VOG Sonor Studio

VOG Sonor Studio Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from VOG Sonor Studio, Music production studio, Vers Village touristique, Mahajanga.

23/11/2024

Tao aorian’ny fotoana naharitra nihatoana dia ambara fa miverina amin’ny laoniny amin’izay ny pejy VOG Sonor miaraka amin’ireo zavatra maro azo hifampizarana tompoko 🎥🎧.

Manasa antsika hatrany hanjohy sy hanaraka ny pejy tompoko 🙏🏻.

📌NB: Tsy mirona ary tsy manao politika isika fa miara-miasa fotsiny 😎. Mirary soa ✨

VOG Sonor

05/08/2023

Miarahaba antsika rehetra ato amin'ny pejy oh 👋. Tena ialana tsiny indrindra tompoko fa nohon'ny fanamboarana maro isan-karazany (tato amin'ny studio) dia somary nangina kely ny pejin-tsika 🙏.
✔Fa atoato dia manomana zavatra maro ifampizarana isika ato amin'ny pejy. Manasa antsika anjohy hatrany.
Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika tompoko ❤

🎊🎊🎊HAPPY BIRTHDAY PEPE SHINE🎊🎊🎊 Izahay ato am' V.O.G Sonor  dia miarahaba an'i Pepe Shine am'izao andro malaza ho Azy iz...
27/06/2023

🎊🎊🎊HAPPY BIRTHDAY PEPE SHINE🎊🎊🎊

Izahay ato am' V.O.G Sonor dia miarahaba an'i Pepe Shine am'izao andro malaza ho Azy izao... Faly sy sambatra ary tretrika izahay manana Azy... Mankasitraka indrindra ny am' fisianao tompoko 😭❤🙏. Mirary Anao ho tonga am tanjona ambony indrindra. Hitahy Anao mihaotra anie Jesosy Tompo ❤

Pepe Shine dia vehivavy:
- tena tia an'Andriamanitra am fony rehetra
- tia mi-prioriser foana ny asan'ny Tompo
- tena hoe hita ao Aminy ny toe-pon'Andriamanitra.
- fitaratra velona ho anay
- be fandeferana sy tena manetry tena 🙏
- feno fifaliana 😀
- be fitiavana ❤
- be tsikitsiky sy vazivazy, tompony mitsy 😁
- tena mahafinaritra anie zao e ❤
- mifandray am olona rehetra isan-tsokajiny
- manetry tena am le niveau ambony be ❤
●Isany olona arahiko ara-piainana, oui vehivavy Izy fa misy toetra sy caractère an'Andriamanitra ao anatiny tena tiako ❤...

28/01/2023

"Because of your smile, You make life more beautiful"

Be happy, enjoy Your Life and go ahead 🔥🔥🔥
26/01/2023

Be happy, enjoy Your Life and go ahead 🔥🔥🔥

Même quand tout va mal, apprend à garder la tête haute 🔥🔥 Psaumes 23: 4
22/01/2023

Même quand tout va mal, apprend à garder la tête haute 🔥🔥
Psaumes 23: 4

Bon dimanche à tous 🔥🎧
08/01/2023

Bon dimanche à tous 🔥🎧

04/01/2023

Miarahaba antsika rehetra amzao taona vaovao izao e 🎉👋❤. Irariana mba ho taona zina sy hitondra zava-baovao eo am fiainan-tsika anie ity taona vaovao ity (Isaia 43: 19).
Manaraka an'izay dia ity misy hira ho solon'ny fifandraisan-tsika tànana. Mihainoa finaritra tompoko ❤🎧.
Vocal: Toffy 🎤
Compositeur: Jonathan Andrianarijaona 🎹
Mix/mastering: V.O.G Sonor Studio 🎛🎧
Vidéo: Yharena Johnson 📽🎬
Misaotra betsaka indrindra antsika rehetra manaraka hatrany ny pejy, aza adino ny mizara izany am'namana.

V.O.G Sonor 2023 ✔

‼️Miarahaba antsika rehetra tompoko. Tena ialana tsiny raha somary tsy actif ny pejitsika tao ao izay fa noho ny antony ...
21/12/2022

‼️Miarahaba antsika rehetra tompoko. Tena ialana tsiny raha somary tsy actif ny pejitsika tao ao izay fa noho ny antony "technique" ary koa ho fanatsarana... Manomboka izao dia hiezaka hizara ny soa sy ny tsara ho antsika. Misaotra betsaka tompoko. Mirary soa oh... 🎛🎧🎸

❗Every man was once a student🎸🎛V.O.G Sonor
12/11/2022

❗Every man was once a student🎸🎛
V.O.G Sonor

10/11/2022

❗Ialana tsiny ilay vidéo teo fa lasa tsy misy feo, dia tsy maintsy nesorina fa hiezaka hitady vahaolana hafa... misaotra antsika 🙏

Address

Vers Village Touristique
Mahajanga
401

Opening Hours

Monday 07:00 - 17:00
Tuesday 07:00 - 17:00
Wednesday 07:00 - 17:00
Thursday 07:00 - 17:00
Friday 07:00 - 17:00
Saturday 07:00 - 17:00

Telephone

+261329602282

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when VOG Sonor Studio posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to VOG Sonor Studio:

Share