Le décryptage

Le décryptage Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Le décryptage, Media/News Company, Mangarivotra, Mahajanga.

Miondrika manoloana ireto tanora Malagasy vo 17 sy 21 taona hita faty teny Ambohimanga Rova androany rehefa tsy hitan'ny...
24/08/2026

Miondrika manoloana ireto tanora Malagasy vo 17 sy 21 taona hita faty teny Ambohimanga Rova androany rehefa tsy hitan'ny fianakaviany ary nanaovana filazana fikarohana nanomboka ny zoma lasa teo
Miantso ireo izay manam-baovao mikasika izao tranga vono olona tamin'ny fomba feno habibiana izao ny fanjakana
Mankahery ny fianakavin'izy roa vavy
&Haingotiana

07/08/2026

Nanome herin'andro namahana ny olan'ny delestazy hoan'ireo onisana mpamatsy herin'aratra ny filoha. Maro no nitehaka sy faly tamin'izany fanambarana izany
Nitondra fanazavana moa ny ENELEC saingy hatreto inona ny tohiny ?
Tapa-bolana aty aorina ...

𝐀𝐦𝐩𝐢𝐚𝐤𝐚𝐫𝐢𝐧𝐚 𝟏𝟐,𝟓% 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐮𝐱 𝐝𝐢𝐫𝐞𝐜𝐭𝐞𝐮𝐫 𝐞𝐨 𝐚𝐧𝐢𝐯𝐨𝐧'𝐧𝐲 𝐁𝐚𝐧𝐤𝐲 𝐅𝐨𝐢𝐛𝐞 𝐄𝐟𝐚 𝐧𝐚𝐦𝐩𝐨𝐢𝐳𝐢𝐧𝐚 𝐢𝐨 𝐟𝐞𝐩𝐞𝐭𝐫𝐚 𝐢𝐨 𝐫𝐚𝐡𝐚 𝐧𝐲 𝐩𝐨𝐥𝐢𝐭𝐢𝐤𝐚 𝐚𝐫𝐚 𝐭𝐨𝐞-𝐤𝐚𝐫𝐞𝐧...
06/08/2026

𝐀𝐦𝐩𝐢𝐚𝐤𝐚𝐫𝐢𝐧𝐚 𝟏𝟐,𝟓% 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐮𝐱 𝐝𝐢𝐫𝐞𝐜𝐭𝐞𝐮𝐫 𝐞𝐨 𝐚𝐧𝐢𝐯𝐨𝐧'𝐧𝐲 𝐁𝐚𝐧𝐤𝐲 𝐅𝐨𝐢𝐛𝐞 𝐄𝐟𝐚 𝐧𝐚𝐦𝐩𝐨𝐢𝐳𝐢𝐧𝐚 𝐢𝐨 𝐟𝐞𝐩𝐞𝐭𝐫𝐚 𝐢𝐨 𝐫𝐚𝐡𝐚 𝐧𝐲 𝐩𝐨𝐥𝐢𝐭𝐢𝐤𝐚 𝐚𝐫𝐚 𝐭𝐨𝐞-𝐤𝐚𝐫𝐞𝐧𝐚 𝐧𝐚𝐦𝐩𝐢𝐡𝐚𝐫𝐢𝐧'𝐢𝐭𝐲 𝐟𝐢𝐭𝐨𝐧𝐝𝐫𝐚̀𝐧𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐢𝐭𝐲.
❗️Tsy nahita mangirana mihitsy ny sehatra famokarana rehetra fa nosesefana entana nafarana mba nitazonana ny vidin'entana ho mora.
❗️Simba ny vidim-bokatry ny tantsaha izay mbola maro an'isa alo hatreto
❌ Ny fampiakarana karama sy fanomezana prime isan-karazany olom-bitsy (tsy mihoatra ny 1% ny vahoaka) dia tampi-maso fotsiny ary poizina hoan'ny toe-karena

