𝐞𝐧𝐞𝐫𝐚𝐥𝐲 𝐑𝐀𝐍𝐎𝐄𝐋𝐒𝐎𝐍 𝐙𝐀𝐅𝐈𝐓𝐀𝐒𝐎𝐍𝐃𝐑𝐘 𝐌𝐚𝐫𝐜𝐞𝐥𝐥𝐢𝐧.

𝟎𝟏 𝐟𝐞𝐛𝐫𝐨𝐚𝐫𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟔, 𝐌𝐚𝐡𝐚𝐣𝐚𝐧𝐠𝐚.

Source :Page facebook PRRM.

𝟎𝟏 𝐟𝐞𝐛𝐫𝐨𝐚𝐫𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟔 | 𝐋𝐚𝐩𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐚̀𝐧𝐚 𝐌𝐚𝐡𝐚𝐣𝐚𝐧𝐠𝐚𝐅𝐢𝐡𝐚𝐨𝐧𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐭𝐨𝐦𝐩𝐨𝐧' 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐢𝐤𝐢𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐢...
02/02/2026

𝟎𝟏 𝐟𝐞𝐛𝐫𝐨𝐚𝐫𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟔 | 𝐋𝐚𝐩𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐚̀𝐧𝐚 𝐌𝐚𝐡𝐚𝐣𝐚𝐧𝐠𝐚

𝐅𝐢𝐡𝐚𝐨𝐧𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐭𝐨𝐦𝐩𝐨𝐧' 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐢𝐤𝐢𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐬𝐚𝐧-𝐭𝐬𝐨𝐤𝐚𝐣𝐢𝐧𝐲 𝐦𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐧𝐲 𝐫𝐢𝐯𝐨𝐝𝐨𝐳𝐚 𝐅𝐘𝐓𝐈𝐀. (Source Page PRRM)

Messi Quitte le BarçaMessi Niala ao amin ny Barça
05/08/2021

Messi Quitte le Barça
Messi Niala ao amin ny Barça

Hajao ny fepetra ara parahasalamana fa na dia ohabolana ntsika malagasy aza miteny hoe   misoroka toy  izay mitsabo  #
19/07/2020

Hajao ny fepetra ara parahasalamana fa na dia ohabolana ntsika malagasy aza miteny hoe misoroka toy izay mitsabo #

Tsara ho Fantatra ho Fisorohana  @ COVID- 19
18/03/2020

Tsara ho Fantatra ho Fisorohana @ COVID- 19

14/11/2019
Hafatry ny Papa Ray Masina hoan'ny Filoham-pirenena sy ny vahoaka Malagasy
09/09/2019

Hafatry ny Papa Ray Masina hoan'ny Filoham-pirenena sy ny vahoaka Malagasy

Address

Mahajanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kay ve Zany é posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share