
26/06/2025
Taranaka mitondra lasan-drazana! Iray isika na samy manana ny fiaviany, ny endriny ary ny fomba drazany 🤍❤💚
"Ny lamba, ny loko, ary ny fitafy dia anisan’ny endriky ny fahatsiarovana sy fanehoana fitiavana ny tanindrazana. Mamelona ny art malagasy isika amin’ny fankalazana sy fanehoana azy ankehitriny." ✨
Mifalia fa malagasy 🇲🇬
Tia LATRO