🔴🔴🔴Vokany : Ny fampitombona ny vola mivezivezy (masse monétaire) nohon'ny famokarana dia mitarika ny atao hoe inflation (sondrobidim-piainana). Mba ahafana mihefy an'io fiakarana tsy ho ambony laotra ny antony nampiakaran'ny banky foibe ny tahan'ny fampindramam-bola hoan'ireo banky tsotra ho 12,5%

🔐 Mety hiakatra araka izany koa ny zana-bola ho alain'ireo banky lehibe, madinika na koa Microfinance any amin'ireo mpanjifa azy.
𝒍𝒆 𝒅𝒆́𝒄𝒓𝒚𝒑𝒕𝒂𝒈𝒆

03/08/2026

🔥❗️𝗠𝗮𝘆 𝗻𝘆 𝘁𝘀𝗲𝗻𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗕𝗮𝘇𝗮𝗿 𝗞𝗲𝗹𝘆 𝗧𝗼𝗮𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮 𝗮𝗹𝗶𝗻𝗮
Naharitra ora maro ny firetana na dia tonga ara-potoana aza ny mpamonjy voina, nanao ny ezaka nifandrimbona ny Commune, ny Port, sns fa sarotra ny nifehy ny afo nohon'ny tsy fahampian'ny bouche à incendie
Mankahery ireo mpiray Tanidrazana rava fanànana sy tapaka fihariana noho izao voina lehibe izao

31/07/2026

Fikaonan-doha hoan'iny tanora hoe ?
Tanora manodidina ny 400 no miatrika ny fikaonan-doha eny Ivato, Misolotena ireo faritra 24 eto Madagasikara hono izy ireo fa maro ny manontany tena hoe tamin'ny fomba aona no nafahana nifantina ireo solotena ireo ?
Efa nampoizina fa kitoatoa sy petatoko ny fikarakarana, vokany savorovoro sy fifamaliana toy izao ny adi-hevitra mandritra ilay hoe fikaonan-doha.
Toy ireo karazana fivorivoriana sy fikaonan-doha natao rehetra tany aloha dia tsy nisy nitondra vokany fa fandanian'andro no niafarany.
Aza adino fa 14 volana sisa dia hifarana ny fe-potoana nomenan'ny HCC ny fitondrana fanavaozana raha tsy hoe angaha hanitra indray ? koa raha hiodikodina tsy misy zotra mazava eto dia fotoana very fa ny krizy dia hiverina eto foana
𝒍𝒆 𝒅𝒆́𝒄𝒓𝒚𝒑𝒕𝒂𝒈𝒆

Ovina vo hanana mpitondra tompon'andraikitra i Madagasikara ?Ireo rehetra izay nifandimby nitondra dia nanilika hatrany ...
27/07/2026

Ovina vo hanana mpitondra tompon'andraikitra i Madagasikara ?
Ireo rehetra izay nifandimby nitondra dia nanilika hatrany ny olana na tsy fahombiazana any amin'ireo tany aloha avokoa. Tsy matsiaro manana andraikitra amin'ny fahasarotana na olana mihitsy ny mpitondra manana fahefana
𝒍𝒆 𝒅𝒆́𝒄𝒓𝒚𝒑𝒕𝒂𝒈𝒆

