Radio Voix de la Sagesse Mahajanga

Radio Voix de la Sagesse Mahajanga Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Radio Voix de la Sagesse Mahajanga, Media/News Company, Bât. Hôtel Bella Maria, Mahajanga.

Flash!Ny aty @ faritrin'ny Ambohimandamina sy sotema amin'izao marainan'ny Asabotsy 27 Septambra 2025 .Miverina manohy n...
27/09/2025

Flash!
Ny aty @ faritrin'ny Ambohimandamina sy sotema amin'izao marainan'ny Asabotsy 27 Septambra 2025 .
Miverina manohy ny asa andavan'androny ny mpivarotra raha tsy vitsy kosa ireo mpividy tonga manao provisions sy miantsena.
Azo lazaina milamina ny aty an-toerana amin'izao.

26/09/2025

🔴 FANAMBARANA OFISIALY

Ny Minisiteran’ny Haitao ara-kajy mirindra, ny Paositra ary ny Fifandraisan-davitra dia manamafy fa VAOVAO DISO ny filazana fa hisy fahatapahan’ny aterineto anio amin’ny 2:00 tolakandro.

👉 Mangataka izahay mba hanamarina loharano ofisialy foana alohan’ny hinoana vaovao miparitaka.
👉 Manentana ny rehetra hihazonana ny fahatoniana sy filaminana ary hanaja ny fananan’olon-tsotra sy ny iombonana.

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Masminah Anlia, Moustapha Jean Louis, Star Taf Tia, Hä Lįmãh, Yas Mine
24/09/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Masminah Anlia, Moustapha Jean Louis, Star Taf Tia, Hä Lįmãh, Yas Mine

23/09/2025
21/09/2025

Mirary faran’ny erinandro mahafinaritra ho an’ny rehetra…
Votre santé notre priorité

Félicitations !! MachaAllah!Izy roa ireo no  solotenan'ny Mahajanga tafiakatra finale t@ ilay fifaninana " Fahalalana @ ...
21/09/2025

Félicitations !! MachaAllah!
Izy roa ireo no solotenan'ny Mahajanga tafiakatra finale t@ ilay fifaninana " Fahalalana @ ankapobeny ny Boky Masina KORANY",
ary mbola izy ireo ihany koa no nahazo ny toerana faharoa sy fahatelo raha ny Antananarivo no voalohany.
Ka miarahaba azy roa lahy izay eto @ Radio Voix de la Sagesse Mahajanga ary mankasitraka an'ireo nandray anjara rehetra!!
Wa anlaykoum salam.

Ali Akbar Gasy

15/09/2025

Salam Alkm
Indro ilay lien hidirana amin’ny ilay Quiz

https://forms.gle/frj6qpXQxWkMqYo4A

mot de pass : Fcraquiz2 Aza hovaina ny anaranao teo aloha sy ny Email ary ny Numero telephon fa io no ahafatarana anao

14/09/2025

Salam Alkm
Alhamdulillah vita ny dingana voalohany tamin’ny ilay Quiz wilad Nabi (saw)
rahampitso indray ny dingana faharoa

FANAMARIHANA : Izay tafiakatra tamin’ny omaly ihany no mandray anjara rahampitso
Misoratra tompoko

Jour 2:O Allàh, rapproches-moi, durant ce mois, de Ta satisfaction et éloigne-moi de Ta colère et de Ta Vengeance. Amène...
03/03/2025

Jour 2:
O Allàh, rapproches-moi, durant ce mois, de Ta satisfaction et éloigne-moi de Ta colère et de Ta Vengeance. Amène-moi à réciter Tes Versets (le Coran) par Ta Miséricorde, O le plus Miséricordieux des miséricordieux.

Address

Bât. Hôtel Bella Maria
Mahajanga
401

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Radio Voix de la Sagesse Mahajanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share