20/07/2026

𝐍𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐛𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐞𝐧𝐭𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐑𝐞𝐩𝐨𝐛𝐥𝐢𝐤𝐚, 𝐧𝐲 𝐊𝐨̂𝐥𝐨̂𝐧𝐞𝐥𝐲 𝐑𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐍𝐈𝐑𝐈𝐍𝐀 𝐌𝐢𝐜𝐡𝐚𝐞̈𝐥, 𝐦𝐢𝐤𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐄𝐍𝐄𝐋𝐄𝐂 :
‼️ « 𝙉𝙮 𝙯𝙖𝙫𝙖𝙩𝙧𝙖 𝙢𝙞𝙨𝙮 𝙙𝙞𝙖 𝙞𝙯𝙖𝙤 : 𝙣𝙮 𝙁𝙖𝙣𝙟𝙖𝙠𝙖𝙣𝙖 𝙈𝙖𝙡𝙖𝙜𝙖𝙨𝙮 𝙚𝙛𝙖 𝙖𝙣-𝙩𝙖𝙤𝙣𝙖𝙣𝙮 𝙢𝙖𝙧𝙤 𝙩𝙖𝙣𝙮 𝙖𝙡𝙤𝙝𝙖𝙣𝙖𝙮 𝙩𝙖𝙣𝙮 𝙣𝙤 𝙣𝙖𝙣𝙖𝙤 𝙛𝙞𝙖𝙧𝙖𝙝𝙖-𝙢𝙞𝙖𝙨𝙖 𝙩𝙖𝙢𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝙤𝙡𝙤𝙣𝙖 𝙢𝙖𝙧𝙤. 𝙈𝙖𝙧𝙤𝙗𝙚 𝙞𝙯𝙮 𝙞𝙧𝙚𝙤, 𝙢𝙞𝙨𝙮 𝙃𝙁𝙁, 𝙢𝙞𝙨𝙮 𝙉𝙀𝘼, 𝙢𝙞𝙨𝙮 𝙀𝙉𝙀𝙇𝙀𝘾, 𝙢𝙞𝙨𝙮 𝙣𝙮 𝙝𝙖𝙛𝙖. 𝘿𝙞𝙖 𝙣𝙮 𝙯𝙖𝙫𝙖-𝙢𝙞𝙨𝙮 𝙖𝙤 𝙏𝙤𝙖𝙢𝙖𝙨𝙞𝙣𝙖, 𝙀𝙉𝙀𝙇𝙀𝘾 𝙣𝙤 𝙖𝙤 ; 𝙖𝙣𝙮 𝘿𝙞𝙚́𝙜𝙤, 𝙀𝙉𝙀𝙇𝙀𝘾 𝙣𝙤 𝙖𝙤 ; 𝙖𝙣𝙮 𝙈𝙖𝙝𝙖𝙟𝙖𝙣𝙜𝙖, 𝙀𝙉𝙀𝙇𝙀𝘾 𝙣𝙤 𝙖𝙤.. 𝘿𝙞𝙖 𝙣𝙮 𝙢𝙖𝙝𝙖𝙜𝙖𝙜𝙖 𝙛𝙖 𝙖𝙢𝙞𝙣’𝙞𝙧𝙚𝙤 𝙩𝙤𝙚𝙧𝙖𝙣𝙖 𝙞𝙧𝙚𝙤 𝙨𝙖𝙢𝙮 𝙢𝙖𝙣𝙖𝙣𝙖 𝙤𝙡𝙖𝙣𝙖 𝙙𝙖𝙝𝙤𝙡𝙤. 𝙈𝙖𝙣𝙖𝙣𝙖 𝙤𝙡𝙖𝙣𝙖 𝙙𝙖𝙝𝙤𝙡𝙤 𝙞𝙧𝙚𝙤 𝙩𝙤𝙚𝙧𝙖𝙣𝙖 𝙞𝙧𝙚𝙤, 𝙞𝙯𝙖𝙝𝙖𝙮 𝙁𝙖𝙣𝙟𝙖𝙠𝙖𝙣𝙖 𝙖𝙣𝙚𝙛𝙖 𝙩𝙨𝙮 𝙢𝙞𝙩𝙨𝙖𝙝𝙖𝙩𝙧𝙖 𝙢𝙖𝙣𝙙𝙚𝙛𝙖 "𝙜𝙧𝙤𝙪𝙥𝙚" 𝙖𝙣𝙮 𝙖𝙢𝙞𝙣’𝙞𝙧𝙚𝙣𝙮 𝙩𝙤𝙚𝙧𝙖𝙣𝙖 𝙞𝙧𝙚𝙣𝙮 𝙢𝙗𝙖 𝙝𝙖𝙢𝙚𝙣𝙤 𝙞𝙡𝙖𝙮 "𝙜𝙖𝙥", 𝙞𝙡𝙖𝙮 𝙩𝙨𝙮 𝙖𝙢𝙥𝙮 𝙖𝙢𝙞𝙣’𝙞𝙡𝙖𝙮 𝙤𝙧𝙞𝙣𝙖𝙨𝙖.
⭕️ 𝙉𝙮 𝙢𝙖𝙝𝙖𝙜𝙖𝙜𝙖, 𝙧𝙚𝙝𝙚𝙛𝙖 𝙢𝙖𝙢𝙥𝙞𝙙𝙞𝙩𝙧𝙖 𝙞𝙯𝙖𝙝𝙖𝙮 𝙢𝙖𝙣𝙖𝙢𝙥𝙮 𝙣𝙮 "𝙜𝙧𝙤𝙪𝙥𝙚" 𝙝𝙤 𝙖𝙣’𝙣𝙮 𝙅𝙄𝙍𝘼𝙈𝘼 𝙙𝙞𝙖 𝙢𝙖𝙢𝙥𝙞𝙝𝙚𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙖𝙯𝙮 𝙣𝙮 𝙀𝙉𝙀𝙇𝙀𝘾. 𝙄𝙣𝙤𝙣𝙖 𝙣𝙤 𝙖𝙣𝙩𝙤𝙣𝙮 ? 𝙏𝙨𝙮 𝙛𝙖𝙣𝙩𝙖𝙩𝙧𝙖𝙮 !
📌 𝘼𝙣𝙙𝙧𝙤𝙖𝙣𝙮 𝙖𝙝𝙤 𝙙𝙞𝙖 𝙢𝙖𝙢𝙥𝙞𝙩𝙖𝙣𝙙𝙧𝙞𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙀𝙉𝙀𝙇𝙀𝘾 : 𝙈𝙖𝙙𝙖𝙜𝙖𝙨𝙞𝙠𝙖𝙧𝙖 𝙙𝙞𝙖 𝙖𝙣’𝙣𝙮 𝙈𝙖𝙡𝙖𝙜𝙖𝙨𝙮 ! 𝙍𝙚𝙝𝙚𝙛𝙖 𝙩𝙨𝙮 𝙝𝙞𝙖𝙨𝙖 𝙚𝙩𝙤 𝙈𝙖𝙙𝙖𝙜𝙖𝙨𝙞𝙠𝙖𝙧𝙖 𝙞𝙯𝙮 𝙙𝙞𝙖 𝙢𝙞𝙖𝙡𝙖 ! 𝙇𝙖𝙯𝙖𝙞𝙣𝙮 𝙛𝙖 𝙢𝙞𝙨𝙮 𝙢𝙖𝙣𝙖𝙤 "𝙨𝙖𝙗𝙤𝙩𝙖𝙜𝙚" 𝙣𝙚𝙛𝙖 𝙩𝙨𝙮 𝙢𝙞𝙨𝙮 𝙤𝙡𝙤𝙣𝙖 𝙖𝙛𝙖𝙠𝙖 𝙢𝙞𝙙𝙞𝙩𝙧𝙖 𝙖𝙣𝙞𝙚 𝙖𝙤 𝙖𝙢𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝙀𝙉𝙀𝙇𝙀𝘾 𝙖𝙛𝙖-𝙩𝙨𝙮 𝙣𝙮 𝙢𝙥𝙞𝙖𝙨𝙖𝙣’𝙣𝙮 𝙀𝙉𝙀𝙇𝙀𝘾 𝙞𝙝𝙖𝙣𝙮. 𝘼𝙥𝙚𝙩𝙧𝙖𝙝𝙤 𝙣𝙮 "𝙘𝙖𝙢𝙚́𝙧𝙖", 𝙖𝙥𝙚𝙩𝙧𝙖𝙝𝙤 𝙣𝙮 𝙛𝙖𝙣𝙖𝙧𝙖𝙝𝙖-𝙢𝙖𝙨𝙤 𝙝𝙞𝙟𝙚𝙧𝙚𝙣𝙖 𝙞𝙡𝙖𝙮 "𝙨𝙖𝙗𝙤𝙩𝙖𝙜𝙚' 𝙛𝙖 𝙤𝙝𝙖𝙩𝙧𝙖 𝙣𝙮 𝙢𝙖𝙝𝙖𝙜𝙖𝙜𝙖 𝙛𝙖 𝙞𝙨𝙖𝙠𝙮 𝙣𝙮 𝙢𝙖𝙢𝙥𝙞𝙙𝙞𝙩𝙧𝙖 "𝙜𝙧𝙤𝙪𝙥𝙚" 𝙣𝙮 𝙅𝙄𝙍𝘼𝙈𝘼 𝙖𝙫𝙮 𝙖𝙩𝙮 𝙖𝙢𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝙁𝙖𝙣𝙟𝙖𝙠𝙖𝙣𝙖 𝙙𝙞𝙖 𝙢𝙞𝙙𝙞𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙀𝙉𝙀𝙇𝙀𝘾.
🗣️ 𝙄𝙯𝙖𝙤 𝙣𝙤 𝙩𝙞𝙖𝙠𝙤 𝙝𝙤𝙩𝙚𝙣𝙞𝙣𝙖 : 𝙞𝙤 "𝙘𝙤𝙣𝙩𝙧𝙖𝙩" 𝙞𝙤 𝙙𝙞𝙖 𝙩𝙤𝙠𝙤𝙣𝙮 𝙢𝙗𝙤𝙡𝙖 𝙝𝙖𝙫𝙚𝙧𝙞𝙣𝙖 𝙝𝙤𝙟𝙚𝙧𝙚𝙣𝙖 𝙠𝙤𝙖 𝙞𝙤 𝙝𝙤 𝙖𝙣’𝙞𝙯𝙖𝙮 𝙩𝙤𝙢𝙥𝙤𝙣𝙖𝙣𝙙𝙧𝙖𝙞𝙠𝙞𝙩𝙧𝙖 𝙢𝙞𝙠𝙖𝙨𝙞𝙠𝙖 𝙞𝙯𝙖𝙣𝙮. 𝙁𝙖 𝙞𝙤 "𝙘𝙤𝙣𝙩𝙧𝙖𝙩" 𝙞𝙤 𝙙𝙞𝙖 𝙢𝙞𝙨𝙮 𝙢𝙞𝙡𝙖𝙯𝙖 𝙝𝙤𝙚 65%-𝙣'𝙣𝙮 𝙫𝙤𝙡𝙖 𝙖𝙤 𝙖𝙣𝙖𝙩𝙮 "𝙘𝙤𝙣𝙩𝙧𝙖𝙩" 𝙙𝙞𝙖 𝙖𝙡𝙤𝙖𝙣’𝙣𝙮 𝙅𝙄𝘼𝙍𝘼𝙈𝘼 𝙖𝙢𝙞𝙣’𝙣𝙮 𝙀𝙉𝙀𝙇𝙀𝘾 𝙛𝙤𝙖𝙣𝙖, "𝙨𝙮𝙨𝙩𝙚́𝙢𝙖𝙩𝙞𝙦𝙪𝙚", 𝙣𝙖 𝙞𝙣𝙤𝙣𝙖 𝙯𝙖𝙫𝙖𝙩𝙧𝙖 𝙢𝙞𝙨𝙮 𝙣𝙖 𝙞𝙣𝙤𝙣𝙖 𝙯𝙖𝙫𝙖𝙩𝙧𝙖 𝙢𝙞𝙨𝙮. 𝙊𝙝𝙖𝙩𝙧𝙖 𝙖𝙣𝙮 𝘿𝙞𝙚́𝙜𝙤 : 18 𝙈𝙒 𝙣𝙤 𝙩𝙤𝙠𝙤𝙣𝙮 𝙝𝙤𝙢𝙚𝙣’𝙣𝙮 𝙀𝙉𝙀𝙇𝙀𝘾 𝙙𝙞𝙖 11 𝙈𝙒 𝙣𝙤 𝙛𝙞𝙡𝙖𝙣𝙖 𝙖𝙤 𝘼𝙣𝙩𝙨𝙞𝙧𝙖𝙣𝙖𝙣𝙖, 𝙠𝙖 𝙧𝙖𝙝𝙖 𝙢𝙖𝙣𝙤𝙢𝙚 𝙛𝙤𝙩𝙨𝙞𝙣𝙮 𝙞𝙯𝙮 𝙣𝙮 65%, 𝙞𝙯𝙖𝙮 𝙩𝙨𝙮 𝙢𝙖𝙞𝙣𝙩𝙨𝙮 𝙖𝙡𝙤𝙖𝙣’𝙣𝙮 𝙅𝙄𝙍𝘼𝙈𝘼 𝙞𝙨𝙖𝙣-𝙩𝙖𝙤𝙣𝙖, 𝙙𝙞𝙖 𝙩𝙨𝙮 𝙩𝙤𝙠𝙤𝙣𝙮 𝙝𝙖𝙣𝙖𝙣𝙖 𝙤𝙡𝙖𝙣𝙖 𝙖𝙤 𝘿𝙞𝙚́𝙜𝙤. 𝙁𝙖 𝙞𝙣𝙤𝙣𝙖 𝙣𝙤 𝙯𝙖𝙫𝙖-𝙢𝙞𝙨𝙮 ? 3 𝙈𝙒 𝙣𝙤 𝙫𝙤𝙠𝙖𝙧𝙞𝙣𝙮 𝙠𝙖𝙣𝙚𝙛𝙖 𝙣𝙮 𝙁𝙖𝙣𝙟𝙖𝙠𝙖𝙣𝙖 𝙈𝙖𝙡𝙖𝙜𝙖𝙨𝙮 𝙩𝙨𝙮 𝙢𝙖𝙞𝙣𝙩𝙨𝙮 𝙝𝙖𝙣𝙙𝙤𝙖 𝙛𝙤𝙖𝙣𝙖 𝙞𝙡𝙖𝙮 65%-𝙣'𝙣𝙮 𝙫𝙤𝙡𝙖 𝙖𝙤 𝙖𝙣𝙖𝙩𝙮 "𝙘𝙤𝙣𝙩𝙧𝙖𝙩" ! 𝙆𝙖 𝙞𝙣𝙤𝙣𝙖 𝙞𝙯𝙖𝙣𝙮 ? 𝙁𝙖𝙣𝙖𝙢𝙗𝙖𝙠𝙖𝙣𝙖 ? 𝘽𝙞𝙗𝙮 𝙞𝙯𝙖𝙣𝙮 𝙣𝙮 𝙑𝙖𝙝𝙤𝙖𝙠𝙖 𝙈𝙖𝙡𝙖𝙜𝙖𝙨𝙮 𝙣𝙤 𝙨𝙞𝙢𝙗𝙖𝙞𝙣𝙖 𝙤𝙝𝙖𝙩𝙧𝙖 𝙞𝙯𝙖𝙤 ?
🔥𝙈𝙖𝙢𝙥𝙞𝙩𝙖𝙣𝙙𝙧𝙞𝙣𝙖 𝙖𝙝𝙤 𝙚𝙩𝙤 𝙛𝙖𝙧𝙖𝙣𝙮 : 𝙢𝙖𝙣𝙤𝙢𝙚 𝙖𝙣𝙙𝙧𝙤 𝙫𝙞𝙩𝙨𝙞𝙫𝙞𝙩𝙨𝙮, 𝙞𝙩𝙮 𝙝𝙚𝙧𝙞𝙣𝙖𝙣𝙙𝙧𝙤 𝙞𝙩𝙮, 𝙣𝙮 𝙀𝙉𝙀𝙇𝙀𝘾 𝙖𝙝𝙤 𝙛𝙖 𝙧𝙖𝙝𝙖 𝙩𝙨𝙮 𝙩𝙖𝙛𝙖𝙫𝙚𝙧𝙞𝙣𝙖 𝙞 𝘿𝙞𝙚́𝙜𝙤, 𝙏𝙤𝙖𝙢𝙖𝙨𝙞𝙣𝙖 𝙨𝙮 𝙈𝙖𝙝𝙖𝙟𝙖𝙣𝙜𝙖, 𝙢𝙖𝙝𝙞𝙩𝙖 𝙞𝙯𝙮 ! 𝙈𝙞𝙨𝙖𝙤𝙩𝙧𝙖, 𝙏𝙤𝙢𝙥𝙤𝙠𝙤. »
🎥 Prédidence

20/07/2026

Sary nanamarika sy nampihetsi-po : Leo Messi & Lamine Yamal
Na dia nisy ny fifampiantsina sy fifandonana mafy nandritra ny lalao teo amin'ny ekipa roa tonta dia tonga nampahery an'i Messi i Lamine Yamal vo vita lalao

𝑫𝒊𝒅𝒊𝒆𝒓 𝑫𝒆𝒔𝒄𝒉𝒂𝒎𝒑𝒔 : 14 𝒕𝒂𝒐𝒏𝒂 𝒏𝒊𝒕𝒂𝒓𝒊𝒉𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒆𝒌𝒊𝒑𝒂𝒎-𝒑𝒊𝒓𝒆𝒏𝒆𝒏𝒂 𝑭𝒓𝒂𝒏𝒕𝒔𝒂𝒚  🇫🇷📊 Statistika183 lalao🟢 120 fandresena🤝 35 ady saha...
15/07/2026

𝑫𝒊𝒅𝒊𝒆𝒓 𝑫𝒆𝒔𝒄𝒉𝒂𝒎𝒑𝒔 : 14 𝒕𝒂𝒐𝒏𝒂 𝒏𝒊𝒕𝒂𝒓𝒊𝒉𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒆𝒌𝒊𝒑𝒂𝒎-𝒑𝒊𝒓𝒆𝒏𝒆𝒏𝒂 𝑭𝒓𝒂𝒏𝒕𝒔𝒂𝒚 🇫🇷

📊 Statistika
183 lalao
🟢 120 fandresena
🤝 35 ady sahala
🔴 28 faharesena

🏆 Zava-bita

- Tompondaka eran-tany (Coupe du Monde) 2018
- Tompondakan'ny Ligue des Nations 2021
- Finaliste Euro 2016
- Finaliste Mondial 2022

Ankehitriny dia i Zinedine Zidane no tsara toerana handimby an'i Didier Deschamps eo amin'ny fitarihana ny ekipam-pirenena Frantsay.

Raha tsy misy fiovana, ny lalao fiadiana ny laharana faha-3 amin'ny 18 Jolay no ho lalao farany hitarihan'i Didier Deschamps ny "Les Bleus", ka hamaranany amin'izay ny 14 taona nitondrany ny ekipa.
𝒍𝒆 𝒅é𝒄𝒓𝒚𝒑𝒕𝒂𝒈𝒆

13/07/2026

IRETO AVY NO TSY METY TRATRA RAHA MANAO RATSY ETO @ FIRENEN - TSIKA !
✍️ Ny Mpampangala jaza
✍️ Ny mpampangalatra taolam paty
✍️ Ny mpampanototra tany

🎥 𝑅𝑖𝑗𝑎 𝑅𝑎𝑛𝑑𝑟𝑖𝑎𝑛𝑎𝑛𝑑𝑖𝑎𝑛𝑖𝑛𝑎

Address

Mangarivotra
Mahajanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Le décryptage posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share